Andriamanitra sy ny Baiboly

21. marindra ( 24/02/2009 20:51)
Andriamanitra mpanasitrana!
Andriamanitra mpamaha olana!
Andriamanitra mpanao fahagagana!
Andriamanitra mahery tsy resin'iza na iza ka tena mahery izay manana azy.... sns......

Izay no re etsy sy eroa, torian'ireo havana kristiana.... Marina izany, saingy marina tapany ihany. Ary fanantenana paokaty no entiny satria tsy mahatohitra ny rivo-maherin'ny fiainana akory.

le mpitory zany no atao we manome fanantenana poakaty??
Fa nga avy @ mpitory no ahafahana manova ny fiainan'oul iray??
Marina tapany ihany??? Fa iza no tena mahalala ny tena fahamarinana lol
22. fijo ( 06/03/2009 22:03)
le fomba fitoriana mihintsy no mila hovana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0652