ANTANANARIVO anie ka malàza MADITRA vahoaka e!......

1. lemenakely ( 14/02/2009 20:22)
1972 : dia efa namoaka izany hira izany ny tarika LOLO SY NY TARINY , FRS IALAHY

2009: 37 taona aty aoriana mbola vao maika MADITRA BE !.... :!:
répondu par kidoropamba le 15/02/2009 15:12
2. xxx ( 14/02/2009 20:48)
naditra kely fotsiny izy izany tam 1991 sy 2002 ve ry rougepetit ? :-D :-D :-D
3. lemenakely ( 14/02/2009 21:05)
xxx:

naditra kely fotsiny izy izany tam 1991 sy 2002 ve ry rougepetit ? :-D :-D :-D



Ity tena ditra be! Be olona maty , be zavatra simba?
4. kidoropamba ( 15/02/2009 15:12)
RANTSANIFINDRAVALO NO HANAOVANAY FIRAVAKA RAHA MBOLA MIZIRIZIRY EO ITY ADALA LAHY ITY.

MIALA HOA ELA FA TSY MISY MILA AN'ELA NY VAHOAK MALAGASY A
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0335