ALEO HAZAVA LE RESAKA E

1. zama91 ( 14/02/2009 19:26)
Tsy izay 10.000 nilahatra teny @ 13mai no handeha hanosihosy ny safidin'olona il ya 2ans nifidy an'i ra8 55pourcent ny vato mankery.Tsy misy intsony izany firenena eto ambonin'ny tany hoe haka fanjakana @ izao izany,miandry ny election
2. lemenakely ( 14/02/2009 19:39)
Dia anjaran ilay olona nahazo 55% no manome fitokisana ny olona NA NIFIDY AZY NA NY TSY NIFIDY azy e! hoe mbola izy aloha no ara-dalàna !

Izay no tena izy fa tsy ilaozana mandany andro etsy sy eroa , ny anay 30 000pers ny anareo 5 000pers isan 'andro izao :!:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1152