za dia anisany nokaramaina ho eny mahamasina

21. ralalaina ( 14/02/2009 15:04)
tandremo sao tapaka lalandra eo lesy a,kely aina nefa te hanao eo
22. yuka ( 14/02/2009 15:05)
iza no kely aina ee :twisted: :-D
23. patrick2002 ( 14/02/2009 15:07)
ary sao dia karamaina koa ry Noue sy yuka ,tsinjo ary heidi eh !
i Yuka aloha tsy karamaina fa bourse-ny Ravalomanana any Japan io ,niaraka t@ Ivohasina :wink: ,ho very seza izany indry izao atsy ho atsy ry yuka satria hiala eo i Ministre Ivohasina Razafimahefa , aza matahotra anky fa ho tendrena ministra eo @ 13 mai indry ah! rehefa ianareo indray ny eo @ 13 Mai amin'izay :-D :-D :-D
24. yuka ( 14/02/2009 15:14)
INONA ITY LALAINDRA-PAT ITY EE!!
ZAZA ADALA IANAO !!!
AZA AFANGARO HOA NY RESAKA FA TSSS!!!
:twisted:
25. yuka ( 14/02/2009 15:17)
INONA ITY LAZAINDRA-PAT ITY EE!!
ZAZA ADALA IANAO !!!
AZA AFANGARO HOA NY RESAKA FA TSSS!!!
:twisted:
26. yuka ( 14/02/2009 15:19)
lasa diso tsipelina mintsy ve ranga ny joba lety ee!
AZA MITENITENY FOANA RAKIZY AA! :-D :-D
27. ralalaina ( 14/02/2009 15:19)
enao no tena adala tsy mahazo resaka fohy fisainana
28. kidoropamba ( 14/02/2009 15:25)
Mitandrema ianao ry Yuka fa TENA KIDNAPE-ANDRY ZALAHY DIA ALEFANY ANY AM-PONJA SATRIA MANOMPA VAHOAKA.

Mitandrema hoy aho satria tena leon'ny jadona ny vahoaka ato. Ary raha any amponja ianao diaz tena ataondry zalahy MASAKA MIHITSY E. MIVONTO BE REHEFA AVY EO FA TENA TSY HAMELANDRY ZALAHY MIHITSY RAHA TSY MI-EXPLOZY E. Fa raha izany no tianao, aleo OMENA Anao fa tsy misomonga nby zana-bahoaka @ izao.

MIALA HOE ELA RAVALO FA MPAMONO OLONA E
29. Noue ( 14/02/2009 16:09)
zao fotsiny eeee ! tairo oa ny sary sy ny chiffres androany dia ho hitantsika eo zany eee tssss
30. xxx ( 14/02/2009 17:14)
iza ny vahoaka tiandra kid bevolonpava izany e? sa ianareo 4dahy ireo? tsy mbola azo lazaina ho vahoaka izany e ntsss badamena!
31. heidi ( 14/02/2009 20:51)
22. Mpandefa : patrick2002 [ Valio ] 14-02-2009 16:07:43
Lohateny : Re : za dia anisany nokaramaina ho eny mahamasina
ary sao dia karamaina koa ry Noue sy yuka ,tsinjo ary heidi eh !
i Yuka aloha tsy karamaina fa bourse-ny Ravalomanana any Japan io ,niaraka t@ Ivohasina ,ho very seza izany indry izao atsy ho atsy ry yuka satria hiala eo i Ministre Ivohasina Razafimahefa , aza matahotra anky fa ho tendrena ministra eo @ 13 mai indry ah! rehefa ianareo indray ny eo @ 13 Mai amin'izay


izaho nokaramin'i tgv ka! :-D :-D :-D :-D fa nalaiko fotsiny ny volany de naratsiko be ato am forum izy te ho vedrana eo, vola adala tompo :-D :-D :-D
32. Papoose ( 15/02/2009 02:20)
maty tsika ty!!! ohatsan'ny masetsoka be ato zany =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0071