za dia anisany nokaramaina ho eny mahamasina
1. ralalaina
(
14/02/2009 14:00)
voaporofo fa notambazana vola ny olona tonga teny mahamasina anisany izany ny tenako izay nomena 100 000fmg,ankoatra izay misy guichet tao mahamasina nanomezana ireo olona avy lavitra,mbola filaharana be ao izao
novalian'i Papoose ny 15/02/2009 02:20
2. Noue
(
14/02/2009 14:11)
soahiany fa efa nihiratra ny mason'ny olona @ ity fitapitaka sy lainga rehetra natao taminy ireny eee !! natao SORONA
ka zay lazainao dia anao zany fa hita zao fa lainga beeeee :-D :-D :-D :-D izaho koa anie afaka manao dinika eto miseho ho vavolombelona eeee !! saingy intondra ahy mankaiza zany eee ???? tsssss
ka zay lazainao dia anao zany fa hita zao fa lainga beeeee :-D :-D :-D :-D izaho koa anie afaka manao dinika eto miseho ho vavolombelona eeee !! saingy intondra ahy mankaiza zany eee ???? tsssss
3. tsinjo
(
14/02/2009 14:14)
ka iza kou mo nanotany anao we nomena vola ve enao sa tsy nomena nakeny e ,de ra nomena ve de nandray ? inn ny dikany ra nandray ?...... :roll: :roll: :roll: :-P
4. Noue
(
14/02/2009 14:18)
k'ita fa tsisy kil androany fa lasa tany mahamasina daholo ny olona dia mody io sisa no argument atao tssss :^) :^) :^) :^)
5. andrywui
(
14/02/2009 14:19)
iratwing kou avy any Antsirabe lery de naazo vola vints sy sakafo aller-retour daoul on ze nande !!! ny tena loza de ty !!! tsa sahy naka olona tetyamin manodididna an'iarivo tsony fa le volan'ol tam sabotsy teo aza zao tsy voalo !! de natahotra naka tety amin manodididna de' any Atsirabe ndray on zany ozy ra-Twing ry le sahobaka no maka olona hokaramaina hameno toerana fa ny Iarivoiste zany zara ra nahazo 100 anga zany no mba teto !! fa olona be lamba sy avy any am faritany manodididna no azony nambakaina !!! asa naiza ndray zao hanodina ny volanry zareo ireo toy ny tam sabotsy
6. Jokera
(
14/02/2009 14:23)
ka na anome ohatrinona ary Ravalo, efa tsy président ny malagasy rehetra intsony izy ankehitriny. Ela nitoratorahana izy... zatra nanagadra sy nisambotra manampahefana tany aminy province izy dia nieritreritra fa azo atao an'izany i antananarivo. Lui, il n'a rien compris...
7. tsinjo
(
14/02/2009 14:25)
monsieur le ministre : nahazo olona ve ny teo @ 13 mey ? de mba asio sary nge azafady e(ANDRYWUI)
8. ralalaina
(
14/02/2009 14:26)
malahelo daholo ireto namana DRA8 mpamono olona ireto rehefa lazina azy ny marina izany no aina ko te hanao eo,hatraminizao mbola misy mizara vola aty mahamasina de tongava aty ranoue fa omena koa ny anjaranao a
9. andrywui
(
14/02/2009 14:28)
tsinjo donto a!! tsy zah ane ry le vesa be ty no mpandefa sary tsy miteny sy votany kely reny teto oa fa ny akamanlah i ra- Noue e izay anotanian !! fa ra mbola amorsenlah amzany sary ratsy kely zany farany aho de ho amphinananko amzany elah
10. tsinjo
(
14/02/2009 14:33)
monsieur le ministre : ka i noue no niteny tamiko we i ministre no mandefa sary votany kely reny kou
11. andrywui
(
14/02/2009 14:39)
f'anga itsinjotsy maahay mamaky teny fa de zay lazain Noue foana zany no arahina .??? tsy hita i Noue efa miala pa be io??? izy no tompn'ireny sary votany kely reny oa !!! ita izy tsy mamaky anzany mits io !!!!
12. Razouzou
(
14/02/2009 14:42)
mandainga ialahy :-D :-D :-D sa nokaramainy maina ihany koa :-D :-D :-D tsss manala baraka . Manao tsipaky ny mial'aina fa efa Tena Gisa Vita :-P :-P :-P
13. yuka
(
14/02/2009 14:45)
tsy misy maharatsy anizany raha izany no hentinao hanaratsiana azy eto!
izy ary zany mba mizara vola ho anareo sahirana,sy ianao drodroka teny @ 13mai io kou!
misaora zany ianao an'ANDRIAMANITRA fa novojen-dra8 100.000fmg hii!hii! :-D :^)
izy ary zany mba mizara vola ho anareo sahirana,sy ianao drodroka teny @ 13mai io kou!
misaora zany ianao an'ANDRIAMANITRA fa novojen-dra8 100.000fmg hii!hii! :-D :^)
14. Noue
(
14/02/2009 14:50)
dray dray dray natsohin'ny PM wiwiwi hatramin'ny Jokerany klet'ieeee :-D :-D :-D :-D :-D
15. ndenn
(
14/02/2009 14:51)
Mba misy afaka mandefa sary teny mahamasina sy teny @ 13 mai androany vé aloha ho anay aty alavitra ô ? :{ :{ :{
16. ralalaina
(
14/02/2009 14:54)
hay kala dondrona indray io mteniteny foana io tsy mifanaraka @ tarehinao mihintsy ilay hevitra poakaty,razouzou,ela ngah no nanome maina,elisany no manao tsipaky ny miala maina koa raha tsy izany ve hanakarama oona ho eny mahamasiana,hairato ny maso ry razouzou gidro a
17. yuka
(
14/02/2009 14:55)
asaivo havoakany ralalaina ny sariny nandray anilay 100000 fmg eee! :-D :-D :-D
18. ralalaina
(
14/02/2009 15:00)
ho avy fa aza maika fa tandremo sao tapaka lalandra eo ampijerana sary hihihihi
19. Optik
(
14/02/2009 15:03)
ralalaina:
voaporofo fa notambazana vola ny olona tonga teny mahamasina anisany izany ny tenako izay nomena 100 000fmg
mmmmmhhhhhhh hi hi hhhh ha ha ha ha =)) =)) =))
Iny ndray no tsitako !!!
Zah kou mahay :
voaporofo fa omena vola ny olona hatao minisitry ny Tena Governemanta Vôtany ,anisany izany ny tenako izay notambazana 100 000fmg.....tsy misy mety hilahatra hatr@ zao ...
mmmmmhhhhhhh hi hi hhhh ha ha ha ha =)) =)) =))
20. yuka
(
14/02/2009 15:03)
mody asiana olona manolotra 100 lam ve???
ianao no te matimbola azo vidina mora any eo vao be lazao eo! :-D :-D
ianao no te matimbola azo vidina mora any eo vao be lazao eo! :-D :-D
