Mahamasina: tonga ao ny Filoham-pirenena
21. bozyboleta
(
14/02/2009 11:19)
sao averinay eo ndray le 26janv vao mipenipenina be mitomany be eto eo ndray laisany!! zay vo tsy rariny e!! hitan' Andriamanira zao éé! mbola hanody éé ! oiéé ! oié ! ha ha ha
sa ve ho averina e!!!! ha ha ha ha
Avereno raha mbola sahy!!!
22. tsinjo
(
14/02/2009 11:22)
ka inn oa no tsy itabatabaina zany marina zany eo ampotiny ao fa tsy any ambadika vao mamelitsaho e :-D :-D :-D
23. andrywui
(
14/02/2009 11:24)
tena zany ve le gonnn a!!!! tena tsy honohono tsony ty fitaterana olona ty zany !!! de vints fotsiny ve mba omena ny pokna le aza !!! ary mba hitan'i Noue aza ve zao ty hevitra ato ty sa hodiany faninnnn !!! aiza no tsy ahitany anito zao fa menatra ry le toara ze loza reo amzany vaovao zany de mipitsapitsa kely any !!! ao Anosikely zany no fizany vola !! he he he mazava !! ndana mba maka any ry le Tsinjo ,Noue Ngohia , penguin, Molota ,razouzouro a !! iramosébe anareo ony ane mizara vola ho an'ny olona rehetra ko nareo ve tsy mba haka e!! hi hi hi na mba hividianana jus aza
24. Oay
(
14/02/2009 11:25)
bozyboleta:
sao averinay eo ndray le 26janv vao mipenipenina be mitomany be eto eo ndray laisany!! zay vo tsy rariny e!! hitan' Andriamanira zao éé! mbola hanody éé ! oiéé ! oié ! ha ha ha
sa ve ho averina e!!!! ha ha ha ha
Avereno raha mbola sahy!!!
bozy averina ndray ve d hanararaopaty ny filou, sao d mba tsy rariny é, fa firy ny olona mila halatsan-drà mba hampilamina an'ilay any Morondava é!
26. andrywui
(
14/02/2009 11:32)
VAKIO TSARA TY FIJOROANA ATAON'NY TWING TY === HOY I TWING HOE:::
i twing tompoko dia aty Bira ary nahita ny fiaigan ireo olona niakatra tany iarivo ihazo an i Mahamasina.
nisy t@ ireo no namana ary nanipy sy nanasa oe andao e?
vints anie dia tonga any @ ville e?entohana ny vary @ anana eo Ambohimandroso.ny Daba misy, aller retour.
Tsy nandeha ny twing e.kely loatra ilay chiffre.
kanjo inona ny ampitson iny nihaona indray zay mitsam. 50 indray kay lesy ilay vola fa efa nisy nanakepoka dia nampidinina kely.hein hein 50% be zao ny mpanera klé!
ary ny enjana dia mbola misy namana tavela any fa tsy nahita ilay fiara niverenana intsony.LOL.
kay oe natao fanahinina mihintsy mba hiandry ny anio e.
raha mila fanazava fanampiny dia mijere eo Anosikely rehefa avy eo e
HAY KOSA ZANY NO ATAO AN?? MAZAVA !!!

27. bozyboleta
(
14/02/2009 11:32)
Hita @ zao ny maha tariky ny mpanao Terrorisme, Guerre, Violence an'ireto.
Tsy misy ampihorohoroana izany eto e!
Tsy misy ampihorohoroana izany eto e!
28. xxx
(
14/02/2009 11:33)
bozy averina ndray ve d hanararaopaty ny filou, sao d mba tsy rariny é, fa firy ny olona mila halatsan-drà mba hampilamina an'ilay any Morondava é!i Andry radomelina no tokony anontanianareo an'io
30. Andribe
(
14/02/2009 11:54)
aiza ny porofo rehefa avy ny olona hanohana ahy eto isotry dia tsy atonona ao mahamasina dakana i andry sy ra8 asaina manasa gabone. Asehoy ary ny sary fa za anie saint thomas eee tsy mino raha tsy mahita :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
31. xxx
(
14/02/2009 12:02)
za kou zao avy aty bira fa tsy mahita sy maheno hoe karamaina, sady olona iray ve no milaza amiko hoe izao de hino aho fa marina izany? za aloha tsy mora andairany tsaho e! asakasakizay kely saina! :)
32. tsinjo
(
14/02/2009 12:07)
eny wa ry xxx30 . ra misy zany oa tokony izy rehetra milaza fa tambazana vola reny tokony miray hina de eo mahamasina mitsy no mitaky sy miteny izany , sady reo olona mameno ny mahamasina reo ane zany voakarama doly e, ka inn no atahorana fa tsy lazaina ny marina :-D :-D
33. marozevo
(
14/02/2009 12:41)
Tena tsy tiako ny fitondran'ity Ra8 ity, nefa ekeko satria tena lanim-bahoaka izy. Tena rariny ny fahatongavany teo Mahamasina niatrika ny vahoaka izay tonga teo. Tsy mampaninona ahy na notambazam-bola ireo na notambazana inona koa, ny fantatro dia tsy nisy korontana toy ny nataon'i TGV tamin'ny heriny ity eto Mahamasina ity.
Tsy ny TIM anie no nantsoina teo e... hany ka tsy mahagaga raha tsy manao akanjon'ny TIM ny olona. Ny olon-kendry mbola manantena fiovana no tonga teo, fa tsy ny tia korontana toy ny tamin'ny heriny.
Tombon-tsoan'iza ny korontana ? An'i Ben Laden sy ny taranany...

35. bozyboleta
(
14/02/2009 13:05)
Olona tia filaminana no teny ary fitadiavana ny hamerenana izay filaminana izay mihitsy no nandehanana teny.
Ireo tia gijagija sy violence anefa tsy nahatanty ny fahitana ireto olona marobe andeha hody ka nanao fandrahonana teo @ tunnel andohan'analakely.
Heno eo ihany ny tohiny fa hikaro-baovao aloha.
Ireo tia gijagija sy violence anefa tsy nahatanty ny fahitana ireto olona marobe andeha hody ka nanao fandrahonana teo @ tunnel andohan'analakely.
Heno eo ihany ny tohiny fa hikaro-baovao aloha.
36. zama91
(
14/02/2009 19:05)
andrywui:
fa naongan'ny vahoaka Malagasy tamin'ny 80% minimum fifidianana maire ndray anefa !!! ary nahazo 3% tamin'ny famoriambahoaka natao teo Mahamasina tam sabotsy !! tohizo mazava otrizay fa aza misy atelina !! bozy botretra a!!
tsy mitovy ny election presidentielle sy ny marie e