Mahamasina: tonga ao ny Filoham-pirenena

1. bozyboleta ( 14/02/2009 10:44)
lanin'ny vahoaka maro an'isa t@ alalan'ny fifidianana natao manerana an'i Madagasikara tamin'ny taona 2006 ary mbola amperinasa araka ny lalàna velona misy eto @ tany sy ny fanjakana.
novalian'i zama91 ny 14/02/2009 19:05
2. tsinjo ( 14/02/2009 10:47)
zany ka kabarina FILOHA =D> =D> tsy araka ny nendrasan'ny be sy ny maro fa tena am-pahendrena
3. andrywui ( 14/02/2009 10:49)
fa naongan'ny vahoaka Malagasy tamin'ny 80% minimum fifidianana maire ndray anefa !!! ary nahazo 3% tamin'ny famoriambahoaka natao teo Mahamasina tam sabotsy !! tohizo mazava otrizay fa aza misy atelina !! bozy botretra a!!
4. xxx ( 14/02/2009 10:53)
AHONGANY RA8 DIA VONOY EEEE!!!!
5. TWING ( 14/02/2009 10:54)
2006 fa niova ny tanatana

ny vahoaka tsy kofehy manarapanjaitra fa mba misaina kely ihany.

betsaka no nitaraina fa tsy nahazo frais mody @ ireo ao Mahamasina.

miandry fiaran i TIKO avy aty indray haka azy ireo androany


lol
6. Noue ( 14/02/2009 10:55)
xxx:

AHONGANY RA8 DIA VONOY EEEE!!!!
aiza re zany eeee ! mba mahaiza moa miaiky rehefa resy eee fa tsy andeha hamono olona eee


:-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. tsinjo ( 14/02/2009 10:55)
andry omeo ny chiffre sy ny sary andaniny sy ankilany , ra mety ko de omeo ny refin'ny haben'ny toerana nisy ireo andian'olona tsirairay , de hitantsika eo ny marina lesy papa a :-D :-D
8. tsinjo ( 14/02/2009 10:59)
TWING:
4. Mpandefa : TWING [ Valio ] 14-02-2009 11:54:49
Lohateny : Re : Mahamasina: tonga ao ny Filoham-pirenena
2006 fa niova ny tanatana

ny vahoaka tsy kofehy manarapanjaitra fa mba misaina kely ihany.

betsaka no nitaraina fa tsy nahazo frais mody @ ireo ao Mahamasina.

miandry fiaran i TIKO avy aty indray haka azy ireo androany


lol


Kou maninn raha miogaoga ao anatiny ao oe aiza ny frais sy ny vola ra tena marina zany e . :-D :-D mba hafa mitsy ka
9. Noue ( 14/02/2009 10:59)
iéééé ! alefaso ny chiffres sy ny sary eeee
10. andrywui ( 14/02/2009 11:00)
Tonga ao fa mbola mangovingovitra be iramosé be !!! asa mbola heveriny fa TGV ndray angamba reo manodidina azy reo ka atahorany hitroatra aminy tampoka !! ka na misy olona mampiakatra tanana aza de heveriny fa hitifitra azy !! sady toa tsa misy manao akanjo Tim ireto olona ry reto a !! fa naninn re !!! sady aza mipararetra toa io ianao ramosé be fa tsy misy maninnn anao reo olona reo !!! de manambitamby be ze mifanena maso aminy kou an! maka fitiavana ??
11. TWING ( 14/02/2009 11:01)
tsinjo

tia hinan em ao Mahamasina ao angah?
12. Noue ( 14/02/2009 11:01)
andrywui:
Tonga ao fa mbola mangovingovitra be iramosé be !!!
normal leisy raha mangovitra ialahy aaa


:-D :-D :-D :-D :-D :-D
13. tsinjo ( 14/02/2009 11:03)
he he he he , diso fanatenana ndray papa de tsy mahita tenenina tsony kle , sa miandry namana hanampy ndray klou :-D :-D
14. andrywui ( 14/02/2009 11:03)
ny loza kou de ny volanireo tambanivohitra notaterina tam sabotsy tsy mbola voaefa fa voahodina !! ty ndray misy tambanivohitra vaovao vao nentina ndray !! ary nasaina mba nanaometimety ry zareo fa de nirovirovy be ony le tam sabotsy teo !! ka innn moa no metimety azo hatao fa de zay fentina tam famadihana tany ambata tany no mba nanaovana e!! de hiandry ny volany otran tam sabotsy ndray koa zao reo de asa iza ndray no hanodina ny volan'ireo !!!
15. bozyboleta ( 14/02/2009 11:04)
Na hilaza chiffre aza moa tsy izay no inona satria efa fantatra foana fa samy manana ny compteur-ny.
Fa tonga maro ny vahoaka. Samy manana ny famaritany ity vahoaka ity koa moa fa ho anay ireo no tena atao hoe vahoaka; fa tsy sanatria toy ireo andian-jiolahy sahin'ny sasany arantiranty ho vahoaka.
16. Oay ( 14/02/2009 11:11)
Noue:

andrywui:
Tonga ao fa mbola mangovingovitra be iramosé be !!!
normal leisy raha mangovitra ialahy aaa


:-D :-D :-D :-D :-D :-D


Nahazo hery indray izany ity filou ity ka raha izao tsy hisalasala intsony izy fa avy hatrany d hitifitra ny eny @ 13 mai, toa kely aina ihany anefa satria fantatra fa ny olona tonga teto Imahamasina d olona:
_nisy nanaovana fampitahorana anisan'izany ireo olomboafidy miaraka @ vady amanjanany,
_d ao ireo nomena vola.
Raha ny mifanohitra amin'izay no marina d tsy hitako mihintsy no tsy asahiany misambotra sy mamono avy hatrany an'ireo eo @ 13 mai ireo.
i Hitler aza oa jereo ny niafarany é kanefa tsy alemana no naripany fa mbola jiosy maika fa ity filou ity Malagasy mitovy aminy no hanaovany tsindry azo lena sy ramatahora kanefa d oul milaza fa miaraka @ Andriamanitra.Mahareta ry Malagasy fa ho avy ny loza ho an'ity filou ity sy ny mpanaraka azy é!
17. andrywui ( 14/02/2009 11:14)
na jiolahy na mpamono olona na dahalo na avy nigadra ry donto de vahoaka daholo a!! fa tsy oe zay mody mivavaka , sy mody gentil(mpihatsaravelatsy) ,sy mody migorera be , sy mody victime iany no vahoaka !! mazava manana ny ZOny ho vahoaka daholo rehefa malagasy !! sao averinay eo ndray le 26janv vao mipenipenina be mitomany be eto eo ndray laisany!! zay vo tsy rariny e!! hitan' Andriamanira zao éé! mbola hanody éé ! oiéé ! oié ! ha ha ha
sa ve ho averina e!!!! ha ha ha ha
18. bozyboleta ( 14/02/2009 11:15)
Efa mirava aloha izao Mahamasina ary na misy artista aza dia nody ihany ny olona mba ampisehoana fa tsy artista no naleha teny.
19. tsinjo ( 14/02/2009 11:17)
TWING:
tia hinan em ao Mahamasina ao angah?
:-D :-D :-D kou ra hinan iany tsy aleo eo imasombahoaka amizay fantatra ze tena ratsy to zay any ambadimbadika any tsy fantatra ze fahamarinany ??
20. TWING ( 14/02/2009 11:17)
ity ary e

i twing tompoko dia aty Bira ary nahita ny fiaigan ireo olona niakatra tany iarivo ihazo an i Mahamasina.
nisy t@ ireo no namana ary nanipy sy nanasa oe andao e?
vints anie dia tonga any @ ville e?entohana ny vary @ anana eo Ambohimandroso.ny Daba misy, aller retour.
Tsy nandeha ny twing e.kely loatra ilay chiffre.
kanjo inona ny ampitson iny nihaona indray zay mitsam. 50 indray kay lesy ilay vola fa efa nisy nanakepoka dia nampidinina kely.hein hein 50% be zao ny mpanera klé!
ary ny enjana dia mbola misy namana tavela any fa tsy nahita ilay fiara niverenana intsony.LOL.
kay oe natao fanahinina mihintsy mba hiandry ny anio e.

raha mila fanazava fanampiny dia mijere eo Anosikely rehefa avy eo e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0462