Police tany Zimbabwe manoloana ny mpanao fihetseketsehana
1. zandikely
(
13/02/2009 20:36)
La police a commencé à tirer en l'air et a amené des chiens pour essayer de disperser des centaines de sympathisants du MDC qui ont encerclé le poste de police à Mutare", écrit le parti dans un communiqué.
"La situation est très hystérique ici. Les sympathisants du parti scandent des slogans, réclament la libération de Roy Bennett. La police utilise des chiens pour disperser la foule", a déclaré à l'AFP l'avocat de Bennett, Trust Maanda, joint au commissariat de Mutare.
Izany ny fanaon'olona fa tsy tahaka ny any Madagascar mitifitra olona io e.

novalian'i patrick2002 ny 14/02/2009 10:32
2. rabingogilabanga
(
13/02/2009 20:42)
Utiliser des chiens pour disperser la foule, ce n'est pas terrible. ni democratique
Mais c'est mieux que ce qu'a fait notre president de l'EGLISE
Mais c'est mieux que ce qu'a fait notre president de l'EGLISE
3. patrick2002
(
13/02/2009 21:01)
i Mugabe mbola azo lazaina olombelona miohatra an'i Ravalomanana .
4. xxx
(
13/02/2009 21:10)
zandikely:
La police a commencé à tirer en l'air et a amené des chiens pour essayer de disperser des centaines de sympathisants du MDC qui ont encerclé le poste de police à Mutare", écrit le parti dans un communiqué.
"La situation est très hystérique ici. Les sympathisants du parti scandent des slogans, réclament la libération de Roy Bennett. La police utilise des chiens pour disperser la foule", a déclaré à l'AFP l'avocat de Bennett, Trust Maanda, joint au commissariat de Mutare.
Izany ny fanaon'olona fa tsy tahaka ny any Madagascar mitifitra olona io e.
tsara be le argument f'anga tany zimbawe ny MDC mba hirohitra hoany @ palais presidentielle hifandinika an'i mugabe,ny antsika teto dia hoe investir ny palais presidentielle no but.Tany misy lalana ity ary,ny rnm sy magro no porofo
6. fijo
(
13/02/2009 21:18)
izay no naik ahoalazaiko fa ef avoalaza.tsy mitovy ny hoe hoany isotry isika hanafika ny komisaria,sy ny hoe hoany iavoloha hanafika ny lapam panjakana.mahaiza mampitovy zavatra.
7. xxx
(
13/02/2009 21:25)
sady raha navela hiditra tao andapa tao koa ireo dia asa fotsiny ho kila firehitra ny palais ho simba ny archive sy ny fananana dia tonga ny fanjakan'ni baroa,dia handihy ry tgv fa tsy misy intsony ny fanjakana ,izao fay tsara
8. patrick2002
(
13/02/2009 21:26)
Izao aloha dia d'accord tanteraka raha ohatra ka tafiditra ny fefiny Ambohitsirohitra ny olona na nananika ny fefy fotsiny aza ,satria palais Presidentielle io ,misy dossier confidentielle maro-be ao ,fa kosa ny olona manao fihetsiketsehana aty ivelany manoloana ny lapa ,no tofirinao tsy izy izany amiko ,Mahaiza ianareo mandinika ,amin'izay tsy misy sommation ,aza hitarina ny raharaha ,ka hilaza ianao fa hikasa ny hiditra eo mihintsy ry zareo .
Sahala amin'i hoe Noue misy mikoty ,tonga dia big boss no homenao any @ tavany dia milaza ianao hoe naika hi violer ahy mihintsy io bandy io. :wink: :wink:
Mba diniho tsara ny fandehan-javatra.
Sahala amin'i hoe Noue misy mikoty ,tonga dia big boss no homenao any @ tavany dia milaza ianao hoe naika hi violer ahy mihintsy io bandy io. :wink: :wink:
Mba diniho tsara ny fandehan-javatra.
9. xxx
(
13/02/2009 21:33)
Anga tsy hitanao le video hoe hitifotra hono ry zareo nany miaramila tety evelany aza efa debordé,nefa ahoana hoy le manao costume gris,hanao sitting teny ve hoy izy,sa havela toy ny magro ny rnm sy magasin karana ,aza adino fa mba ny nitifitra t@ tongotra ihany ny miaramila saingy niondrika ny tgviste
10. Andribe
(
13/02/2009 21:35)
patrick2002:
i Mugabe mbola azo lazaina olombelona miohatra an'i Ravalomanana .
zany an tsy hita ny pahana ka andramana ny jamba
8) 8) 8)
11. gran
(
13/02/2009 23:26)
ka oe tgviste en tenue civil no nanapoaka basy voalohany, taitra ny gp ka tonga d ntiftra koa. saingy ny fanjakana tsy hiady varotra @ zany satria na ahoana na ahoana dia efa nitifitra aloha ny miaramila.
12. fijo
(
14/02/2009 00:02)
tsy hitan'i rapatrick tokoa ngah ale video misy ny tifitra iny??? i dollin mihintsy no niteny hoe hitifitra hono ry zareo raha manantona isika.
de le rangahy manao palitao iny no milaza hoe alefaso ahndroso.nefa lery no tsy hita voalohany vao nisy ny raharaha.ary mihevitra ve nareo fa raha tafiditra tao ireo,mbola hisy latabatra tafajanona tao??????aoka lahy

13. patrick2002
(
14/02/2009 02:28)
ka na niteny izy hoe hitifitra eh! droit ny ve izany .olona tsy tafiditra ny lapa ary olona tsy misy arme .
Sa ny mpanohana an'i ra-8 androany eo mahamasina io azo tifirina fa eo akaiky eo ny biraony filoha Andry ,zone rouge kou io aminy TGV . :-D :-D :-D
Sa ny mpanohana an'i ra-8 androany eo mahamasina io azo tifirina fa eo akaiky eo ny biraony filoha Andry ,zone rouge kou io aminy TGV . :-D :-D :-D
14. Oay
(
14/02/2009 06:50)
fijo:
izay no naik ahoalazaiko fa ef avoalaza.tsy mitovy ny hoe hoany isotry isika hanafika ny komisaria,sy ny hoe hoany iavoloha hanafika ny lapam panjakana.mahaiza mampitovy zavatra.
fijo a, hita mihintsy ianareo hoe tampitrohatra ny fahalalanareo ka d miala @ marina hatrany ny zavatra lazainareo, fa ny adinon'i fijo d toa rano natondraka vorom-bazaha daholo izay nianarana tany ampianarana sa efa feno loatra ny loha fa diso voky vary, ronono, menaka d efa misindina koa fa efa voarotsirotsin'ny forsa hoaninana, ny tena gaigy d toa hoe hiakatra velona any andanitra fa hividy apolo klé, ny zone rouge ry zandry d mitovy daholo ny procédure arahina ary io procédure io d traité international ka na aiza na aiza d mitovy daholo, diso nianatra loatra no fahavoazan'ity filou ity wa!
16. rabingogilabanga
(
14/02/2009 08:06)
fijo:
izay no naik ahoalazaiko fa ef avoalaza.tsy mitovy ny hoe hoany isotry isika hanafika ny komisaria,sy ny hoe hoany iavoloha hanafika ny lapam panjakana.mahaiza mampitovy zavatra.
tsy mitovy tokoa, ary ny camps militaire sy ny commissariat ary no tena zone rouge à risque maximal:
-satria any no misy ireo stock d'arme (magasin d'arme) sy bombe isankarazany, ary ny artillerie lourde ampiasain'ny POLISY sy miaramila; ka raha lasa eny ampelatanan'ny vahoaka ny arme lourde, dia samy hanana missile daholo ny olona.
TADIDIO FA NY CHUTTE NY RATSIRAKA, TSY IAVOLOHA AMBODIATAFANA LASAN'NY OLONA AKORY, fa ny magasin d'arme tao BERAVINA (semipi fianarantsoa), sy toby BESOROHITRA(fianarantsoa), lasan'ny milisin'ny FIDY SY PETY.
ARY NY VONO OLONA ETSY SY EROA, RY DORRICK, ry TSY MIBOSY, la bande à mahandry, ry RASWING, sy RY GAGA, dia basy azo t@ ireny magasin d'arme vaky t@ 2002 ireny io, etc...
-Ny palais presidentiel kosa, dia tsy misy stock d'arme firy, ary ny president izay azo entina mandositra sy miafina no arovan'izy ireo. Tsy misy artillerie lourde ao RAHA TSY HOE ANGAHA, manan arme nucleaire isika, KA MISY AN'ILAY BOUTON NUCLEAIRE NY AO AMBOHITSOROHITRA, toin'ny any @ maison blanche
17. bozyboleta
(
14/02/2009 09:14)
Io tsy asiana fihatsarambelatsihy hoe tokony tsy nitifitra, tsy namono sy izay mety ho filazanareo mpanameloka ireo.
Na aiza na aiza, ny lapam-panjakana izany dia mariky ny fiandrianam-pirenena.
Raha azo nidiran'ny rehetra izany dia voalohany aloha tsy nambenana fa samy afaka niditra tao daholo izay te-hiditra, toy ny mandeha eny an-tsena.
Fiarovana io fiandrianam-pirenena io no nataon'ny mpiambina satria rahateo ireto "mpanafika" efa fantatra ny laza ratsiny @ fandrobana sy fandorana sns...
Lazaina fa tanam-polo nefa na ny fiaram-panjakana nipetraka teny anarabe aza nodorana.
Izaho sahy hilaza fa TENA RARINY raha notifirina. Ary averiko ihany fa izaho tsy nalahelo, tsy malahelo ary tsy halahelo ireo izay maty satria izay no notadiaviny.
Tsy hihatsaravelatsihy mihitsy aho toy ny fanaon'ny mpanameloka eto mikasika ny hoe malagasy tokony tsy mifandatsa-dra sns fa rehefa tsy mahay miaina dia izay no alehany.

18. rabingogilabanga
(
14/02/2009 09:25)
bozyboleta:
Ary averiko ihany fa izaho tsy nalahelo, tsy malahelo ary tsy halahelo ireo izay maty satria izay no notadiaviny.
misaotra anao raha izay no hitanao fa mety;
fa tsy ny hevitrao no inona akory, tsy dia interressant loatra ,
fa ny hevitry ny prezida
et ton president : - n'a pas assumé l'acte
-c'est un president d'EGLISE qui TUE (s'il a donné l'ordre)
ka iza no mihatsara velatsihy, sy mampiasa ny fiangonana hanarontsaronana ny atao?
19. bozyboleta
(
14/02/2009 09:56)
Filohampirenena izy ary tompon'andraikitra tanteraka @ fiarovana ny fiandrianampirenena. Andraikiny ny mandray fepetra hanafaizana ny mpanani-dapa.
Raha ny fihevitro izay mety tsy ho-intéressant dia tsy misy ifandraisany @ maha-prezidan'ny FJKM azy aloha angamba ny fandraisany andraikitra @ maha-filohampirenena azy.
Tohizo ny fivoizanareo mpanameloka hoe mpivavaka mamono olona e!

20. patrick2002
(
14/02/2009 10:32)
oh ry kalabozy ah! ianao ve rehefa misy bandy mikoty anao tonga dia rarafanao ny big boss ,dia milaza ianao avy eo fa ny viol anaho io bandy io .
Diniho tsara ihany ,droit ny mikoty fa raha kosa mi-viol izy dia manana legitime defense ianao .
Eo no mipetraka ny olana ,efa nianika fefy ve ireo olona ireo ,sa efa tafiditra ny lapa.
Diniho tsara ihany ,droit ny mikoty fa raha kosa mi-viol izy dia manana legitime defense ianao .
Eo no mipetraka ny olana ,efa nianika fefy ve ireo olona ireo ,sa efa tafiditra ny lapa.