Fampandrosoana toa inona?
1. diana
(
13/02/2009 06:44)
Ny tena tsy fantatra zay dia hoe: “kisarim-pampandrosoana tahaka ny ahoana no tadiavin’ny Malagasy rehefa manomboka misy ny fivoarana dia hatao izay hamongorana tanteraka izay mba efa mitsangana. Ny mpitondra tsoahina sy hatao raok’alika sy robaina eo ihany fa tsy omena sehatra ihany koa hitenenana. Iza izao no milaza fa tena meloka Ratsiraka anefa ary izy tsy nifatrika akory tamin’ny vahoaka na ny fitsarana. Izao indray Ravalo hataon’ny ekipan-dra TGV hazalambo ary I Andry koa kelyu sisa d’efa hataon’ny andaniny vonomoka. Izay resy efa fantatra fa ho voadingan’ny tantara. Dia tsy hanana sehatra hilazany akory hoe fa maininona izy no tonga teo ary inona no antony nanaovany izatsy na izaroa. Tena olana satria isika aza tsy afaka ny hifampiaino akory anefa dia mitaky ity atao hoe demokrasia. Asa aloha e!
novalian'i andrywui ny 13/02/2009 09:34
2. ARINOFY
(
13/02/2009 07:12)
omaly aho de lasa saina mihitsy naheno t@ TVplus fa mitombo isa ny mpiasa nandeha chomage technique.De miverina indray izany ny zava niseho t@ 2002?Vao manomboka miarina kely ve ny fiainanm-bahoaka de tsy maintsy misy mpanakorontana.Mino aho fa ny fandraisan-tsika io sommet io de mba hampitombo kely ny famoronana asa ho an'ny vahoaka nefa hita fa io mihitsy no misy manao sabotage @ zao.De hitombo isa indray ny mpivarotra amoron-dalana nefa ny fanenjehan'ny commune an'ireo de ohatran'ny fanenjehana olon-dratsy mihitsy.Koa mba atsaharo re ity fitokonana mamoafady ity fa mbola hiampy indray ve ny isan'ireo chomeur mpankeo @13 mai ireo?Ny azy de efa chomage technique foana no fiainany ka aza gafina ny sasany mba efa manana asa.
3. ravol
(
13/02/2009 09:06)
zany ve dia mbola hanotaniana ihany e!
Diniho tsara hoe inona no antony nanalan'ny olona ireo mpitondra teo aloha rehetra sy ny @ izao fotoana izao ? Valiny : mangalatra ny fananam-bahoaka, avy eo dia mamono azy. Nahoana no tsy ho roahiny! zara aza tsy matiny teo mihitsy ! Mandiniha tsara e! Izao fomba fijerintsika izao dia taratry ny fahasimban'ny fanabeazana t@ andron'ny Amiraly, mazava ho azy raha izao no fiantraikany aty aoriana, ary tsy ny vahoaka ihany no tena lo ny fomba fisainany, fa ny mpitondra antsika @ izao fotoana izao, izay tsy tahotra tsy henatra mandainga ery imasom-bahoaka ery, ny mahagaga dia tsy misy taitra na ny mpihaino na ny mpijery satria efa hiainana mihitsy le fahapotehan'ny toe-tsaina maha olona ny olona izay azo t@ ny fitondran-dRatsiraka.
Mety simba angamba ny tombotsoanao @ izao fotoana izao fa saingy tsy noeritreretintsika ny ho avin'ny firenena fa tia tena loatra ohatry ny ataon-dRa8 ihany (nataony am-paosy daholo ny fanampiana an'i Madagasiakara na mikasika ny fambolena io, na ny SIDA, io ny faneranana ny lalàna, ny fananganana ny foto-drafitrasa maro isan-karazany, ... ),
NY TENA MARINA DIA MIANARA ISIKA MIJERY SY MIHAINO ARY MANADIHADY FA
DIA HOHANIN'NY OLONA EO IMASONTSIKA VAHOAKA MIHITSY NY VALIN-KASASARANTSIKA SADY MBOLA ASAINY MANDROAKA NY SISA TSY LANY INDRAY AVY EO OMENA NY KIVINDRONY, MANDINIHA TSARA RE OLONA § RAHA ZAO NO FOMBA FIJERINAO DIA AHONA ZANY IREO ANKIZY IREO AFAKA 5 TAONA FOTSINY INONA NO HITRANGA ? NY TEKINOLOJIA TSY MITSAHA-MANDROSO NEFA NY FAHALALAM-POMBA AZA NARIANTSIKA ????
AZA MANAIKY DONDRONA ZANY E! NA DIA MBOLA DONDRONA AZA ZAOP

4. andrywui
(
13/02/2009 09:34)
marina zany RAVOL a!! ny Malagasy defa zatra loatra anity manaiky lava ny tsy rariny atao azy ty !! tarazo tany amin'ny mpanjanatany tany izy io dia miantraika hatraty amin'ny taranaka aty aoriana !! ka na efa ataon'ny olona fa zara raha mikarama aza ,zara misy ny valinkasasarana de manaiky ihany fa tsy mba mahay mandà !! izao taonjato izao mihintsy no efa tsy azo hanekena be fahatany fotsiny ny tsy rariny sy ny fanandevozana moderna atao azy !!! raha mijery eran'izao ttlo zao de angamba ny Malagasy ihany no mbola bonaika be erantany!!! tadidio fa ny volanao ihany io ampasain'ny Fanjakana sy hanaovany zay tiany io !! ny hetra alohanao sy ny impot rehetra takiany amin'ny Malagasy io ao amin'ny Fanjakana io !! ary tadidio kou fa tsy maintsy ho aloha afaka 100 na 50 na 30taona ireo vola be tsy toko tsy forohana alaindry zalahy hindramina amin'ny firenendehibe io