Le doctrine ROSSY s'installe au niveau Ravalomananiste .
1. patrick2002
(
12/02/2009 19:38)
17 taona lasa izay raha nitsangana ny herivelona Rasalama hananjera ny mandany JERICHO ,dia ity mpanankanto malagasy ity ,no nijoro t@ heviny hoe : [size=13px]tsy misy mpitondra tsy hangalatra ,tsy misy tsy ho tia tena ,fa aza manaiky horebireben'ny mpanao politika ,hataony tohatra fiakarana.[/size].
11 taona taty aoriana ,dia mbola namerina ihany ity mpanankanto ity ,tohizo ny asa efa nantomboka MIARAKA @ DEBA .
nY TAONA 2002 ,dia hitampoko hitam-pirenena fa raiki-tapisaka eo @ mpanohana an'i ra-8 io Doctrine ROSSY io ,Aleo izy hiasa ,aleo izy hangorona ,
Dia sanatria ve efa very fanahy mbola velona ireto mpanohana an'i Ravalo ireto ,ka hanadino fa izany anie no nanalana an'i Ratsiraka teo ,ny fangoronan-karena nataony Sophie sy ny AREMA tao @ JIRAMA ,AIR MADAGASCAR, TELMA..
Dia sanatria ve izay indray no baiko -mpitolomana vaovao sy hatao filamatra ao Madagasikara ao, hoe rehefa ianao no eo @ fitondrana dia Raofy izay azo raofina ,hamidio izay azo hamidy .
Aoka leretsy marina ah!

novalian'i patrick2002 ny 13/02/2009 13:39
4. patrick2002
(
12/02/2009 19:54)
nY TAONA 2002 ,dia hitampoko hitam-pirenena fa raiki-tapisaka eo @ mpanohana an'i ra-8 io Doctrine ROSSY io ,Aleo izy hiasa ,aleo izy hangorona
taona 2009 ,fa tsy 2002 azafady
7. heidi
(
12/02/2009 20:25)
5. Mpandefa : fijo [ Valio ] 12-02-2009 21:13:48
Lohateny : Re : Le doctrine ROSSY s'installe au niveau Ravalomananiste .
i TGV mbola tsy filoha dia efa filou
fa ita kou izao nanangana minisitra ihany kou! loza mitsy!
9. Andribe
(
12/02/2009 21:33)
Tgv sans arrêt
gouvernement sans horizon
ministre en plein sinistre
doctrine de poitrine
misy miala oooooo
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
gouvernement sans horizon
ministre en plein sinistre
doctrine de poitrine
misy miala oooooo
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
10. ndenn
(
13/02/2009 02:24)
Tsy ny olona no ratsy fa ny FIARAHA-MONINA .Mba efa nisy namakafaka ve izany loha-hevitra izany ?
11. caprio
(
13/02/2009 04:59)
ndenne:milaza enao we tsy ny olona no ratsy fa ny fiaraha-monina,ka ny fiaraha-monina anie dia ny olona fa tsy ny bibi e,tena tsy mazava mintsy ilay tianao ambara :) :) :)
12. xxx
(
13/02/2009 07:27)
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA MIHINTSY ISIKA MALAGASY
na doctrine io, na doc.. tsy haiko, njôôôô mbola ho ela ééééééé
rehefa misokatra ny vava mihinana isan'andro, d ampy zay. ny Malagasy refa lazaina oé "ity" ndray zao, d manaraka.

13. Oay
(
13/02/2009 08:27)
patrick2002:
17 taona lasa izay raha nitsangana ny herivelona Rasalama hananjera ny mandany JERICHO ,dia ity mpanankanto malagasy ity ,no nijoro t@ heviny hoe : [size=13px]tsy misy mpitondra tsy hangalatra ,tsy misy tsy ho tia tena ,fa aza manaiky horebireben'ny mpanao politika ,hataony tohatra fiakarana.[/size].
11 taona taty aoriana ,dia mbola namerina ihany ity mpanankanto ity ,tohizo ny asa efa nantomboka MIARAKA @ DEBA .
nY TAONA 2002 ,dia hitampoko hitam-pirenena fa raiki-tapisaka eo @ mpanohana an'i ra-8 io Doctrine ROSSY io ,Aleo izy hiasa ,aleo izy hangorona ,
Dia sanatria ve efa very fanahy mbola velona ireto mpanohana an'i Ravalo ireto ,ka hanadino fa izany anie no nanalana an'i Ratsiraka teo ,ny fangoronan-karena nataony Sophie sy ny AREMA tao @ JIRAMA ,AIR MADAGASCAR, TELMA..
Dia sanatria ve izay indray no baiko -mpitolomana vaovao sy hatao filamatra ao Madagasikara ao, hoe rehefa ianao no eo @ fitondrana dia Raofy izay azo raofina ,hamidio izay azo hamidy .
Aoka leretsy marina ah!
MIOMBOKEVITRA TANTERAKA @ patrick2002 i Oay @ ity hevitra eto ambony ity, ny zavatra tiany hanampiana fotsiny d izao mampalahelo satria ny haben'ny molotra sy ny halaman'ny vava no mamadibadika ny marina eto Madagasikara eto aiza ve rangahy ka izao indray d ilay niaraka nangalatra t@ i Sophie araka ny voalazan'i patrick2002 etsy ambony no hatao minisitrin'ny raharaham-bahiny, ny mahagaigy an'ity tantara ity d Ra8 nantenaina hanao ny tsara satria oul mino an'Andriamanitra i Ra8 indra no nanondrana kle. I Oay d manamafy fa i Andry Rajoelina d oul vaovao eo @ sehatra politika ka tsy fantany hoe ahoana ny ataony fa raha ireto taranakin'ny mpiara mitsetsitra ireto tsy azon'i Oay antoka ireo, aiza ve ka pasitera kanefa d anisan'ny fianankaviana manankarena ndrindra eto Madagasikara, hay moa izy no nanagana ny FJKM aoka nama!
14. tsiafoi1
(
13/02/2009 08:36)
Ny olana fototra ho antsika malagasy de le toe-tsaina ORY HAVA-MANANA, mialatsiny fa izay mihitsy no mahalaza azy.
Nandeha nitady menaka tany @'ny shoprite aho omaly atoandro, de nanesy nitazana ny rayon rehetra, fa indrisy tsy nahita produits TENA VITA MALAGASY (zany hoe vitan'ireo Orinasa an'ny tera-any malagasy), afatsy roa monja : savony (Savonnerie Tropicale) sy ny sel fin (SOPROMER).
Ny produits Eropeanina no mameno ny rayon rehetra raha resaka fihinana (Ravi, STAR (Frantsay), La Hutte canadienne (Norvegiana), Huile d'olive importés (Eropeanina), savony salama an'ny Sipromad sy Maronjana (Karana). Tonga teny @'ny rayon fitaovam-pianarana indray ny tena de cahier excellence, calligraphe, premier (Indonesiana sy eropeanina) sisa tazana, nefa ny vidin'izy ireny de in-2 avo heny ny vidin'ny cahier Artista Magro. Tsy hita teny intsony ny cahier Magro vitan'ny orinasa Blueprint.... Raha fehezina indray miteny zany de izao, manomboka t@'iny 21/01/09 iny, dia miankin-doha feno @'ny vokatr'ireo vahiny indray isika.... Miankin-doha tanteraka @'ny any ivelany indray ny toe-karenantsika satria ny kely mba nanan'ny tera-tany malagasy afaka nifaninana t@'ireo Orinasa vahiny de nodorana sy nolevonina tao anatin'ny indray mipi-maso manjo.
Eny mety misy fahamarinana tokoa ny hoe misy intérêt personnel ihany ny an-dRa8, fa mety ho teti-kady mahomby iray ihany koa ny azy mba hifehezana ny toe-karen'ny Madagasikara, mba tsy hiankinan-doha be @'ireo firenena hafa.
Raha handoro ihany re @'ny sisa, sanatria anie izany de mba ny an'ny vahiny fa tsy ny an'ny malagasy toa ny tena.

15. xxx
(
13/02/2009 10:23)
Ka le toa an'ny tena tsyafoi mafy detety kou , efa oe mingà teo tsa mety hiala kou aia ary no tsa ho doran'ny olona! zao hanafatra hatrany ivelany ndray hoa zany ko tsa misy hisaringotana ary moa kou ! ny fiainana ty mia mazefatra iany
ny haninkohanina etsy andaniny ! zara aza mba nisy aniny magirao sy tiako iny nakana etana ! zao aloha mbola feno ato atrano ! tsary laninay ary ireo zao na 3 taona ary ko feno hatrany atsopitra any ny etana rakizy ato amnay

16. patrick2002
(
13/02/2009 13:39)
fijo:
atasangana fotsiny ireny fa ahavita inona eo moa e.tsssss
Oh ra fijo mba lasa ny fisainana hoe inona no hanohananao an'i ra-8 ,
sah lasa chef de regions Tonton
:D :D :D Hitako ianareo niliba t@ 4x4 ny fanjakana t@ nanao vacances tany Dago kou :-$ :-$ :-$