Tsindry hazo lena

1. xxx ( 12/02/2009 13:55)
Hatramin'ny naha-ben'ny tanana an'i TGV dia tsy nisy zava-bitany fa azon'ny tsindry hazo lenan'ny fanjakana izy.

Dia nodorany ny tanàna ...
novalian'i andrywui ny 12/02/2009 15:05
2. kidoropamba ( 12/02/2009 13:59)
Aiza ary izany e! Nipetraka ny tsindry azo lena dia tezitra ny vahoaka ka nanaraka azy NIADY @ TSINDRY AZO LENA. Rariny izany.

Fa ny hafa kosa dia tadiaviny HO VOAN'NY TSINDRY AZO LENA EO FOANA NY VAHOAKAN'IARIVO.

TSY EKENA! MIALA EO ELA RAVALO FA TENA HOTIFIRIN'NY OLONA ENAO IO
3. Oay ( 12/02/2009 14:03)
xxx:

Hatramin'ny naha-ben'ny tanana an'i TGV dia tsy nisy zava-bitany fa azon'ny tsindry hazo lenan'ny fanjakana izy.

Dia nodorany ny tanàna ...



Tsy marina ny an'i rwandais misarotava fa i Andry Rajoelina no nandoro ny tanana, ny nandoro ny tanana d Ra8, ny tanjona d tsotra izy no manana ny monopole ny PPN(Vary,menaka,ronono) ka rehefa may ny Magro d tsy misy ny hanina hoanina d rava ny tolona eo @ 13mai satria refa noana ny kibe d mivezivezy ny fanahy.Ra8 miandry tany hilamina d payern'ny assurance ny dégats nihatra taminy na ny fanjakana no hi-indemniser anazy d miverina indray ny monopole.Aza gaga fa efa fomba fanaondry Radidy io fa ny andradidy ny nataony d refa misy olona mitady hihetsika d mody halefany ny TTS handoro zavatra d avy tonga d atsangany ny Etat d'urgence d tsy misy afaka mihetsika.Mpangalataka oa ty Ra8 ity fa ho avy ny azy satria Masina i Madagasikara ka izay manao ratsy eo d tsy afa-bela jereo ny mahazo an-dradidy é sesintany.
4. kidoropamba ( 12/02/2009 14:06)
Izaho no nanome baiko ny miaramila tsy hanakana ny halatra sy ny famakiana magazay hoy RAVALOMANANA.

mBOLA IZY KOA NO NANOME BAIKO NY MPIAMBINA AZY hitifitra sy hamono ny malagasy. Tsy tantin'ny ministra izany ka aleon'i Cecile niala fa NATAO HIARO NY VAHOAKA FA TSY HIFOFO NY AINY NY MIARAMILA HOY CECILE.

HO AVY AMIN'ELA IO RAVALO FA AZA TAITAITRA FOTSINY.
5. Oay ( 12/02/2009 14:21)
Kidoropamba a! ento ampahendrena fotsiny rahalahy fa tsy ho afa-bela ny mpanao ny asan'i satana a! Fa ity Andry Rajoelina ity alou mba ahoana marina é!
6. andrywui ( 12/02/2009 15:05)

Oay !! ny manala anra8 ty alou no tena maika fa ny manaraka ho hita eo na Rajoelina na ny hasina na iza !! fa ra misy be vinany ko ane na iza na iza ka hampahantra ny gasy de azo hatao tsara ko ny mipala azy e!! fa tsy oe refa TGV de marina ko !! fa ra vao mampahantra ny gasy de mihinana zay !!! fa izao alo de miala ra8 fa mampijaly sy mpamono vahoaka !! hita eo ny manaraka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2227