OHATRY NY OMBY MIJERY FLORA
1. zoulou
(
12/02/2009 05:47)
dia mapime ny mijery ny ankabeazan'ny olona teny mahamasina ohatry ny omby mijery florà fotsiny, ny sasany izany moa dia nita-takolaka fotsiny, ireny izany le nomena vola e dia niakatra taty Tanà. ary ahoana ilay nahazo avance 1000 ariary avy eo tsy azo akory ny ambiny, mbaraky ny efa nofoanana ny banque centrale tany Mahajanga, sy tany Sambava dia mbola tsy aloa ihany ny volan'olona. efa atsy ho atsy koa izany angamba ny empechement raha ny député 64 Tim efa mitsoaka an-daharana, dia samia mahereza e!
novalian'i falyfenosoa ny 12/02/2009 11:58
2. rixes
(
12/02/2009 06:22)
@ manaraka hono ho zarain'i TIM kapoty daholo zay tonga eny mahamasina refa avy ny orana =))
3. mion
(
12/02/2009 06:33)
c même pas la peine de discuter de ce sujet, un zoulou c koi , "rixes" on sait ce que c'est . Normal que ces 2 gugus ne savent quedalle. quedalle!!!. Demandez leur la vraie écriture et le sens de ce qu'ils appellent "FLORA" , ils en savent quedalle
4. ARINOFY
(
12/02/2009 06:38)
Ny voalohan-teniko de miarahaba ny olona rehetra nanam-pahendrena nampiseho ny fihetsika mendrika toy ireny omaly teny mahamasina ireny.Ny mahagaga ahy de izao isaky ny misy fivoriana ataon-tsika mpomba ny fitondrana de voalaza foana fa nokaramaina.Raha ataoko à peu près oe 1000fmg par personne fotsiny no nozaraina de ohatrinona izany no vola nozaraina t@ ireny olona be de be teo ireny.Zahay avy any Antsirabe olona 11 no niaraka niainga tany hanatrika iny fivoriana iny.Zahay ihany no niantoka 80 000fmg frais taxi brousse niakarany taty fa tsy nisy nanome anay na de ariary izany,mbola niampy ny frais taxi nankeo mahamasina.Tonga teo zahay de mbola niaritra orana satria ny antony de tianay ho hitan'izao tontolo izao fa tsy ny vahoaka mpankeo @ 13 mai ihany no atao hoe "vahoaka" fa zahay koa de vahoaka ary tokony ho hajaina ny safidinay fa tsy oe atao bodongerona ny fakàna fitondrana.Hoy Zoulou oe "omby mijery florent",de hoy izaho oe mahagaga fa ny toe-tsain'ireo mpomba ny tgv de mitovitovy daholo,na olona mpaniratsira olona,na mpampihorohoro.Aona mitsy moa zahay no ampitovianao @omby.Amiko de ireny olona arisidrisika handoro trano,na hangalatra,na hampihorohoro ireny no atao oe omby satria tsy manan-tsafidy fa izay tian'ny tompony atao aminy de manaiky foana.Farany de mbola mamerina ny fisaorana ireny olona sahy naneho ny heviny omaly ireny satria nahita tsara izao ireny "observateur international" fa lainga daholo ireny oe ny vahoaka rehetra no tsy tia ny mpitondra satria feno mahamasina na de oram-baratra ireny aza.Donc,il faut respecter la "DEMOCRATIE".Andraso ny fifidianana raha tena matoky ny valeur nareo ianareo mpanohitra.
5. heidi
(
12/02/2009 06:44)
Mpandefa : zoulou [ Valio ] 12-02-2009 06:47:44
Lohateny : OHATRY NY OMBY MIJERY FLORA
dia mapime ny mijery ny ankabeazan'ny olona teny mahamasina ohatry ny omby mijery florà fotsiny, ny sasany izany moa dia nita-takolaka fotsiny, ireny izany le nomena vola e dia niakatra taty Tanà.
aza ny fombaratsy ny tgv nareo no ahilikilika, ny mpanendaka ve no karamainao handromba tsy ho avy izy am angady sy ny harona
6. mion
(
12/02/2009 06:50)
Ary mba henoy ané fa hatram n'iny omaly teny mahamasina iny de mitady hivadi-dela hatra@ le RFI ndoza e
7. madamakely
(
12/02/2009 07:16)
mion:
c même pas la peine de discuter de ce sujet, un zoulou c koi , "rixes" on sait ce que c'est . Normal que ces 2 gugus ne savent quedalle. quedalle!!!. Demandez leur la vraie écriture et le sens de ce qu'ils appellent "FLORA" , ils en savent quedalle
Peut-être c'est toi qui ne comprend pas du tout le fond du sujet, tu t'apprivoise trop sur la forme: "flora, flora", c'est ce qui est important dans tout ça pour toi?
"c même pas la peine de discuter de ce sujet" avec toi.
8. madamakely
(
12/02/2009 07:27)
ARINOFY:
Ny voalohan-teniko de miarahaba ny olona rehetra nanam-pahendrena nampiseho ny fihetsika mendrika toy ireny omaly teny mahamasina ireny.Ny mahagaga ahy de izao isaky ny misy fivoriana ataon-tsika mpomba ny fitondrana de voalaza foana fa nokaramaina.Raha ataoko à peu près oe 1000fmg par personne fotsiny no nozaraina de ohatrinona izany no vola nozaraina t@ ireny olona be de be teo ireny.Zahay avy any Antsirabe olona 11 no niaraka niainga tany hanatrika iny fivoriana iny.Zahay ihany no niantoka 80 000fmg frais taxi brousse niakarany taty fa tsy nisy nanome anay na de ariary izany,mbola niampy ny frais taxi nankeo mahamasina.Tonga teo zahay de mbola niaritra orana satria ny antony de tianay ho hitan'izao tontolo izao fa tsy ny vahoaka mpankeo @ 13 mai ihany no atao hoe "vahoaka" fa zahay koa de vahoaka ary tokony ho hajaina ny safidinay fa tsy oe atao bodongerona ny fakàna fitondrana.Hoy Zoulou oe "omby mijery florent",de hoy izaho oe mahagaga fa ny toe-tsain'ireo mpomba ny tgv de mitovitovy daholo,na olona mpaniratsira olona,na mpampihorohoro.Aona mitsy moa zahay no ampitovianao @omby.Amiko de ireny olona arisidrisika handoro trano,na hangalatra,na hampihorohoro ireny no atao oe omby satria tsy manan-tsafidy fa izay tian'ny tompony atao aminy de manaiky foana.Farany de mbola mamerina ny fisaorana ireny olona sahy naneho ny heviny omaly ireny satria nahita tsara izao ireny "observateur international" fa lainga daholo ireny oe ny vahoaka rehetra no tsy tia ny mpitondra satria feno mahamasina na de oram-baratra ireny aza.Donc,il faut respecter la "DEMOCRATIE".Andraso ny fifidianana raha tena matoky ny valeur nareo ianareo mpanohitra.
Ohatra ny omby mijery flora, hoy i Zoulou, aza taitaitra amin'io enao ry Arinofy fa ohatra io ary ny ohatra "matavy tapaka" oy ny ntaolo, fa tsy misy mampitovy anao @ omby eo akory; raha ny resa-bola indray dia angamba tsy nahakasika anao le izy, fa ny voaporofo sy marina dia ny fizarana vola tamin'ny sefopokotany sy olona 2 isany nentina niakatra hanatrika ny fetibenareo, afaka mapijoro vavolombelona isika raha tianareo izany, fa tsy eto, ny sasany ary very ny karampanondrony satria ireo olona nampanantena fa ho raisina amin'ny firavana ny ambim-bolany sy ny karatra nanjavona rehefa vita ny fety: olo-marina ve izany??? anjaranao ny mamisavisa. Izao koa e, ny tantara no aoka hitsara, vola moa no miresaka eto koh, vola no tsy ampy amin'ny gasy, ka tsy anome tsiny aho raha resy enareo
Ary ahoana ny faneriterena mpiasam-panjakana handeha omaly, démocratie ve zany aminao, tsy fantatro oniversite tsy mitovy angamba no nianarantsika ny atao oe démocratie, ka tsy handiso anao aho fa samy manana ny heviny. Mahereza na de izany aza.
9. ARINOFY
(
12/02/2009 07:52)
azo everina koa ane ry madamakely oe olona karamain'ny tgv ny olona milaza fa nomena vola izy nankany mahamasina e!miverina matetika loatra mantsy lay oe nokaramaina de ita fa film efa mpandeha izany.Manarak'izany milaza enao fa oe noteriterena ny mpiasam-panjakana.Za alo de naka permission vao niakatra taty fa tsy nisy nanery izany tany e.Ary mandainga ane izany ilay nisolo tena ny mpiasam-panjakana nilaza t@ viva omaly fa oe 85% ny fonctionnaire de efa tsy manaraka ny fitondrana ankehitriny e.Nahoana ary no nolazaina fa tsy niasa ny mpiasam-mpanjakana omaly?Hay mbola manaraka ny baiko ny filoha hajaina Ravalomanana ihany.Toroy saina re ny filohanareo tgv mba hanao referendum @ zay mankasitraka io teteza-mita io fa ho hita eo ny valiny e!
Nahoana koa no tsy nisy nanaja lay oe ville morte efa indroa natao izay.Ny olona ry reto mitady zay hahatsara ny fameloman-tenany fa tsy misy handany andro eo @ 13 mai.Aza manantena mana latsaka an-danitra izany na olona hamorona asa ho anareo izany fa "ny hatsembohan'ny tavanao no hihinanao hanina".

10. madamakely
(
12/02/2009 08:05)
ny hatsembohan'ny tavanay mitsy no hihinananay hanina ka izany no itolomanay mba tsy ho lany giazan-dra8 daholo ny tokony ho anay, raha maharaka tsara ianao dia tsy maintsy nitolona ny gasy hatramin'izay, ka ra ny fandehan'ny tantara ankehitriny no jerena dia izao ilay manao tsipaky ny miala aina, diantongotr'i Radidy anie no harahandra8 e!
11. maronibe2
(
12/02/2009 08:53)
o ry madamakely é tena mampalahelo ahy ianao mba fantatrao moa rahoviana vao mba ho tonga aty gasikara ny TGV ka hojeren'ny omby efa mba nitaingina ve aloha i madama kely é? fa raha famotehana no ataonareo inona no asa ho hitanareo eo? ny krizy mamely eran-tany ny matanjaka aza matahotra ny tsy ho tafavoaka sy sahirana @ ny azy ,ka iza no heverinareo fa hanampy anareo eo? amin'izao tsy mbola tsapanareo sy takatrareo vé na iza hitondra na iza dia tsy hisy manà hilatsaka avy any an-danitra akory eo afa tsy ny fiezahana sy ny fiafianao, ka aza dia voarebireby ny politisiana fa izy mety ahazo toerana fa ianareo mbola hihinany bebe kokoa aza avy eo dia ny kihonareo no raisinareo.
12. madamakely
(
12/02/2009 09:42)
maronibe2:

O ry maronibe a, ny krizy erantany ekeko izany, circonstance aggravante io; fa ny eto , tsy fantatro moa inona marina enao io fa azoazoko antsaina ihany oe na olona voatambitamby amin'izao système izao fa tsy:
- mpanao affaire letchis tapaka ny tenda
- tompontany voaendaka fa ialain'ny "fanjakana" = magro na tiko
- mpiompy ombivavy be ronono tsy mahalafo ronono satria tsy misy opérateur resaka produit laitier hafa tsy ny tiko ka voatery hivarotra ny rononony 1000 fmg rehefa tsy te hampasiso an'izany.
- mpanondrana hazo madinidinika ka nakepoky ny FANALAMANGA (mbola magro na tiko koa) ny marché dia kenda teo.
- mpiasan'ny zone franche ka tsy maintsy manaiky zay lazain'ny sinoa rehefa mbola te hihinan-kanina
- démarcheur-na resaka petakofehy ka lasan'i Lalao 1ère Dame koa io dia gina teo daholo
- gasy kely tsy mahavidy hena ka menaka no mba anamandomandoana ny tsena ka tsy maintsy mividy na 20 000 fmg aza ny litatra satria ny tiko ihany no mamokatra azy....
Mbola averiko eto indray le teniko talohaloha tany: aza ahiratra ny voamaso raha tsy efa BON D"ACHAT MAGRO sisa no mi-circule eto madagasikara fa tsisy vola intsony: vola aza moa nasiany ny logo-ny koa (amboary ny lalana), de tsy manan-trano intsony ny gasy fa lasany na lafony daholo ny terrain tsaratsara rehetra de manofa trano sy/na cité amin'ny groupe tiko daholo ny olona rehetra, de manao tenu manga sy maintso daholo eny an-dalambé, mora aminy izany: omeny ny sinoa ny marché amin'ny fanjairana azy de vetivety dia vita, toa ny tamin'ny andron'i Mao Zé doung, manao akanjo mao daholo; dé zay vitsivitsy mbola miompy itakiana karatra tiko sao tsy abonné amin'ny feedmil. MONOPOLE daholo ny rehetra!
Mba fantatrareo moa hoe nanaona ny évolution-n'ireny "tim fanabeazana" e, "tim fahasalamana" e, sns ireny raha tsy faranana aingana? Ohatra ny tara-baomaraina, ny vehivavy arema,....Marema, Varema.
samy tia vola ny olona fa ny azy fanatisme mitsy. De farany ho ohatra an'i Zimbabwe no iafaran'i Mcar. Tianao ve zany? Hadihadio hoe inona no ataon'ny mpitondra zimbabweén mahatonga ny mofodipaina ho 10 000 000 $Zim ny iray.
Ary izy tsy menamivadika: ze olona tsotra ery ve dia itanany ny teniny??? Ministra aza ataony amin'ny fanaovana azy koh....
13. ARINOFY
(
12/02/2009 10:59)
Tsy asiako discussion alo ry madamakely na marina daolo na tsia ireo voalazanao ireo fa izao no tiako tenenina.Refa miteny olona iray de mba jereo koa ny zava bitany fa tsy ny ratsy nataony ihany.Raisiko ohatra ny eo @ fanadinam-panjakana,ohatra ny ENAM,ny ENEMG,CNFA....Maro mihitsy ny ankizy tena mahay @ zao fotoana no tafiditra ao nefa tsy mba nanana piston .Mbola miresaka fanadinana ihany zaho,moa ve tsy t@ zao fitondrana izao vao nisy izany ENEMG izany,ny ecole manofana avocat,ny branche maromaro vao nisokatra ao @ ENAM....Ary iaraha-mahita angamba @ zao fa isan-taona de misy foana ny fanadinana handraisana mpiasam-mpanjakana izay miainga amin'ny niveau BEPC.Koa amiko ny fahendrena de ampianaro mafy ny ankizy,tohano io fitondrana io fa raha tena mahay ny zaza de tsy maintsy hahita izay avenir-ny fa tsy hiandry asa tsy hisy eo @ 13 mai eo.Ny resaka fanadinana alo no noraisiko ohatra satria io de miantoka ny fiainan'olona iray mandritra ny fiainany.Fa mbola afaka manome ohatra hafa aho hanamafisako ny zava-bitan'ny filoha fa sao lava loatra ny resako.
14. madamakely
(
12/02/2009 11:54)
Ohatra ny hoe tonga amin'ny ilay paradisa sosialista nampanantenain'i Radidi isika raha tena mba marina tokoa ny lazainao.
Ny misy izao de mora azo ny diplaoma satria hamaivanina ny fampianarana ( ko ny mpitondra moa il est très beau ko) ny CEPE afahana daholo, taiza no nisy izany hatrizay, satria politika hambotriana ny gasy izany, mba tsy ho leader fa ho olona entina foana vis à vis de l'international; tsy misy redoublement na mahay na tsy mahay, tsy miezaka intsony ny ankizy satria tsy misy ny karazana sanction ho an'izay tsy mahay, de mandeha ho azy e! ka na hianatra mafy na tsy hianatra mafy mipasse foana, politika fanadondronana ny zaza malagasy no misy eo aminn'y fampianarana, dia izany no tianao? aiza no hisy bacc session 1, misy résultat roa raha tsy izao, efa fanaovana tsinotsinona ny diplaoma bac izany, mety aminao izany? raha mbola tsy azonao dia hampahatraina sy dondronana ny malagasy amin'izay tsy afa-mikofoka fa voatery hikaroka ny hohaniny anio, politika makiavelika izany raha tsy fantatrao, ny génération-ny zaza primaire amin'zao aloha de simba e! ny any amin'ny base mitsy no netraketrahana, hany ka na tsy mahay aza izy dia mihevitra ny tenany foana hoe mahay, dia handroso ho aiza ireo? ny fanofanana ho teknisiana no tena atao betsaka satria ireo ho baikona any ampiasana, nefa ny gasy dia malaza eran-tany fa mahay nefa rebirebena amin'ny fanofanana ho exécuteur fa tsy concepteur araka ny sahaza azy intsony, raha mety amin'ny zanakao izany dia tsy maninona fa tsy mety @ ahy kosa ka de mahereza!

15. falyfenosoa
(
12/02/2009 11:58)
izaho aloha dia nahita ny fizaram-bola e, ary ny tena nampalahelo dia ireo mpanao HIMO, tsy nomena vola raha tsy mankeny mahamasina, ny nijery azy ireo izany ange tena nampalahelo eh, sady efa lenan'ny orana no mbola tsy nisakafo maraina dia nividianana vary amin'anana tery @ tsenan'ny mahamasina.