"ALEO ALEFA" hoy i Dolli,ity ny porofo.

21. fijo ( 11/02/2009 21:37)
manda be ka.mikiakiaka be
22. xxx ( 11/02/2009 21:56)
efa mazava b ny mpamono olona ka asanireo zay mbola manohana ty tgvendrana, sambory, sambory tgv zany ny antsoantso teny Mahamasina androany!!!!
23. xxx ( 12/02/2009 00:24)
Oay lel'ena !
24. tarzand ( 12/02/2009 09:28)
Sady mampalaelo no masosotra ireny tranga t@ sabotsy ireny; vetivety teo de ireo ny fanafody naterina teny @ HJRA, tsy efa niomana ihany ve ny TGV fa tsy maintsy hisy ra ho latsaka eny e? mahagaga raha ny wagon no lasa alohan'ny tĂȘte! adalan'izay mbola manaiky atao sorona; amin'ny sisa rehefa misy aleha de izy alefa mialoha e! hita eo ny tohiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1925