"ALEO ALEFA" hoy i Dolli,ity ny porofo.

1. lagoon ( 11/02/2009 19:41)
http://www.youtube.com/watch?v=ZTcm8spNoEU&feature=related

Ka ahoana e?Sa lazaina fa montage indray ity vidéo ity??
novalian'i tarzand ny 12/02/2009 09:28
2. xxx ( 11/02/2009 19:48)
ho avy eo zao i andrywui hilaza fa tsy tao antananarivo io :-D :-D :-D
3. salopard ( 11/02/2009 19:52)
de inona ny tsy maha montage anio, manka compte youtube i Lazaonymarina, dia mandefa, dia asiany feo kely avy any aminy, dia basy?

sao dia heverinao fa doma aza ny pokona razoky.

I ryhanna aza atsy ambadika,milaza fa TRaTRA ANDROANY 7 FEBROARY NY LAINGAN'NY VIVA.

ny 11 febroary , LAZAINY 07 febroary, izay le herin'ny ra nalatsaka t@ 07 febroary, lasa mitapy manonona 07 febroary foana.

4. heidi ( 11/02/2009 19:53)
ka hita izao fa manipulation n'i dj andry iny ko!
de mandehàna ndray eny iavoloha fa anaovany tapody fohy
eo ianareo mafàna fo mpitolona mpanohana aazy ireo dia avy eo hoe
mpamono olona e!
5. lagoon ( 11/02/2009 19:53)
Efa lasa any @ ONU sy ny TPI ilay kozy e!Tsy afaka mi-négocier intsony i TGV!Izay no vita @.
6. salopard ( 11/02/2009 19:54)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m499306c05c0e1
7. heidi ( 11/02/2009 19:56)
torakovitra sahady angaaha dia mamorona lainga andro aman'allina hanaromana ny fitondrantena tsy mendrika :°)
8. ifiona ( 11/02/2009 20:03)
voaporofo miaraka @ io ny manipulation nataon'i TGV sy ny tariny e!

mankasitraka an'ilay nandefa an'ilay video fa manokatra maso maro izy io!
9. patrick2002 ( 11/02/2009 20:04)
lagoon:

Efa lasa any @ ONU sy ny TPI ilay kozy e!Tsy afaka mi-négocier intsony i TGV!Izay no vita @.


iza no halefa any @ TPI. Ravalomanana Assasin veh?
10. patrick2002 ( 11/02/2009 20:05)
Izy mamo indray no miantso polisy :{ :{
11. heidi ( 11/02/2009 20:08)
aleo aloha hiantso polisy satria ny iray hita-poko hita-pirenena teo ny manipulation nataony tamin'ny fahafatesan'ireo olona mpiara-miotolona aminy fa ny an'i ravalo kosa mbola ho avy :P
12. Noue ( 11/02/2009 20:25)
zao no atao oe preuve tangible eeee ! tsy ho afaka @ io akory ry zareo !!!!
13. ifiona ( 11/02/2009 20:29)
tsy afa-miala ntsony TGV amin'io
14. heidi ( 11/02/2009 20:31)
aleo hitan'izao tontolo izao no maha lohamboto azy sy ny maha dj popilera azy aloha! ny tena amin'io mbola tsy manana traikefa akory mbola tsy mahay mifitra tsy ampy taona ho filoha akory 8)
15. Noue ( 11/02/2009 20:33)
taonan'ny DJ eeee :-D :-D :-D :-D
16. Noue ( 11/02/2009 20:44)
tena grave be kosa aloha ny nolazain'tgvendrana eeee ! na tafondro na basy mipoaka dia alaintsika io :^) :^) :^) :^)
17. Andribe ( 11/02/2009 20:46)
IREO MITAINGINA tgv REO VE ZAO REHEFA HIJANONA DE MANO HOE MISY MIALA AO OOO SA HOE TIFIRO ZE MIALA AO FA TSY MISY MIALA ZANY :evil: :evil: :evil:
18. fijo ( 11/02/2009 21:02)
aokanareo kosa boay kely e.ataon'ny madagate masaka eo nareo an
19. Noue ( 11/02/2009 21:15)
iza no matahotra zay madagate klet'ieeeeeeeee !! bandy kely tsy mahay miaina tssss :evil: :evil: :evil:
20. Andribe ( 11/02/2009 21:35)
inona moa le madagate aliaka masiaka ve sa voay ngôôôôôôza be =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1657