Mi-NOUE fotsiny ihany?

1. salopard ( 11/02/2009 19:38)
Izaho no ravalo
Mi-noue fotsiny ihany.
Tsy tonga teny mahamasina aho, satria ... tsy manomana ny fandosirako akory.
mi-noue fotsiny ihany
Mandoa haba tsara ny societe-ko , Minoue fotsiny ihany.
novalian'i tsiafoi1 ny 12/02/2009 06:57
2. naughtyboy ( 11/02/2009 19:43)
=)) =)) =)) =)) =))
3. heidi ( 11/02/2009 19:50)
:-D :-D :-D
ary efa hisy hiporiporina am resaka ravalo sy tgv ato :-D :-D :-D
4. patrick2002 ( 11/02/2009 19:57)
ity nu menaka TIKO dia ataovy mheidi tsara ny sakafo :-D :-D :-D
5. heidi ( 11/02/2009 20:06)
:-D :-D :-D :-D ka enao aza efa noana be mbola mitady olona hanolo-bato mafàna na hanolotra vy mahamay anao indray tsy iza fa ra tgv :-D
6. Noue ( 11/02/2009 20:25)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. ni81 ( 11/02/2009 20:30)
Mamon'ny Toaka Gasy Ve nareo e!
=)) =))
8. Noue ( 11/02/2009 20:31)
ka ahoana ry salopard aaa ! nahazaka an'ilay oe ville morte stade plein ve ianao eee ??? :-D :-D :-D :-D
9. Noue ( 11/02/2009 20:32)
ni81:

Mamon'ny Toaka Gasy Ve nareo e!
=)) =))



=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
10. Andribe ( 11/02/2009 20:36)
Ny vahoaka malagasy dia MI NOUe NOUe rononon dra8 ka miANDRY Tangena Gasy Vaovao :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
11. Noue ( 11/02/2009 20:37)
io ry salopard aaa

*Andry TGV appelle à une journée ville morte mercredi: “demain, personne ne sortira de chez soi.
Les travailleurs n’iront pas travailler
et les élèves n’iront pas à l’école”

*DIA INONA NO NAVALIN'NY OLONA TAMIN'IO OE VILLE MORTE IO ???


*11:30 - En ville, les marchés sont ouverts, les gens vaquent à leurs activités quotidiennes. les supermarchés sont ouverts.

*10:00 - Beaucoup de voitures circulent et les transports en commun fonctionnent.

*12:30 - Grosse affluence à Mahamasina malgré une pluie battante, tribunes et gradins remplis. Beaucoup de monde continue à se diriger vers Anosy. Un important service d’ordre autour du stade.

FA INONA ALOHA NY PAIKA ATAO MBA TSY HIVOAHAN'NY OLONA ?


*[11:00 - Rolly Mercia du quotidien La Vérité aurait déclaré sur la radio Viva que les artistes qui se produiront à Mahamasina pour la contre manifestation pacifique, pourraient avoir des répercussions sur leur carrière professionnelle. L’animatrice de Viva aurait aussitôt donné une liste de noms d’artistes censés se produire à Mahamasina.

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4992d5975e561
12. Noue ( 11/02/2009 20:38)
Andribe:

Ny vahoaka malagasy dia MI NOUe NOUe rononon dra8 ka miANDRY Tangena Gasy Vaovao :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)



:^) :^) :^) :^) :^)
13. Andribe ( 11/02/2009 20:51)
AO TSARA :^) :^) :^) :^) :^)
14. Noue ( 11/02/2009 21:16)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img10.imageshack.us/img10/5456/20090211mahamasina121ze8.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img10/20090211mahamasina121ze8.jpg/1/][IMG]http://img10.imageshack.us/img10/20090211mahamasina121ze8.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]
15. Andribe ( 11/02/2009 21:25)
rovitra le banderole waaa nisy nanolana nanampenana slipy goaka :^) :^) :^) :^) :^)
16. fijo ( 11/02/2009 21:36)
hay ankanala slipo teny??milay kosa izany an
17. daomania ( 11/02/2009 21:43)
Fa ny FINOANA no lehibe indrindra : jereo Mahamasina, aiza lé ville morte ???!
ts'isy nanisy sira ilay amboadia mody miakanjo fotsy : labi ne fé pa le mouane ry lery à ! asaivo misatro-tsilo koa @ manaraka dia asaivo migogogogo manetsikeloka @ izay hita tsara ny maha homme de spectacle azy !
18. Andribe ( 11/02/2009 23:49)
sao dia mba tokony atao martiora kosa andry tgv asaina manao satroka tsilona orange de fantsihana n zavany e i ra8 mianatelina ny tapany refavieo :^) :^) :^) :^)
19. xxx ( 12/02/2009 00:18)
Oay lel' ena !
20. tsiafoi1 ( 12/02/2009 06:57)
MINOA FOTSINY IHANY
Fa ny devoly d'efa RAVA
Kely sisa androny...

MINOA FOTSINY IHANY
Fa Jehovah de MAHERY
Ny ARA-DALANA hitombo HERY...

MINOA FOTSINY IHANY
Fa MDAGASIKARA HILAMINA
Hiha-mandroso hatrany....

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.096