Iza kay ilay rangahy nanao complét gris nanome baiko ...

21. fijo ( 11/02/2009 21:28)
ny 27 janoary anie ry zalahy teny antanimora ka efa nisy tifitra e,efa naik ahamoak any gadra teny ry zalahy,ary efa nisy maty voatifitra teny.ka raha tsy mbola misain aihany hoe fonja aza arovana amin'ny basy,maika fa lapam pirenena.ampiasao ny loha fa matoa manana an'io dia natao hiasa .
22. xxx ( 11/02/2009 22:23)
fijo:

ny 27 janoary anie ry zalahy teny antanimora ka efa nisy tifitra e,efa naik ahamoak any gadra teny ry zalahy,ary efa nisy maty voatifitra teny.ka raha tsy mbola misain aihany hoe fonja aza arovana amin'ny basy,maika fa lapam pirenena.ampiasao ny loha fa matoa manana an'io dia natao hiasa .



bravo bekibonakah!! :-D :-D :-D
23. ndenn ( 11/02/2009 22:46)
C'est un martien c' est sûr ! 8)
24. xxx ( 12/02/2009 00:28)
Oay lel'ena!
25. MANAKASINA ( 12/02/2009 04:58)
oay lel'fito
26. tsinjo ( 12/02/2009 05:58)
nena le izy nandadilady iny no nanapatsinahy anah kle hihihihihih , izy hita fona katreny am 13 mei a , tena voa tam sorony iany houn lery kou to nobataina mantsy lery :-D :-D
27. heidi ( 12/02/2009 06:56)
de asa raha mbola ho sahy am iavoloha izany sa ilay fivoriambe rampitso ho fanaovana manipulation ny mpanohana azy indray hanao ny sorona ny ainy eny iavoloha????
28. ari.malala ( 12/02/2009 07:54)
fa ny tsy azoko anie d zao e! ahoana moa no ilazanareo fa handroba ny lapa na handoro ny lapa ireo olona ireo sa ianareo reo mpaminany dool ka afaka hahalala izay any antsain'ny oul any? manaiky za hoe zone rouge ts azo aleha eny fa temps normal aza ts azo aleha eny @ akaikin'ny jet d'eau mainka moa fa temps de crise ohatrizao, fa na izany aza! rahambola mitempo ao anatinareo ny fo malagasy d aza latsaina ireo maty ireo fa izy aza mba tratry ny tsy fidiny voa manipulé!!!
29. AnA ( 12/02/2009 08:06)
"ari(tsy malala)":
fa ny tsy azoko anie d zao e! ahoana moa no ilazanareo fa handroba ny lapa na handoro ny lapa ireo olona ireo sa ianareo reo mpaminany dool ka afaka hahalala izay any antsain'ny oul any
rehefa we ts azo atao d ts azo atao! tsy gaboné akory ny lapa ka atao anizao!
manaiky za hoe zone rouge ts azo aleha eny fa temps normal aza ts azo aleha eny
zany izy we tsy azo aleha zany k inn njay no mbola nakanesana tany?
d aza latsaina ireo maty ireo
tsiss mandatsa ny maty eo e! rehefa ts azo atao ftsn d zay! refa lazaina enao we misy tay eto fa tandremo,maninn mbola manao fanahinina manitsaka anio??
30. ari.malala ( 12/02/2009 08:20)
AnA na ts malalanao aza ah ts manin mints k :) d misotroa rano mangatsika fa mangotraka loatra ny ao anatinao k sod tapaka lalandra am tsis dikany :°)
31. AnA ( 12/02/2009 08:30)
refa ts mahazo resaka d ty jerena
http://www.youtube.com/watch?v=ZTcm8spNoEU
32. ari.malala ( 12/02/2009 08:51)
ana, ts mila mijery an'io ah, fa ts hiady aminao akory no andeanako eto.

fanou14 am dinika atsy ambadika atsy:
32. Mpandefa : fanou14 [ Valio ] 12-02-2009 09:30:05
Lohateny : Re : Tratra androany 7 febroary ny laingan'i TV VIVA
ra tena misaina ny ra8 nareo dia fametra pialana no ataony satria izany no atao hoe medrika ho zanak'Atra fa tsy miatsara velatsiha , mody manao lalana sy zavatra kely eo , ny lalana anie efa ao anatin'i programme fanjakana e, dia ho an'ireo mandray vola t@ tim omaly , mba fantatrareo moa fa ny volanareo ( volan'ny madinika) ihany no averiny aminareo ataony mandoha hetra sy zao rehetra zao nareo ( ntsika plus tot)ireny io vola io , dia inona no mampisekoseko anareo @ reny olona tsy sitraky ny fony ireny , ary mba avereno @ tompony deaholo @ zay ny carte indentité fa sao dia lazaina fa mpandromba eo ndray reny tsy ampy fivelomana ireny , aiza ho aiza lay hoe ra misy olona 200 dia hiala aho ; mba mangataka ireo aianmajero manana iny bande iny dia alefa ho reny isan'andro , za tsy pour Andry fa efa be loatra ny zavatra nalain'i ra 8 tsy efa ampy ve zay e, efa fantatra fa zay tonga eo @ fitondrana eo dia mihinanana kely daholo fa ny azy efa trop loatra, sady efa zavatra nalehany ve ireny dia mbola sahiny ihany ny mamono ny gasy mitovy aminy , ianareo milaza fa adalan'ireo zay nandeha teny ambotsirohota , na dia izany aza, mba olona milaza fa mivavaka ihany dia ireny ve no atao , tena aleo tonga dia hitan'i olona hoe ity tsy mpivavaka aho toa zay manao ireny , olona tia an'Atra izany en tant que humain n'inona2 mety hadisosan tsy tokony tonga dia mitifitra variraraka oh reny ,tsy mendrika ny ho zanak'Atra ireny ary na hoviana na hoviana ho tsaraina
samia misaina ary aoka izay ny adi politika fa tsy mampandroso firenena , koa anareo por andry na pro ra 8 , ianareo no miady eo fa ry zareo any ambony any milamina
d mbaà misaina amizay vao miteny sy misondrotsondropoana! ts miaro an'izan'iza mints ny tenako fa mampahatsiahy anareo ftsn hoe ts fotopisainana malagasy izany mandatsa faty izany! raha nanana izay nohaniny na nanana izay faripahaizana ananan'i ana ireny olona ireny tsy voamanipulé niakatra teny! izay ftsn iany fa misaotra!
33. tarzand ( 12/02/2009 09:51)
Ny maty d'efa maty, ataovy hanatra ho an'ny velona ireny! misy lesona azo raisina tsara! betsaka ny maty t@ 1947, t@1972, 1991, 2002, 2008; fa niova ve ilay firenena? nanan-karena ve ny havan'ny maty? tonga saina ve ny mpitondra? sao de tsy ilaina intsony izany manao sorona ny aina izany raha politika no resahina? Ny tsy fahalalana matetika dia ataon'ny sasany excuse foana raha manaonao foana izy @ zavatra izay ataony. Fa ataoko fa tsy mila fahalalana kosa angamba ny miala rehefa misy manambana basy fa ny miala teo haingana no tokony atao! ho anareo mbola ho eny Mahazoarivo: aza makeny raha tsy efa mahatsapa fa tsy nisy nahazo tombony tamin'ny rà latsaka ankoatran'ireo mpitondra sy ireo nitarika. raha Masina ny tanindrazana, ny olona eo aminy koa tokony ho masina, atomboka @ mpitondra, ny mpanohatra, ny tsirairay avy.
34. xxx ( 12/02/2009 12:16)
io ilay lasa minisitra atsy @ dinika vaovao atsy e! deputé antsohihy izy io, tena tafa kosa lery a! arahabaina eeeeeeeeeee!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4787