Iza kay ilay rangahy nanao complét gris nanome baiko ...

1. xxx ( 11/02/2009 18:50)
Tsy nisy izay tsy nahita ilay rangahy nanao complet gris niaraka t@ jeneraly DOLLIN iny angamba na ny teny AMBOTSIROHITRA na par télé na par internet koa aza

Izy no nanome TOP ireo olona tety aloha mba hiditra ao anaty lavaky ny liona :idea:
novalian'i xxx ny 12/02/2009 12:16
2. ifiona ( 11/02/2009 18:55)
i andrywui... hihihihih!

vazivazy iny fa aza tonga dia miakatra be ry andrywui a!

enao anie ôtran' lasa reveko zany e! njekaky o!
:-D
3. Noue ( 11/02/2009 18:58)
:-D :-D :-D :-D
4. xxx ( 11/02/2009 18:59)
nefa raha nijery t@ net tsara enao dia nitsoaka moramora nanaraka sisiny izy avy eo eisssssssssssssyyyyyyyy lay aligna eeeeeeeeeeeeee !dia ny vendrana kely sy mora adalaina no namono tena teo
5. Noue ( 11/02/2009 19:05)
oatran i tgv ihany io eeee ! nitsaoka eee :^) :^) :^)
6. patrick2002 ( 11/02/2009 19:15)
dia tena nahavariana anie ilay izy eh! i Ambohitsirohitra ohatry ny tanana haolo tsy misy olona ,tsy misy miaramila mihintsy na ray aza ,nefa ny basy dia nipoapoaka , tsy misy sommation , izany hoe ny satana ny ra-8 no nitifotra ,
Mahery kah :roll: :roll:
7. xxx ( 11/02/2009 19:18)
Ny tsy afaka miàla mamela kamboty fa ny afaka miàla ny ainy no avoty fa HORERA....


http://flickr.com/photos/12067221@N04/3268861188/sizes/o/
8. xxx ( 11/02/2009 19:36)
toa oe voatifitra angeh hono i lery eh!!zay no hitako
9. heidi ( 11/02/2009 19:42)
patrick2002:

dia tena nahavariana anie ilay izy eh! i Ambohitsirohitra ohatry ny tanana haolo tsy misy olona ,tsy misy miaramila mihintsy na ray aza ,nefa ny basy dia nipoapoaka , tsy misy sommation , izany hoe ny satana ny ra-8 no nitifotra ,
Mahery kah :roll: :roll:


tsy misy mahagaga mitsy izany fa mazava ho azy refa mafy loha de izay azo natao ny fitifiriana izany


:-P
10. xxx ( 11/02/2009 19:42)
patrick2000> raha nijery tsara ilay vidaka ianao dia nisy feo avy amin'ireo niverina avy nanao negociation(dollin sy palitao gris) oe hitifitra hono ny miaramila, dia nefa io palitao gris dia hita @ ilay video mamporisika ny jiolahy hiditra ankeriny ihany! iza no naporisika ny olona ho faty amizany? dia jereo tsara fa ianao angamba olona manatsaina mahita fa niazakazaka ireo olona hiditra amboletra , dia amin'ny fomba ahoana no hananana fotoana hanaovana sommation? ireo miaramila miambina koa matahotra amin'ny ainy ka na izaho na ianao aza ny teo amin'ny toerany mety tonga ianao dia nitifitra fa tsy nanana fotoana hanao sommation zany!! sa tsy maintsy milaza aloha oe " haut les mains?"
ny sommation anareo dia any @ vidaka film amerikanina no misy an'izany
11. lemenakely ( 11/02/2009 19:45)
xxx:

toa oe voatifitra angeh hono i lery eh!!zay no hitako



non mbola any izy ka !
12. xxx ( 11/02/2009 19:50)
mbola any izy fa toa oe voatifitra ny sorokany izy zay no hitako farany
13. patrick2002 ( 11/02/2009 19:52)
hitifitra hono ny miaramila, dia nefa io palitao gris dia hita @ ilay video mamporisika ny jiolahy hiditra ankeriny ihany! iza no naporisika ny olona ho faty amizany? dia jereo tsara fa ianao angamba olona manatsaina mahita fa niazakazaka ireo olona hiditra amboletra , dia amin'ny fomba ahoana no hananana fotoana hanaovana sommation? ireo miaramila miambina koa matahotra amin'ny ainy ka na izaho na ianao aza ny teo amin'ny toerany mety tonga ianao dia nitifitra fa tsy nanana fotoana hanao sommation zany!! sa tsy maintsy milaza aloha oe " haut les mains?"

i Ambohitsirohitra dia misy vavahady lavabe sy fefy 4 metatra angamba io nanana fotoana tsara ny miaramila na mbola hamahana basy aza .
Ary hajanony kely ilay fitenenana hoe mpandoba raha olombelona mitafy nofo sy ra ianao ,fa nisy t@ ireny ntsy mpandroba mihintsy ohatra ny Cameraman ny RTA ,nanao ny asany izy ary dia paix a son ame.
14. xxx ( 11/02/2009 20:00)
tsy maintsy misy amin'ireny ny olona tsy manatsiny voatifitra! nisy ny olona curieux nijery ka voan'ny bala tao koa!
nisy vavady be sy fefy be daolo ny magazay voaroba teto antananarivo! ary amiko dia mpandromba no betsaka teo!! mba jereo tsara ry ingahy patrick fa ianao angamba hoy aho olona misaina!
15. heidi ( 11/02/2009 20:01)
ny mpanao gazety anie nasaina nihataka mitsy e! fa mbola nisy tratra ihany na tao ambotsirohitra na aiza tsy maitsy lmisy mpanao gazety foana maty amperin'asa mampalahelo, ireny no mampalahelo
fa ilay niomana ny handroba sy handro angamba sy hanafika an'i lapa nisangy fahafatesana ka tojo ny tadiaviny
16. xxx ( 11/02/2009 20:22)
heidi:

ny mpanao gazety anie nasaina nihataka mitsy e! fa mbola nisy tratra ihany na tao ambotsirohitra na aiza tsy maitsy lmisy mpanao gazety foana maty amperin'asa mampalahelo, ireny no mampalahelo
fa ilay niomana ny handroba sy handro angamba sy hanafika an'i lapa nisangy fahafatesana ka tojo ny tadiaviny



miombokevitra aminao izaho tamin'iny!! eo fa tsy alaiko indray serasera aza eh :lol:
17. heidi ( 11/02/2009 20:24)
:wink: :-* :-D :-D :-D :-D :-D mba zay ahay :-D
18. heidi ( 11/02/2009 20:26)
13. Mpandefa : xxx [ Valio ] 11-02-2009 21:00:49
Lohateny : Re : Iza kay ilay rangahy nanao complét gris nanome baiko ...
tsy maintsy misy amin'ireny ny olona tsy manatsiny voatifitra! nisy ny olona curieux nijery ka voan'ny bala tao koa!
nisy vavady be sy fefy be daolo ny magazay voaroba teto antananarivo! ary amiko dia mpandromba no betsaka teo!! mba jereo tsara ry ingahy patrick fa ianao angamba hoy aho olona misaina!

ka maromaro magazay ihany mantsy manodidina an'i ambotsirohitra iny fa raha tsy nisy ny poa basy fitifirana dia ringana atramin'ireo karàna mpivarotra volamena ireo ko :-D :-D :-D
19. xxx ( 11/02/2009 20:55)
izany eo ihany fa iza aloha ilay palitao gris eh? sa agent secret an'i tgv?
20. Andribe ( 11/02/2009 21:10)
toa pd lery iny ko sa iny le bory zavatra :^) :^) :^) :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1223