Firy no nalahelo ..

21. lovelyri ( 10/02/2009 12:34)
ie zany mits fa ts ny fanoratanao mivandravandra be ôtran'izao akory no midika fa zay rht ts makeny am 13mai de ts mamnkasitraka le tolona fa pro-ra8 hitako eto mo enao io raha ho eny mamasina rapitso raha tena mitono tena ho pro-ra8
8)
22. xxx ( 10/02/2009 12:40)
tsiafoi1:

Vahotra ny tanako...
Mijohy ny ranomaso....
Malahelo anao ry taniko
Zary potika sy rotika!....

Ny iray milofo hampandroso!
Ny iray mikendry handrava!
Sendra zaza ratsy taiza...
Hatrany an-kibon-dreny!


ôtrany tsy milay ny tonon-kalom-politika revô tsy misy rima!
23. molota ( 10/02/2009 12:58)
REFA TSY MAHAZAKA DIA POTEHO NY ORDY NA MANDEHANA MANAO SORONA RY LOVELYRI A!!! Aza MIFAMPIBAIKO FA TSY IZA KORY ELAH :twisted: :twisted:
24. lovelyri ( 10/02/2009 13:05)
:-D :-D fa iza no manome baiko an'i molota eo e :roll:

enao ange no mihizingizina hoe zay ts midina eny am 13mai de ts mankasitraka ny tolona ataon'ny TGV e!! de raha ny logikanao no arahiko zany a de normalement enao tokony hidina eny mamasina satria hilaza ko za hoe zay ts tonga eny mamasina de ts mankasitraka ny tolon'ny pro-ra8 :lol:

iza no miteny anao fa ts mahazaka za enao zao no hitako ts mahazaka fifanakalozan-kevitra eto ko :lol:
25. molota ( 10/02/2009 13:34)
"fa ts ny fanoratanao mivandravandra be ôtran'izao akory "
za ndray no nanoratra an'io mivandravadra no tiko ka ahoana? :-D :twisted:
26. lovelyri ( 10/02/2009 13:46)
de io v de manome baiko oziz enao???? samy manana ny baiko-ny marina io :-D :-D :-D
27. molota ( 10/02/2009 14:13)
samy manana ny andraisana azy io dé zay! :twisted:
28. xxx ( 10/02/2009 14:18)
ndrôôôô, de mifandramatra ambody ordi eto. nefa teny antaninarenina nifanosika tao anaty vahoka, nitsoka poa-basy.
keliain-T... daolo
rampitso koa zao, mbola handé hameno isa eny mahamasina ndray :lol: :lol: :lol: :{ :{ 8-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3337