mbola hanonitra ny Magro sy Tiko may sy voaroba aloha ééé? ?

21. njara2007 ( 10/02/2009 12:17)
Ny mahagaga an'le mpomban-dra8 ngeh d TGV foana no hanalana vokona eh!!! Heveriny fa misy tian'ny TGV:lol: koa angamba any..... Fa aminay ny mpandatsa-drà dia tsy mendrika ho RAD ny firenena intsony. Efa nisy RAD tonga d nanindrona antsy an-janany ve fa hoe maditra d mbola homena sitraka ihany hoe: ka lery maditra ko... :roll:
22. xxx ( 10/02/2009 12:21)
De ireny zao no vokany...,
Mbola tsy tonga saina!!!
Ny vahoaka zary sorona,
Handrombaham-pahefana,

sorona @ ahoana e, hataonareo sorona ho anle devolin-Dra8? mbola tsy ampy foana nga le chiffre tadiav'le devolin-dra8,

Molota> tsy haiko na be loatra le dozy na tsy ampy dozy enao no mampivovoa be anaoo tahak'io.
23. molota ( 10/02/2009 12:48)
TGvendrana mpamono olona Mpanimba zavatra , tsy maty VOALAVO an-kibo ny MIARAKA amin'ny aza mamaky rehefa tsy mahazaka na POTEHO NY ORDINAO mazava!!! :-D :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2521