iza no sahy milaza fa raha tgv no eo,miova gasikara

21. batotoa ( 09/02/2009 19:57)
diniho tsara e!
ralalaina:

izay mitondra eo tsy olana ny didy jadona ataony RA8 no asoriny sy ny fanagonakarena diso tafahoatra ataony



Iza no tena manao didy jadona @izy roa lahy, amiko de samy manao didy jadona; fe nendra tgv te tonga de ita miariary e! mbola tsisy dingan vita akory de efa ny didy jadona no mande alo fa le mpanarak azy no ten vendran sy jamba!
22. Andribe ( 09/02/2009 20:15)
mety ho lasa mpanakarena daholo na lasa mahantra daholo ny gasy raha miova ny fitondrana satria azo atao ny mangalatra sy mamaky trano de avy koa za @ angady sy ny arona :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) zao aza ra8 no eo efa avy ny sasany @ angady sy ny harona ko iza ndray ry zalahy no ho taraiky eo =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
23. ssendra ( 09/02/2009 20:18)
Iza no tena manao didy jadona @izy roa lahy, amiko de samy manao didy jadona; fe nendra tgv te tonga de ita miariary e! mbola tsisy dingan vita akory de efa ny didy jadona no mande alo fa le mpanarak azy no ten vendran sy jamba!


ka fita fa izany mitsy.....au moins ilay iray mba hoe filoha fa ity mpandrobaka fotsiny fa tsy tena filoha de sahy mibaiko vahoaka, tsy vahoaka moa izany fa ny ambany fahefàny....
24. Andribe ( 09/02/2009 20:26)
raha tgv no eo mety tafavoaka miditra otran ny lelonjaza i madagasikara zao aza i ravalo no eo lasa misotro ronono lasa retirety daholo ny oul :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
25. gasyjean ( 09/02/2009 20:58)
Mirananirina:

Dia mino tokoa ve ny Gasy sasany hoe raha Andry no eo dia manakarena daholo ny gasy????????Na ny atsasany farafaharatsiny.
Na iza na iza no eo dia ny mahantra ;mahantra ihany,ny manakarena ;manana ihany.Izany hoe mitombo indray ny manana,mameno paosy:tvg mianakavy sy ny akaiky azy,fa ianareo mahafoy ny ainareo:hijaly ary mbola hijaly hatrany.
Tsy momba andravalo mihitsy aho,fa tokony hisy ny fifidianana farafaharatsiny



Efa lova io ry namana,mitovy daholo ihany ny tanjon'ireo izay maniry hiakatra eo,hangoron-karena dia ny eo ihany ny eo.Efa tena tsara-poizina ny toetsain-dramalagasy, ary tsy misy mahala izany poizina izany raha tsy izay nametraka azy ihany angamba dia i Reny malala,Dia ahoana anefa no fomba mety analana izany??????.Tsy misy ho an'ny vahoka izany eo na dia kely akory aza.Adinoy ny mety fanantenana rehetra.Samia mikarakara ny hoavin'ny fianakaviana, na ny zanany avy,samia maka ho azy amin'ny fomba rehetra,fa raha mbola hiandry izany fanjakana izany dia eeeeee!.
26. gasyjean ( 09/02/2009 21:04)
batotoa:

diniho tsara e!
ralalaina:

izay mitondra eo tsy olana ny didy jadona ataony RA8 no asoriny sy ny fanagonakarena diso tafahoatra ataony



Iza no tena manao didy jadona @izy roa lahy, amiko de samy manao didy jadona; fe nendra tgv te tonga de ita miariary e! mbola tsisy dingan vita akory de efa ny didy jadona no mande alo fa le mpanarak azy no ten vendran sy jamba!




c'est ça l'Afrique eee!
27. Andribe ( 09/02/2009 21:27)
samy manao ze azahoany seza kosa io ko ny iray manozona ny iray mitazona ny vahoaka voahitsaka :oops: :}
28. Mirananirina ( 10/02/2009 16:03)
mbola tsy misy sahy milaza fa hiova i Gasikara an!
Tena simba ny firenena,avelao izahay hifidy izay tianay o,ry mpanao politika.
29. fitia2006 ( 10/02/2009 16:16)
15 millions ny vahoaka eto madagasikara ; atao oe 500000 vahoakan'i tgv hahaha
de nihena satria natao sorona ny ampolony maro; baiko : vahoaka tsy ilaina misy miasa izany oe ho noana( soa ihany fa niasa daolo ihany fa ny ampahany @ mpanendaka sy ny chomeur sisa no lasa vahoaka ); nomena tsiny ra8 fa ny maty t@ fandoroana sy fandrobana iza no diso ; ary fantatry ny mpampadihy ve ny atao oe zone rouge no de notaritina ho eny ny oul nefa ny tena tsy nankeny akory ary havilana ny resaky ny organisation mondial @ alalan'ny vavi mivadika sy ny taranaky ny tsioka vao
eisy e ry saribakolin'ny reny malala e sady esclave n'ny tsy manana statut any france , ny bac alou alaina fa mbola kely loatra ; betsileo a betsileo nefa merina ihany koa ; vao 30 ans de efa mametraka tantara maloto hipetraka ho an'ny taranaka fa noho ny mpampandihy no nahapotika ny efa nampiakarin'ny gourmand ( fa mety ho tonga saina ihany )
mikorontana ny fiainambahoaka efa saika hilamina teo , tolona tolona ady vola sy fahefana fa gasikara on s'en fiche complètement fa potehina aza no mety aminy sao lasa firenena mandroso manaraka an'i chine eo; crise mondial manery ; samia mamonjy ny tenany ka miasa hamelomana ny tenany ra mbola hisy ny asa ko anefa
30. AnA ( 10/02/2009 16:32)
5000
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0455