iza no sahy milaza fa raha tgv no eo,miova gasikara

1. Mirananirina ( 09/02/2009 16:46)
Dia mino tokoa ve ny Gasy sasany hoe raha Andry no eo dia manakarena daholo ny gasy????????Na ny atsasany farafaharatsiny.
Na iza na iza no eo dia ny mahantra ;mahantra ihany,ny manakarena ;manana ihany.Izany hoe mitombo indray ny manana,mameno paosy:tvg mianakavy sy ny akaiky azy,fa ianareo mahafoy ny ainareo:hijaly ary mbola hijaly hatrany.
Tsy momba andravalo mihitsy aho,fa tokony hisy ny fifidianana farafaharatsiny
répondu par AnA le 10/02/2009 16:32
2. belaza ( 09/02/2009 16:57)
tapahako nena raha mahazo 15% eto dago i andry DJ sady tana ary tsy vitany ko i mada indray?
3. marozevo ( 09/02/2009 17:06)
Raha fantatry ny maro hoe DJ angamba i TGV tsy nisy nifidy azy tamin'ny 2007. Tsy aleo aza ve nama ry "Kely fa dada" a.... ireny no tsotra toy ny 80%n'ny Malagasy.
4. xxx ( 09/02/2009 17:08)
tsy i tgv anie no hitondra eo apres,aiza ary ianareo izany,tsy maintsy ry ratsiraka sy ny forongony no ho lasa eo,satria raha tsy ry zareo hono tsy handroso sy hilamina ny tanana nefa efa niaraha mahita ny zava bitany teo
5. belaza ( 09/02/2009 17:14)
raha i deba indray tsy tapahako nena ka gaigy lahy aminy fangalarana koa iny mety hahazo30%
6. ralalaina ( 09/02/2009 17:19)
izay mitondra eo tsy olana ny didy jadona ataony RA8 no asoriny sy ny fanagonakarena diso tafahoatra ataony
7. yvonKEL ( 09/02/2009 17:21)
tena miova mihitsy i madagasikara raha tgv no eo satria : mahantra daoly ny gasy fa ze manana de robaina sy dorana ny fananany ary tsy misy mpivarotra tsony fa takalo takalo indray fa ze mivarotra de robaina
8. marozevo ( 09/02/2009 17:22)
Tsy i TGV ihany, fa na iza na iza tonga eo dia inoako 100% fa hiova i Madagasikara... saingy hiova ho tsara sa hiharatsy... izay indray tsy haiko.
9. ralalaina ( 09/02/2009 17:23)
f ela ngah no hadoro sy handromba
10. ravakamalala ( 09/02/2009 17:24)
miova gasikara rehefa lany TGV ka : MIKOROSOFAHANA
11. belaza ( 09/02/2009 17:26)
tena tsy de misimisy saina izany ty ralelenty ka ohatriny mandray atendrony, tena maivandoha hitako no mora babony ra DJ
12. ikaretsaka ( 09/02/2009 17:32)
belaza:

tapahako nena raha mahazo 15% eto dago i andry DJ sady tana ary tsy vitany ko i mada indray?


hibizina kalaza sy soucril d'homme indray izany atsy ho atsy
:-D :{ :-D
(kivazivazy ny ahy)
13. marozevo ( 09/02/2009 17:33)
Misy mpiserasera miteny ratsy be io... tsy sahiko adika eto akory io lazainy io... Mahamenatra....Raha io koa no lasa mpitondra dia vao maika hikorosy fahana i Madagasikara.
14. zama91 ( 09/02/2009 17:43)
aza adino fa ao anatin'ny crise mondiale izao,plan hivohana amin'izao fahantrana izao no tokony ho tadiavina,MAP ve tsy aiko aloha ,fa tsy ny fanasoloana ny gouverenement ou president no vahaolana.
15. xxx ( 09/02/2009 17:49)
Ka diso fihevitra aloha izay milaza fa ahazo 4L isan-tokatrano ny gasy raha tonga eo i Andry Rajoelina é, ary mbola diso fihevitra ihany koa fa ho lasa paradisa sosialista io raha tonga eo i Andry fa ny marina aloha ary zava-misy amin'izao fotoana izao dia eo ampelatanan'olombitsy ny fiainan'ny Malagasy.Ny Produits de Prémières Nécéssités ohatra dia voafehin'olon-tokana ny 80%-ny, ny tanjona tamin'io dia mba ahafahana mamehy tsara ny Malagasy satria ny zava-misy izao rehefa nodorana ny MAGRO dia tsy nisy intsony ny vary sy ny menaka dia rava ny tolona satria ahoana moa no handehanana hanao grevy raha ny haninana hoanina aza tsy misy.Ataoko angamba fa samy mahalala ny tantara fakana ankerin'ny fambolena vary tany Ambatondrazaka isika mianakavy, ny raharaha Trois frères ireo ohatra ireo no omeko mba hisarihana ny saintsika ary hanamafisako fa ny tanjona dia hitazomana ny vavan'ny malagasy satria rehefa noana ny kibo mivezivezy ny fanahy.Hiandry fifidiana aoka samy hahalala kosa fa 64% ny mponina tonga nifidy dia nifidy an'i Andry Rajoelina dia ahoana ny nahazo azy, ny sakana nahazo azy anie no nahatonga izao rehetra izao é! ny mampalahelo dia isika tsy mahalala fa ny 80% ny olomboafidy TIM any ambanivohitra dia AREMA namadika palitao izany hoe efa zatra fangalarambato ka mba mieritrereta fa raha tsy ovaina ny code éléctoral tsy hisy zavabanona eto Madagasikara ny fanovana ny lois éléctorales anefa dia zavatra lavin'ny mpitondra ankehitriny ka ny mba tiako hisarihana ny saintsika dia ny hoe "sao heverinareo fa USA na France aza i Madagascar ka hoe démocratie a démocratie inona moa ny nataon'ny mpitondra ankehitriny raha naka fitondrana ry zareo ny 2002 nolazainy fa nangalambato ny AREMA dia ireo AREMA ireo ihany amin'izao fotoana izao no manampy azy hangalambato, koa samia misaina fa mila fihovana i Madagasikara.Madagasikara Madagasikarako io ny tanindrazalo lova soa tokoa...Mahaleo-va mahalasana é!
16. marozevo ( 09/02/2009 17:54)
Fa nareo angaha tam 2002 nino ilay nolazain-dRa8 hoe "samy hahazo 4L ny isam-pianakaviana".
17. Noue ( 09/02/2009 18:18)
ikaretsaka:

belaza:

tapahako nena raha mahazo 15% eto dago i andry DJ sady tana ary tsy vitany ko i mada indray?


hibizina kalaza sy soucril d'homme indray izany atsy ho atsy
:-D :{ :-D
(kivazivazy ny ahy)

hitondra soukril zany ve eee ??? (kivazivazy ny ahy)

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
18. heidi ( 09/02/2009 18:26)
9. Mpandefa : ravakamalala [ Valio ] 09-02-2009 18:24:27
Lohateny : Re : iza no sahy milaza fa raha tgv no eo,miova gasikara
miova gasikara rehefa lany TGV ka : MIKOROSOFAHANA

lasa tota kely daholo ny pokona no lasa mpandromba :-D
de misy bal pôpilera isakerinandro :^)
19. xxx ( 09/02/2009 18:31)
heidi:

lasa tota kely daholo ny pokona no lasa mpandromba :-D
de misy bal pôpilera isakerinandro :^)

An an, bal isan-kariva ka, isaky ny avy mandroba dia manao bal andaniana ny azo
20. heidi ( 09/02/2009 18:37)
:-D :-D :-D :-D :-D OTRAN'ny balm-bôlavo zany de rehefa azon'ny tota fandrimbolavo de hoe kay kay kay kay! mpamono olona mpamono olona :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078