mampalahelo ny gasy
1. matsilotete
(
09/02/2009 13:15)
:cry: :cry:
Mampalahelo fa miverina foana ny tantara
Tsy voalohany no misy fandatsahandrà toy izao
Tamin'ny 1991 sy izao 2009 dia samy noho ny politika no antony
-ny iray Mpitondra te hifikitra eo amin'ny toerany nefa ny fahefana efa tsapa fa tsy eo aminy intsony
-ary ny iray tsy mbola ampy hery afaka handray fahefana ka ny fitarihana ny vahoaka ho faty eny amin'ny zone rouge no heveriny hampitombina azy amin'ny fakana fahefana
Mampalahelo fa ny ain'ny mpiray tanindrazana no lalaovina amin'izany
-ny iray manambara fa ho samborina sy efa misy ny mandat d'arret nefa hatramin'izao mbola miriaria eran'ny tanàna izay voalaza amin'izany, nefa inona akory fa vono vorona fotsiny
-ny iray milaza fa hanangana governemanta teteza-mita efa ho herinandro telo tsy mety voatsangana satria tsy manana fototra efa mirindra fa mbola misaritaka toa valala an-karona
NY TENA MARINA DIA SAMY BE DI-DOHA IREO ROA IREO KA NY VAHOAKA NO ATAO SORONA ( maty, very fananana, mandry andriranantsy, tsy ampy sakafo, very asa, mifandrafy satria tsy mitovy hevitra,...)
AMPY IZAY !!!! FA NY FIFANANTONANA IHANY NO TSY MAINTSY HIAFARANY
ENTANINA NY HERY TSY MOMBA NY ATSY NA NY AROA MBA HANDRAY ANDRAIKITRA HAHATONGAVANA AMIN'IZANY

novalian'i kidoropamba ny 09/02/2009 14:43
2. kidoropamba
(
09/02/2009 14:22)
RAHA MIVERINA NY TANTARA DIA NY TANTARAN'NY JADONA ALOHA NO MIVERINA AVY EO MISY NY TANTARAN'NY MIADY @ JADONA.
TSY MISY AMPY IZAY IZANY EO E. MBOLA TSY AMPY IO RAHA TSY EFA FONGANA RAVALOMANANA MIANAKAVY SY NY FORONGONY.
MIALA RAVALO HOA!

3. andrywui
(
09/02/2009 14:31)
efa nitady fahafahana ny vahoaka ka tsy maitsy hotohizana hatram ny tolona,, de tsy maints hitsangana hatram farany malagasy !! fa zay te hanaradrenirano miandry voay maty fotsiny reo de aza mamendrofendro fa ra te hiray tsikomba2 amin mpamono oloa de miaraha
4. kidoropamba
(
09/02/2009 14:43)
LAZAO NY DADAN'ELA LETSY RAJOSOA FA HOVITAIN'NY POKONA EO IZY AN. LAZAO DADAN'ELA HAMETRA-PIALANA FA TSY MISY OLONA HANANA INDRA FO @ LERY EO AN.
TIAN'LA VE NY DADAN'LA??????????? LAZAO IZY HAMETRA-PIALANA HAINGA FA RAHA TSY IZANY DIA VITAIN'NY POKONA MATAVY LERY AN. OK?????