Niakatra ny isan'ny maty = 40 , ary mbola hiakatra!!!!
41. tovolahy007
(
09/02/2009 03:21)
esy eee le alina eee! tsssss, vendrana ve lretsy nareo sa ahoana a?????. ALEO ATAOKO MITSY HOE VENDRAPO..... EEE. Efa tantara efa nadeha io de mbola iny fa niroboka ko. AIAZA NY SAINA EEE. Izao no niseho t@ 10 Aout de mbola taritiny sasany de iny fa mbola nandeha ko. tssss, Aleo ho maty any eeee, tsy misy saina ka. Izao nareo maty reo ataon'ny mpitarika anareo fitaovana fotsiny, MODY TONGA ENY IZY MAMANGY ,NEFA NY AO AMPONY FALY FA NISY MATY DE HO VAO MAIKA HO AHOMBY NY TETINY. TONGAVA SAINA RE RY MALAGASY,AZA MANAIKY ATAON'NY MPANAO MPITADY SEZA FITAOVANA.
42. xxx
(
09/02/2009 10:04)
Efa nisy dinika nalefa teto t@ herinandro lasa "TGV Ligne Iavoloha", efa samy nanentana ny mba tsy hanaiky atao sorona isika, efa samy niaiky fa tokony handray lesona ny t@ 10 août 91, samy mahalala fa zone rouge zany palais présidentiel zany, fa na ho any @ Maison blanche na Champs elysée, sns hitondra olona toy ireny tsy maintsy mandeha foana ny tifitra. Maro koa ny fanehoam-baovao isan-karazany na t@ internet na t@ gazety na radio nilaza fa raha hitondra olona toy ireny dia tokony ry TGV sy ry Dolin ary ny 1er ministre hoapetraka amin'ny toerany no tery aloha tery, nefa taiza ry zalahy, i TGV teny Andohan'Analakely de efa lasa nipitsika nody (efa fantany ny raha tsy anjary !), i Dolin satria efa miaramila goaika antitra raha vao nahazo information (izay rentsika rehetra t@ TV PLUS) de hoatran'ny tsy teo, fa reto vahoaka madinika tsy mba manao analyse fa entin'ny fo fotsiny de nampalahelo fa ripaka, dia mbola hanome tsiny fitondrana ihany ve ianareo sasany ireo, imaginer-o kely hoe Palais Ambohitsorohitra no lasa toy ny TVM sy RNM, tsy azo ekena angamba, ary hita tsara ange t@ TV PLUS fa nanomboka hirohitra hakeny @ Palais zareo no nitifitra ny garde présidentiel, ary efa niteny ireo nanao barrage alohan'ny nialany fa "de manasa tanana ry zareo fa hitifitra ry zareo garde-presifdentiels (Commentaire MaTV)" de mbola ndao ihany! Ireny no hoe famonoan-tena; ary farany raha tena hamono olona no objectif-n'ireo garde-presidentiel, tsy ho 30 fotsiny no maty (na d ianao tsy mahay mitifitra io ary devant-n'ireny olona aman'arivony ireny), fampitandremana ny amin'ny manaraka rehetra ireny (ministères, Iavoloha,...)
Raha mba ny tokantranonao ve no misy hikasa hiditra amboletra, ahoana ny reaction-nao? avela hiditra hanao ny tiany ataony ve? TSIA
Raha mba ny tokantranonao ve no misy hikasa hiditra amboletra, ahoana ny reaction-nao? avela hiditra hanao ny tiany ataony ve? TSIA
