Niakatra ny isan'ny maty = 40 , ary mbola hiakatra!!!!
21. dadasy
(
08/02/2009 15:55)
badboy:
Noue >> Fa iza no mitambasy sy mitifitra, TGV sa ny miaramila voabaikondRavalomanana??????
Iza no maty sy rotika ary latsadrà sy very fianakaviana, ny vahoaka mampiseho ny tsy ilavany andRavalomanana intsony sa ireo miaramila mitifitra, sa Ravalomanana????? :evil: :evil: :evil:
Ataoko fa raha vao misy ra latsaka dia misy aina afoy izay. Tsy misy tompon'ny aina isika, noho izany tsy misy hanan-jo handatsa-dra. Raha nitokona hatrany teo @ 13 mai ireo vahoaka be ireo de tsy nisy sahy nitifitra azy. Fa vao niakatra tany Ambohitsorohitra izy reo, dia manomboka manao kilalao ny ainy sy misangy amin'ny fahafatesana. Na dia tsy nitifitra aza ny miaramila tao an-dapa, dia efa karazana famonoan-tena amiko ny fiakaran-dapa tsy ahazoana alalana.
Misy degre de responsabilite ny zavatra miseho toy izao, ka misy ny meloka, fa misy ny meloka be be kokoa. Ohatra no hanehoako azy fa ny andro moa alahady: I Jesoa ho fantsihina symbole-n'ny vahoaka hotifirina; i Pilaty hampamono, symbole-n'ny tompom-pahefana sy miaramila. Dia hoy i Jesoa t@ Pilaty : "Izay nanolotra ahy taminao no meloka kokoa noho ianao" (vakio Jn 19:11) Samy meloka na i Pilaty namono, na ireo nanolotra an'i Jesoa hatao sorona. Raha miverina @ zavanisy amin'izay aho, dia mametraka ny fanontaniana hoe "iza no nanolotra ny vahoaka hatao sorona?"
22. marozevo
(
08/02/2009 16:22)
Misy mametraka safidy ao, toy ny te-hanontany hoe "Lapan'Ambohitsorohitra" sa "aina". Tsy maintsy mitifitra (mamono) hiarovana ny lapa. Loza zany nama a... Na lapa roapolo aza tsy atakalo ain'olona iray. Efa diso toerana ny "hierarchie de valeur" raha izany.
23. maronibe2
(
08/02/2009 17:56)
mampalehelo ireo namoy ny ainy tamin'izao tolona izao,satria tsy misy tompon'ny aina! fa ny tena mampalahelo dia ny mpitolona maty sy maratra fa ingahy Mpitarika mitady handrombaka fanjakana vé mba nandray anjara teny? i lery lasa nody nihainohaino sy mandefa REVY eo ambony seza miala vizana tsara angamba ,ireo mpitolona sempotrin'ny ny lacry sy rotiky ny bala satria mianika lapa!!! na aiza na aiza firenena eto ambonin'ny tany na iza na iza mpitondra eo dia rahefa tsy voaasa ianao na ianareo dia fady ny miakatra lapa fa loza no miandry izay sahisahy amin'izany ,satria tsy vary sy mofo no zarain'ny mpiambindapa ao amin'ny mpiaka dapa fa tsy maintsy bala sy lacry...,satria ao no maha fanjakana ny fanjakana iray dia ny lapam-panjakana,ka hadalana sy fitonatonatonana ny fiakarana eny ,ary na ingahy TGV aza no teo amin'ny toerana,mandehana izao ianao avy mamaky ity mankany amin'ny toerana fonenany fa mpiambina mahatsiravina no ao ary miezaha manao amboletra miditra fa ny ...no sotroinao, koa aza rebirebena ny vahoaka ry mpahay miresaka é!
24. marozevo
(
08/02/2009 18:17)
Raha hiakatra lapa ka hamono olona dia marina izany, fa raha hiakatra hidinika sy hitady ny marimaritra iraisana dia ahoana... Saingy tsy manamarina an-draTGV mihitsy anefa aho. Tena tsy rariny ny nataon Lery satria fantatra hatramin'ny ela fa tsy vonona hitady marimaritra izany koa ilay saka efa mitazona nofon-kena.
ka dia matimaty foana ny vahoaka madinika fa ny .... miadan-dratsy.
Aiza tokoa leiretsy ny tranon-draTGV mba hiakaran'ny mpomba an-dRatsivalaka a.
ka dia matimaty foana ny vahoaka madinika fa ny .... miadan-dratsy.
Aiza tokoa leiretsy ny tranon-draTGV mba hiakaran'ny mpomba an-dRatsivalaka a.
25. tovolahy007
(
08/02/2009 18:35)
Tany aiza eran'izao tontolo izao no misy lapapanjakana ka hoe afaka hitondrana olona toy ireny???. Navela nanao izay tiany t@ 26 janvier de iny fa mbola manao lalandririnina iany hoe andao atao toy ireny ko ny eny Ambohitsorohitra. Ra hifampidinika izany de tokony Ravalo sy ra DJ rery no mihaona fa tsy olona ohatra ireny. Ary angaha mo mbola te hifampidinika ndray nga le TGVendrana e?. Ry Andriamanjato mo no ao aoriana ko. mo tsy izy iany no nitarika olona toy ireny nandeha teny Iavoloha t@ 10 Aout? De io fa mbola naveriny ndray, de @ zay ko le Vendrana pitarika de nanaiky. Ho andravalo ndray de zao, Diso ko izy, tokony hiova ary tsy hanao monopoly sy anafangaro ny biznany sy ny raharahampanjakana. Samy tsy misy ilana azy na Ra V na Ra VIII. Samy tsy misy mandala zany Demokrasy dradradrainy zany avy. Faly mitsy zao Ratsy Iraka ndoza toara latsahan'ny varatra iny @ zao. Grrrrr, Matesa any.
26. vale
(
08/02/2009 18:44)
Ka raha ireny oul nandroba ireny no ankamaroan'ny mpanafika teny dia aleo ho faty any fa oul faly ny hanankorotana fotsiny! :evil: zara aza misy hetsika kely hanararaotany, sitrapo ny azy, efa fantatra fa zone rouge mbola lasa ihany, na izany aza tsy manamarina an-Dra8 aho satria mandatsa-drà oul izy, na t@ fomba ahoana na tam fomba ahoana, na in antony na in, fa iretsy maty koa no Tena Vendrana!! :{
27. heidi
(
08/02/2009 18:47)
23. Mpandefa : marozevo [ Valio ] 08-02-2009 19:17:28
Lohateny : Re : Niakatra ny isan'ny maty = 40 , ary mbola hiakatra!!!!
Raha hiakatra lapa ka hamono olona dia marina izany, fa raha hiakatra hidinika sy hitady ny marimaritra iraisana dia ahoana... Saingy tsy manamarina an-draTGV mihitsy anefa aho. Tena tsy rariny ny nataon Lery satria fantatra hatramin'ny ela fa tsy vonona hitady marimaritra izany koa ilay saka efa mitazona nofon-kena.
ka dia matimaty foana ny vahoaka madinika fa ny .... miadan-dratsy.
Aiza tokoa leiretsy ny tranon-draTGV mba hiakaran'ny mpomba an-dRatsivalaka a.
aiza moa no ahalalanao ny paikadiny hoe raha hiakatra lapa hitady ny marimaritra iraisana, afaka ataon'izy roalahy milamina anie izany fa tsy ny olona no entina ampiasaina ny amizany e! izy no te hifandrobaka ny fahefàna dia izy irery no tokony nande teny fa lasa aiza moa izy no tsy hita loha laharana teny.....? SAMY MAFY loha sy manana ny ambopony diso toerna izy mitsamy , fa ny zavatra hita herinadro talohan'io no nahtonga ny fepetra noraisina e! tsy hitanao angah ny fandrombana sy ny fandorana fanapotehana , vitandreo olona reo anie no nanatanteraka izany raha tsy nisy ny sakana nataon'ny polisy ny miaramila e! efa lamaody io kou!
aiza no tsy handray fepetra sy tsy ho mailo ny manampahefàna
28. heidi
(
08/02/2009 18:48)
24. Mpandefa : tovolahy007 [ Valio ] 08-02-2009 19:35:41
Lohateny : Re : Niakatra ny isan'ny maty = 40 , ary mbola hiakatra!!!!
Tany aiza eran'izao tontolo izao no misy lapapanjakana ka hoe afaka hitondrana olona toy ireny???. Navela nanao izay tiany t@ 26 janvier de iny fa mbola manao lalandririnina iany hoe andao atao toy ireny ko ny eny Ambohitsorohitra. Ra hifampidinika izany de tokony Ravalo sy ra DJ rery no mihaona fa tsy olona ohatra ireny. Ary angaha mo mbola te hifampidinika ndray nga le TGVendrana e?. Ry Andriamanjato mo no ao aoriana ko. mo tsy izy iany no nitarika olona toy ireny nandeha teny Iavoloha t@ 10 Aout? De io fa mbola naveriny ndray, de @ zay ko le Vendrana pitarika de nanaiky. Ho andravalo ndray de zao, Diso ko izy, tokony hiova ary tsy hanao monopoly sy anafangaro ny biznany sy ny raharahampanjakana. Samy tsy misy ilana azy na Ra V na Ra VIII. Samy tsy misy mandala zany Demokrasy dradradrainy zany avy. Faly mitsy zao Ratsy Iraka ndoza toara latsahan'ny varatra iny @ zao. Grrrrr, Matesa any.
tena mitovy hevitra tanteraka isika
29. maronibe2
(
08/02/2009 18:52)
mazava tsara angamba ny anton-dia hiakatra teny AMBOHITSOROHITRA ?ary ilay Jeneraly Angamba ataoko fa mahalala tsara ny lalàna mifehy ny toerana toy ireny,koa noho izany tsy tonga hidinika ireo iraka ireo ry akama fa tonga hamdrom-panjakana na mazava kokoa ny emblème ny repoblika dia ny lapa-panjakana na ny toeram-piasan'ny filoha amperin'asa,tsy mpomba an-DRA8 aho ry sakaiza ,normaly be ny zava-nitranga,satria misy fanjakana ao...ka matimaty faona toy ny valala samborim-boka ireo entanin'ny fitiavana an'ingahy TGV nefa izy aiza izao? ny havany mitomany ,ny maratra manaintaina,mampalahelo daholo izany,i TGV mitombo laza eran-tany fa ilay maty ilay maratra,na ny iafaran'ny havany sy ny ho avinin'ireo izay naratra ka hitondra takaitra aza maizina,na i ANDRY TGV mody izao fotsiny no blablabla,politika daholo...fa tsy te ahalala ireo akory fa izay niharamboina na na naratra no voa mafy..
30. badboy
(
08/02/2009 19:08)
Niseho t@ France2 fa 80 no isan'ny maty @ izao fotoana izao!!!! Efa akaiky ny 100, ary rahampitso dia ho tonga 1000...................................
32. heidi
(
08/02/2009 19:12)
dia efa hoatra izao dia mboma manana fikasàna ny hanohy ihany amin'ny sabotsy ho eny iavoloha, ndao ary ko
33. badboy
(
08/02/2009 19:14)

hommage le 8 février 2009 aux partisans du maire déchu de la capitale malgache tués samedi par la garde présidentielle
Madagascar: une cérémonie en mémoire des victimes réunit 5.000 personnes
08 février 2009
34. xxx
(
08/02/2009 19:24)
heidi:
badboy:
Niakatra ny isan'ny maty = 40 , ary mbola hiakatra!!!!
Rehefa tonga 20 000 angamba ny isan'ny maty vao hieritreritra Ravalomanana!!!
Ohatry ny hoe tsy Madagasikara izany fa ao Afrika, satria mahavita mandatsadra mba hiarovana ilay seza!!!! :evil: :evil: :evil:
i badboy kosa e! iza mou no tahafin'ireo andian'olona manao forcing ireo fa tsy ny olona maka tahaka ny any afrika ihany donko raha mitady faty dia manao otran'ireny any afrika ireny....
AZA MBA MANAIKY ATAO FITAOVANA FOTSINY IHANY HOY AHO
Ka tsy hainao angaha ry Heidi fa n yandramalagasy anie tsy mahalala tsy tiana eeee, efa hiaraha-mahalala zao fa tsy tiana ra8 na izy tenany aza mahatsapa izany fa ra tsy porofina @ ra latsaka mitsiny angambany vao fantany heo tsy tiana izy ary tsy hiala eo refa tsy tiana fa mbola misisika miady seza ihany ka ra tsy efa 5000 na 100000 no maty tsy ho tonga saiana izy fa hoe tsy tin'ny ol ka tokony hiala @ zay...io le toetsaina be dongerina be marenina tsy mahalala miala refa tsy tiana fa mahatahaka an'i Radidy koa eeee.efa faty 100000 vao hiala...ary hiarahamahalala anie fa matoa ny vahoaka mitroatra ao raha namitabahoaka izy...tsy arakaraka ny toky nameny t@ 2002 vno zava-misy hoe hampanakarena ny malagasy tsirairay ary tsy haka ny an'izay efa mananana.....de izao n yvokany leo azy ny ol....d io izy namitaka vahoaka d nalombahoaka @ zao io..d mbola mifiktra @ ssezakelin ytsy mahalala tsy tiana fa ny seza arovana kaloha par tous les moyen na faty firy ary...d avy eo vao mody miahatsaravelatsdihy hoa za no nanome baiko ny miaramila tsy hitifitra nefany t@ voalohany matoa ny miaramila nitifitra nahazo baik otany aminy hoe tifiro ...nefa hitany fa vao mesa vahoaka bdb no eo d tsy azo tifirina tson yd farany nanome baiko ny miaramila hoe aoka izay..d ao vao mody miatsaravelatsihy eo fotsiny ihany nefany namporisika nitifitra tatsy ambadika tatsy!!! lainga re izao!!! asanareo pro-ra 8 kaloha fa nareo no tomponandraikitra @ zao faty ol b izao....matoa ny ol mitroatra tsy adala fa efa tsy laitra intsony ny fiainana nay...aizak oa ertrereto sy diniho tsara anie hoe 1.5$/can ny 1l ny essence alors que max salaire de base any tsy misy 500$ akory izany hoe miaina @ 500.000Fmg nefany ny l essence 15000Fmg d mba izy ve iznay...nefany ny aty ivelany azany 89cen ny l essence alors que ny salaire moyen farany ambany d ambany 15000$/mois..d heritrereto n yfijalindramalagasy ary rariny ny azy ra m iotra, d ra miotra v izy d tifitra ny valiny...mba heritrereto nareo prora8 ireo ihany fa tsy normal izany fa fampijaliana ol.
zay fa mazotoa nareo mianakavy prora8 homana araka ny lahatenin'n y PR Zafy atsy @ madagacarsoa , allez voir ny kabarin'ny Pr Zafy manoloana izao zava-misy izao.
35. ifiona
(
08/02/2009 19:29)
Noue:
ity no voalazan'ny olona zay nanatrika ny fandehan-javatra tany eee [...]
Ensuite, le general Dolin et 2 personnes portant l’echarpe se sont diriges vers la banque centrale, suivis par les policiers. La foule les a suivi, et la, SANS SOMMATION AUCUNE, SANS TIRS D’AVERTISSEMENT, SANS GRENADES LACRYMO POUR ESSAYER DE DISPERSER LA FOULE, une longue rafale d’arme automatique a été tiree.
A aucun moment, les « soldats » qui etaient derrieres les grilles du palais n’ont été en danger, la foule ne se dririgeait meme pas vers eux qd la fusillade a eclaté, et on peut tout de suite ecarter la legitime defense si tant est qu’elle soit evoquee.[/b]
ooouh zany ve, nahita video an'ilay zavatra nitranga t@ omaly sabotsy 7 fevrier za fa heno ireo olona miteny hoe hitifitra hono ry zareo hitifitra hono ry zareo, donc nisy sommation tao.
Ankoatr'izay, angamba na légitime défense na tsy légitime défense, samy nahafantatra ny intention an'ireo olona ireo dia ny haka sy hiditra anaty palais présidentiel, nefa efa hoe zone rouge. ahoana moa ny garde présidentielle no tsy hitifitra?
36. heidi
(
08/02/2009 19:33)
Ka tsy hainao angaha ry Heidi fa n yandramalagasy anie tsy mahalala tsy tiana eeee, efa hiaraha-mahalala zao fa tsy tiana ra8 na izy tenany aza mahatsapa izany fa ra tsy porofina @ ra latsaka mitsiny angambany vao fantany heo tsy tiana izy ary tsy hiala eo refa tsy tiana fa mbola misisika miady seza ihany ka ra tsy efa 5000 na 100000 no maty tsy ho tonga saiana izy fa hoe tsy tin'ny ol ka tokony hiala @ zay
de aza mimenomenona amin'ireo olona maty ary satri izay no fanirina, maninona raha izy samy lehibe no avela hiady eo fa maninona no manaiky atao fitaovana fotsiny anefa efa hay ny vokany????
IZY NO nofidina teo dia miandry fifidianana milamina avela ny vahoaka no mifidy fa tsy mangalatra ny fahefàna manao bodongerina sy manmapatra ny maha jiolahimbo maha dj azy ny sefony....NY DIDY jadona tsy lazaina tsony
37. maronibe2
(
08/02/2009 20:20)
mbola misy meteniteny foana sy mampitovy zavatra tsy mitovy eto,asa na tsy fahalalana fa mampitovy ny misy any madagasikara sy any amin\'ny firenen iainany any,ekena fa misy ny fahantrana tsy ao madagasikara irery akory fa eran-tany,fa ny anareo miadana any amin\'ny tany mandroso angamba no tsy haiko,ary tsy fombana an-dRA8 ny anay fa misy resaka mazava be ato amin\'ity serasera ity fa films efa mahazatra eto Madagasikara ny fianihan-dapa ,Taiza moa i Zafy ta@ 10 Aout 91? RA8 vé nitarika vahoaka nananika teny Iavoloha ta@2002? ary sao tsy fantatrareo fa raha mihevitra ny handrombam-panjakana ianareo ka hianika lapam-panjakana dia hievitra hianareo mpamendrofendro ireo fa fandraisana an-tanandroa sy tsikitsiky no handraisananareo ao,ary farany raha ianareo no filoha na ny toeram-ponenanareo no tonga ny olona handrombaka ao satria ianareo olona avy an-dafy manam bola dia avelanareo hiditra malalaka ve ny mpandroba na ny mpifofo ny toeranareo,tsy eo aminareo ny toerana ka mora ny manome tsiny sy miresaka bla bla bla ,satria aminareo sasan-tsasany dia tianareo ny fanjakan\'ny BAROA TANY TSY MISY LALANA,misy fotoanany daholo ny zavatra rehetra ka raha tena demokrasia no tadiavina dia manàna faharetana ,fa tsy ny fanaovana loham-jiolahimboto sy lohan-Mavo (dahalo) fanapotehana sy fandrobana akory no hamitaham-bahoaka sy hitondrana azy hamono tena noho ny fahantrany atao fitaovana hitadiavana sy hanondrotan-tena ho tompon\'ny fahefana,fanonganam-panjakana izany ry sakaiza ka mendrika ny hosamborina sy ho gadraina,fa raha tsy ahavita izany io RA8 io ,dia tokony havoakany tsy misy hataka andro ny fonja ry Bôlô sy ny tariny ,ry Jly FIDY ry -Pety R sns...ireny aza mbola fikasana fa ity tena efa sangy mihoatra ary tena efa izy...
38. maronibe2

39. heidi
(
08/02/2009 20:27)
satria aminareo sasan-tsasany dia tianareo ny fanjakan'ny BAROA TANY TSY MISY LALANA,misy fotoanany daholo ny zavatra rehetra ka raha tena demokrasia no tadiavina dia manàna faharetana ,fa tsy ny fanaovana loham-jiolahimboto sy lohan-Mavo (dahalo) fanapotehana sy fandrobana akory no hamitaham-bahoaka sy hitondrana azy hamono tena noho ny fahantrany atao fitaovana hitadiavana sy hanondrotan-tena ho tompon'ny fahefana,fanonganam-panjakana izany ry sakaiza ka mendrika ny hosamborina sy ho gadraina
ka izay mantsy!
40. nancy
(
08/02/2009 23:08)
Raha tsy nitondra vahoaka teny ambohitsirohitra anie ry TGV dia tsy nisy ireny e. Fa saingy efa tetiny mitsy moa ireny hoe atao izay hisian'ny ra latsaka dia malaza eran-tany i Ravalo fa maimbo. Nefa ilay tgv ngaha nankeny?? ny olona adala no nasainy nankeny namoy ny ainy.