fazahoana papier rapida

21. xxx ( 05/02/2009 23:36)
ainamiamina:

Mba manitikitika ahy ahoana no fomba ahazoana papier rapida, misy mivarotra ve izy ireny, na eto antoerana na any ivelany. Dia ohatrinona?



Mipetraha tsara ! Aza mangarom- biby andavaka e!... C est un bon conseil!
22. Papoose ( 05/02/2009 23:49)
zany hono ry xxx a, fangaronana koa kay fika ray ahafahana mahazo paps rapidos.....nefa tanjemo ihany zany....

fahama....mba te hanampy @ fitadiavan'ny sasany paps neee :D
23. xxx ( 05/02/2009 23:56)
ainamiamina:

Mba manitikitika ahy ahoana no fomba ahazoana papier rapida, misy mivarotra ve izy ireny, na eto antoerana na any ivelany. Dia ohatrinona?


Io indray ilay mpanao risoriso...io foana anie ilay mampahantra ny gasy eeeee!!! aiza ka handroso ny gasy ra izao foanan o mitohy!!! maninona izao ra manao paps amimpahendrana maanaraka ny ara-dalàna...aizak oa ka hisy hivarotra ny Visa...miteniteny foana tsssssssssss, tsy haiko kaloha fa ataovy d hohitanao ny vokany!!!
24. Mirananirina ( 06/02/2009 15:32)
Manambadi vazaha dia rapide izay e.Miteraha hainga avy eo :lol: :lol: :lol: .
Aza manao tsy aradalana izany e
25. fijo ( 06/02/2009 20:45)
za koa mivarotra paps,fa rehefa le hoatsy vao mivity aty.
26. Papoose ( 06/02/2009 23:17)
sao de le avy nampiasaina tany @ tranokely za varota'le fijo zany?? otsan'ny tsa atokisakoo :-P
27. ikaretsaka ( 07/02/2009 00:12)
Ataoko axclusivite ny bizna papezenika raha izao le
28. rastafarai ( 07/02/2009 00:19)
Misy mivarotra ihany izy ireny fa any Dago ny fiahaingany , :lol: fa ratsy ny ady ra tonga tampoka any an-dafy koa ny tompon'le paps...Misy oul fantatro tratran'izany any an-dafy any fa migalera mitsy...Tandremo ihany zalah' :°)
29. Lejoba ( 09/02/2009 13:38)
Miditra @ makarakara dia mivoaka @ kiloadoaka.
Mi-risque be sy lany 25.000.000 Fmg dia vita hatreo ny tantara : ny vola lany, ny tena niova anarana ho RAKOTOVOLOSY Jean Bararata, sans diplôme na CEPE aza. Tsy manana n'inon'inona intsony any Dago sady tsy mandova an' i papa sy maman. Dia rehefa tonga aty an-dafy dia migadra sy mandoa lamandy pour faux et usage de faux, ets

:twisted:
30. Papoose ( 10/02/2009 17:15)
maty aho papa sy maman eee :lol:
31. kotobekibo ( 10/02/2009 17:43)
rastafarai:

Misy mivarotra ihany izy ireny fa any Dago ny fiahaingany , :lol: fa ratsy ny ady ra tonga tampoka any an-dafy koa ny tompon'le paps...Misy oul fantatro tratran'izany any an-dafy any fa migalera mitsy...Tandremo ihany zalah' :°)



tena marina izany , zà koa mahalala ol tahak'izany . Very tao antranony tao dago ny ttsy retra , ary nisy nisandoka . Tsy niraika izy t@ izany andro satria tsy nila nandeha aty ivelany . Taty aoriana nony nangataka ny maha-vazaha azy sy hoe handeha d hoy ny navalin'ny ambassade : " efa misy tompony io ttsy io fa tsy énao no tompony "
natao ny fifanantsoana miaraka @ livret de famille d kobo ilay nangalatra , nitsoaka haingana ao dago ry zareo ireo fa raha tsy izany nigadra mihitsy .
Tandremo ihany an! :?
32. Papoose ( 13/02/2009 23:18)
dia in ihany zany no atao eeee
33. Mirananirina ( 14/02/2009 13:21)
Ny marina marina ihany.Tsotra fotsiny,manambadia vazaha
34. ni81 ( 14/02/2009 13:57)
Ny marina marina ihany.Tsotra fotsiny,manambadia vazaha
ka aiza no misy? :-P
35. Mirananirina ( 16/02/2009 16:43)
ka aiza no misy?

odray,feno erany tanana sa ianao any Dago?
36. ni81 ( 16/02/2009 17:08)
odray,feno erany tanana sa ianao any Dago?
:°)
37. fahamarinana ( 16/02/2009 19:11)
:arrow: ni81 : hay tokoa moa njy any dago o ! ndao fa hitadiavako.. :wink: (l)
38. ni81 ( 17/02/2009 15:15)
ni81 : hay tokoa moa njy any dago o ! ndao fa hitadiavako..
:-D :-D dia ataovy beau gosse sady malemy fanahy be ary a!
39. fahamarinana ( 17/02/2009 15:35)
:arrow: efa hitadiavana mbola be komandy ihany njy...sshhh! :wink: (l)
40. ni81 ( 17/02/2009 15:56)
:-D :-D ka mba mikomandy knou! Ohatran'ny mividy lamba io, dia mba mijery izay mba tiana hoe ity loko ity na ity karazany ity:oops: hihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1489