fazahoana papier rapida
1. ainamiamina
(
05/02/2009 16:50)
Mba manitikitika ahy ahoana no fomba ahazoana papier rapida, misy mivarotra ve izy ireny, na eto antoerana na any ivelany. Dia ohatrinona?
novalian'i xxx ny 07/04/2009 20:28
2. kelly13
(
05/02/2009 16:54)
misy mivarotra mintsy ireny fa aza miditra @ zany mividy ttsy zany fa sao may eo! ny vidiny alou tsy haiko e
3. dadasy
(
05/02/2009 18:03)
Tena misy mivarotra mintsy ka! ary ny vidiny arakaraky ny hatsarany, sy ny hoe vita avy any ivelany ve sa avy eto an-toerana, eo koa ny format, hoe A4 ve sa A3 na ohatrohatr'izany. Fa raha toa ka A4 aloha de le fotsy tsara ireny no tena mety na de somary lafolafo aza ny vidiny. Aza mividy ilay malama loatra ireny fa indraindray mifidifidy imprimante! ilay recycled aloha tsy de tsara latra e! raha tsy hoe anaovana brouillon angah, fa raha hanoratana tsy de presentable loatra! :°) :°)
4. ni81
(
05/02/2009 18:17)
Tena misy mivarotra mintsy ka! ary ny vidiny arakaraky ny hatsarany, sy ny hoe vita avy any ivelany ve sa avy eto an-toerana, eo koa ny format, hoe A4 ve sa A3 na ohatrohatr'izany. Fa raha toa ka A4 aloha de le fotsy tsara ireny no tena mety na de somary lafolafo aza ny vidiny. Aza mividy ilay malama loatra ireny fa indraindray mifidifidy imprimante! ilay recycled aloha tsy de tsara latra e! raha tsy hoe anaovana brouillon angah, fa raha hanoratana tsy de presentable loatra!=)) =))
6. fahamarinana
(
05/02/2009 18:51)
:arrow: dadasy sy ainaheri : nareo 2 lahy reto an...
ainamiamina : aleo miamina amin'ny ara-dalana fa ndrao hanahirana izany papier vidina izany,eo ihany ny vidiny fa eo koa ilay risque miaraka aminy raha tratra...asa anefa fa lanjalanjao ihany.(l)
ainamiamina : aleo miamina amin'ny ara-dalana fa ndrao hanahirana izany papier vidina izany,eo ihany ny vidiny fa eo koa ilay risque miaraka aminy raha tratra...asa anefa fa lanjalanjao ihany.(l)
7. heidi
(
05/02/2009 18:53)
Mpandefa : ainamiamina [ Valio ] 05-02-2009 17:50:10
Lohateny : fazahoana papier rapida
Mba manitikitika ahy ahoana no fomba ahazoana papier rapida, misy mivarotra ve izy ireny, na eto antoerana na any ivelany. Dia ohatrinona?
aza miditra am pataloha tery fa tsy mahalasa alavitra izany tts fosika izany amzao fotoana izao efa matsilo i sarkozy :-D
10. ni81
(
05/02/2009 18:58)
aza miditra am pataloha tery fa tsy mahalasa alavitra izany tts fosika izany amzao fotoana izao efa matsilo i sarkozypatte d'éléphant ihany ve no tsara ry heidi? :-D :-D
11. fahamarinana
(
05/02/2009 19:00)
:arrow: nareo nama a !!!... :-D :-D za mba serieuse ery mbola mivanitika foana....hatramizay niverenanjy zay ry ni81 dia lasa be vanitika an! :wink:
papoose moa dia aoka fontsiny....maditra daholo! :) (l)
papoose moa dia aoka fontsiny....maditra daholo! :) (l)
12. heidi
(
05/02/2009 19:01)
raha pataloha malala izy mba afaka mitsoropaka de mitsoaka tavela eo ny pataloha fa ny pataloha tery finjo kely tsy tafavoaka ao enao! :wink: :°) :-D
15. heidi
(
05/02/2009 19:07)
fa nahoana ? misy sakay tsy laninny dimy lahy nga mandende any ry fahama?????? :^)
TSY HOE HENDRY be fa tsy maitsy ho tratra foana na ho ela na ho haingana de tsy aleo eviter-na lay fopla 8)
12. Mpandefa : ni81 [ Valio ] 05-02-2009 20:03:59
Lohateny : Re : fazahoana papier rapida
hendry be e!
TSY HOE HENDRY be fa tsy maitsy ho tratra foana na ho ela na ho haingana de tsy aleo eviter-na lay fopla 8)
16. ni81
(
05/02/2009 19:14)
Voalaza teo :i fahama milaza fa hoe maditra no nahatonga ahy nilaza io hendry be io e! :lol:
12. Mpandefa : ni81 [ Valio ] 05-02-2009 20:03:59
Lohateny : Re : fazahoana papier rapida
hendry be e!
TSY HOE HENDRY be fa tsy maitsy ho tratra foana na ho ela na ho haingana de tsy aleo eviter-na lay fopla
18. heidi
(
05/02/2009 19:27)
hay viiiii! mba nitsatsaingoka resaka kely aho izany ka atao aokory i! :°)
fahama: izaho aloha tsy ampy torimaso mitsy e! manjerka be lay net! tato ho ato zay.... :?
fahama: izaho aloha tsy ampy torimaso mitsy e! manjerka be lay net! tato ho ato zay.... :?
19. ni81
(
05/02/2009 19:30)
hay viiiii! mba nitsatsaingoka resaka kely aho izany ka atao aokory i!tokony ho teo alohan-dry zà no namaly an'i fahama ilay hoe hendry be e :-*
fahama: izaho aloha tsy ampy torimaso mitsy e! manjerka be lay net! tato ho ato zay....
20. fahamarinana
(
05/02/2009 19:34)
:arrow: heidi : hitako atsy ambadika atsy mihintsy njy io,ndeha matory oah... (l)