fitenin-dRavalo

1. dogymilay ( 05/02/2009 09:54)
Aourta = yaourt
Tatezana = tetezana
Iropeanina = Eropeana
Ratsy lavaka = Ratsivalaka
novalian'i Djhamhal ny 14/04/2009 09:14
2. xxx ( 05/02/2009 10:29)
Fa iza zany no tsara lavaka ??
i 77è vady :-D
3. xxx ( 05/02/2009 10:34)
ieéé ! dia efa niteny koa iPrezida oe :
- sitlo = stylo
- poné = pneu
- moyan = moyen
be da be fa aokizay so teztra eo izy hi! hi! hi! hi! :-D :p =D>
4. rixes ( 05/02/2009 10:37)
ary ahoana ary refa miantso hoe LALAO izy :roll:
5. xxx ( 05/02/2009 10:52)
tsotra kely lasa miova E daoul ny azy ny A rehefa miantso ambadiny izy hi!hi!hi!
6. zazany ( 05/02/2009 11:15)
aza be kritika eh!

Rehefa azonao fotsiny ny tiany hambara na ho lazaina dia izay no zava-dehibe!

Na aourta, na yaourt na yogourt.... mitovy daholo zany.

Fisainana efa hilaozan'ny toe-trandro ny anareo.
Mba resaka mampandroso amizay resahina.
7. ari.malala ( 05/02/2009 12:03)
xxx> :evil: :evil: :evil:

zazany hatsikana sy lalao anie ny ato e! mivanitika party! aiza aza nareo zany! asio sens de l'humour iany hoa ny fiainana!
8. Amboarako ( 05/02/2009 13:41)
there is no need to know french unless you wana be slave of french people like or for those who like leaking the ass of french guys!
9. Rafahafahana ( 05/02/2009 14:22)
xxx:

ieéé ! dia efa niteny koa iPrezida oe :
- sitlo = stylo
- poné = pneu
- moyan = moyen
be da be fa aokizay so teztra eo izy hi! hi! hi! hi! :-D :p =D>


Be dia be no izy fa tsy be da be zany.
Aza dia loza raha itsikera fa ianao koa anie ka tsy tonga lafatra é
Ianareo no nifidy azy teo aloha, ka zakao ny vokany.

10. sitlo ( 05/02/2009 14:46)
Ray aman-dreny izy ;-)
11. xxx ( 05/02/2009 16:25)
ray aman dreny?
nga sady lahy no vavy le
12. xxx ( 07/02/2009 08:31)
ary ahoana ary refa miantso hoe LALAO izy


tsotra kely lasa miova E daoul ny azy ny A rehefa miantso ambadiny izy hi!hi!hi!

:-D :-D :-D :-D :-D

13. peta83 ( 25/02/2009 11:49)
xxx:
message
=)) =)) =)) =)) =)) =))
tena mapme mitsy nareo ato kah
14. JOSIAH ( 28/03/2009 12:16)
kay ve zany no dikany hoe Ray amandreny e marina zany marina 8O
15. Djhamhal ( 14/04/2009 09:14)
ary le oe la pont de nahintsin'ny protocole izy de oe na la pont na le pont refa tatezana de tatezana zay :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0963