ny fahafahana amin'ny maha -kristiana
21. ikaretsaka
(
06/02/2009 17:33)
Izay foana ny principeko sy hezahiko hazavaina eto hatr@ izay ra bord an hatr@ vo niforonan'ity sera2 ity t@99
Nanazava foana aho sy nitondra fijery hafa foana hoe indraindray rehefa mila hevitra vaovao de mila miala tao kely aloha de diniho @ perspective hafa ilay zavatra
Esory aby arofanina ..de jereo ny mahatonnga an izao ho izao... ampiasao aby izay azo ampiasaina fa aza mihanona @ izay efa fantatra sy fampiasa..
Rehefa vita ireo de denonceo ny tsy mety sy ny mety miaraka @ argu mazava.
Izay foana ny principeko... dia trandrahako sy voiziko hatrany

22. fijo
(
06/02/2009 21:43)
za tsy kristianina,fa amiko rehefa avela hisafidy malalaka ny olona iray dia manana fahafahana izay.ary rehefa misafidy malalaka izy,fa tsy hoe"satria aho kristianina,na silamo"dia izao no tokony hoataoko,nefa tsy izay no tena tiako.;rah ahafaka manao io safidy io izy ar ytena izay tiany no ataony dia malalak aizy na kristianina na tsia
23. marindra
(
06/02/2009 21:57)
Olona afaka ianao rehefa afaka manao izay tianao hatao, rehefa malalaka eo anatrehany safidy ?!?
Amiko ndray ny contraire @ io no izy raha mbola we afaka manao zay tinao atao mantsy enao mbola voafehy ny sainao ihany, satria mbola ny saina no mibaiko de lasa manjary fitiavan-tena no itondrana ny fiainana avy eo.
noho ny maha kristianina ny olona iray anefa dia tokony hanaraka ny sitrapon' Andriamanitra izy, izany hoe tsy manana safidy izy fa lalana iray ihany no tokony alehany.
Tsy mety kosa zany we tsy manana ny safidiny zany, mbola safidin'ny olona iray ny hanaraka ny sitrapon'Atra. Tsy midika akory zany we tsy manana fahafahana ny oul iray. Fanarahana an'Atra ny fahafahana ho azy lol.
26. marindra
(
06/02/2009 22:05)
mamaly an'le voasoratra fotsiny za io fa tsy mbola nilaza ny atao we fahafahana :-D