RAvalomanana VS Andry TGV

1. xxx ( 04/02/2009 11:28)
Honon hoa! tena marina tokoa ve ilay hoe ny zanak'i Ravalomanana vavy tsy nalain'i TGV vady de tsy nifanaraka tami'iny ry zareo. Inona no tena zava-nisy? de marina ve zany ary ahoana ihany koa ny momba ilay osy mainty be an'i Ravalomanana izany
Miandry valiny e
novalian'i tsiafoi1 ny 04/02/2009 14:57
2. Noue ( 04/02/2009 11:31)
ary ahoana ihany koa ny momba ilay osy mainty be an'i Ravalomanana izany
inona aloha zany eee ????
3. xxx ( 04/02/2009 11:36)
Ny tena marina dia namboarin'i tgv fotsiny ny zanak'i ra8 vavy dia avy eo i lery nipitsika satria ilay sipa dia fopla be. Tsy bika tsy saina ,tsisy ilava azy. Tezitra i baina(le8) dia nanana lolom-po hatramin'izay.
Ilay osy mainty indray dia fanomezana avy t@ ireo sekta tany Sakalalina(Ihosy) mba hitazomana ny fitondrana sy mba hampandroso ny orinasan'i le8. Ilay osy dia ODY ratsy,
4. Noue ( 04/02/2009 11:46)
ny zavatra fantako indray dia izao eee

ilay "mike " hoe zanak'i Ra8 farany iny kay zanak'i Sarah vavy tokandra8 sy tgv ? tsy nanaiky mihintsy ra8 ny hivadiany t@ izany satria i tgv mbola kozatra be sady nalaza be hoe DJ sarimbavy , dia io no nahatonga ani tgv mankahala mafy andra8!

5. xxx ( 04/02/2009 11:50)
Ny osilahy mainty sy ny saka mazavaloha tokambolo mainty dia symbole nomena fotsiny ireny oe misy presence de mauvaise esprit (amin'ny mpanao ny pactes diabolique) ihany no mangataka ireo symboles ireo izy!
--fa ny tena pactes diabolique ataony de arakaraka ny fifanarahana oe izao taona ! matetika dia isaky ny isa 6 no havaoziny izy io! fa aminizao de mangalatra ny isan'i Jehovah izy ka 7 no ampiasainy mba hametavetainy ny isa masina!
--rehefa azony ny hareny avy amin'ny fifanarahana (pactes diabolique) de azony havaozina idray izy io amin alalan'ny rà(tsy voatery ho ran'olotiana anefa) fa ràn'olona d'efa azo hatao!!
--io isa fito io de mety ho 7taona na 7 volana ny fifanarahana(pactes) nataony ,raha manavao ny fifanarahany indray anefa izy mba tsy hirodana ny Fanjakany de eo no mety hangataka zavatra avo kokoa noho ny teo i satana ! toy ny Ray ,Reny ,Zanaka.....na zay hitany fa mety ho olontianao akaiky!
6. xxx ( 04/02/2009 11:54)
xxx:

Ny tena marina dia namboarin'i tgv fotsiny ny zanak'i ra8 vavy dia avy eo i lery nipitsika satria ilay sipa dia fopla be. Tsy bika tsy saina ,tsisy ilava azy. Tezitra i baina(le8) dia nanana lolom-po hatramin'izay.
Ilay osy mainty indray dia fanomezana avy t@ ireo sekta tany Sakalalina(Ihosy) mba hitazomana ny fitondrana sy mba hampandroso ny orinasan'i le8. Ilay osy dia ODY ratsy,


Tena trop loatra zany vava zany, maninona raha tsy mahay vava, mba kofboay ihany fa aza manao vavam-bavy.
7. xxx ( 04/02/2009 12:03)
XXX:
Tena trop loatra zany vava zany, maninona raha tsy mahay vava, mba kofboay ihany fa aza manao vavam-bavy.

zava-misy no lazaina Razoky a, le zava-marina lazaina matetika tsy tantin'ny olona.
xxx:
--io isa fito io de mety ho 7taona na 7 volana ny fifanarahana(pactes) nataony ,raha manavao ny fifanarahany indray anefa izy mba tsy hirodana ny Fanjakany de eo no mety hangataka zavatra avo kokoa noho ny teo i satana ! toy ny Ray ,Reny ,Zanaka.....na zay hitany fa mety ho olontianao akaiky!

efa miha-lany hery ny odigasin'le zalahy iny marina mooooooa, ny aza hitako ka havaoziny ny pacte nataony tam devoly? loooooza, hanjakan'ny devoly gasikara marina.
8. xxx ( 04/02/2009 12:36)
TOHINY===mino mihitsy aho fa raha ny fahalalako ny toetrany hatramzay de tena andalampanavaozana ireo pactes satanique ireo izy !
--ny olona fotsiny no tokony ho mailo fa nahita tamin'ny gazety sy ny internet aho oe misy zaza 29 tsy hita d'efa lasa any sahady ny saiko oe misy hifandraisany io!
--maherihery manko ny zavatra tadiaviny ho sorona rehefa tsy mety hanome olontiana iray ianao ohatra de zaza na olona 6 na 7 no asainy atao solony ao anatin'ny 3 andro anefa ny culte!
--raha ny fidirany ao ampiangonana indray de efa fifanarahana hafa ndray oe azonao hatao ny miditra ampiangoanana fa tsy mahazo miteny hoe Jesoa na Jehovah na Ràn'ny Zanak'Ondry ianao , ny Andriamanitra sy Tompo indray tsy maninnn fa nom commun iny
--vao nahita ireo zaza 29 very aho de ny ranomasok no latsaka mialoha oe ry zareo ao Alarobia ndray io!! mbola be no hotantaraina fa aleo amin manaraka!! mbola samy ho velon'aina eto aby isika de ho hitantsika eto ihany ny ho faran'ity resaka pactes satanique hanosihosena ny maha olona ity! fa asakasak'izay mahafoy aina amin'ny fitiavankarena
9. xxx ( 04/02/2009 13:00)
De sanatria ve ka misy ifandraisany @ n'io pacte satanique ataon-dR8 ny fahafatesan'ireo rahalahiny! tato ato izay tena nifanesy! de sanatria ve???
SATRIA MILA SORONA LE SATANA! efa trop lôtra ra tonga any ty raha ty e! marine e!
10. xxx ( 04/02/2009 14:07)
SUR ZANY FA MISY IFANDRAISANY KOA, mety nitaky ny zanany izy no mety tsy nekeny de io izy mitontongana io, fa mety ho zavatra hafa no ho tambiny le zanany tsy nomeny fa mandra-pahitana an'ze ho solon'ze zvtra nangatahan'le devoly tsy azony de mijalijaly kely aloha izy.
11. tsiafoi1 ( 04/02/2009 14:57)
Proverbes 6 : 12
L'homme pervers, l'homme inique, Marche la fausseté dans la bouche;

Proverbes 6 : 16
Il y a six choses que hait l'Éternel, Et même sept qu'il a en horreur;

Proverbes 6 : 17
Les yeux hautains, la langue menteuse, Les mains qui répandent le sang innocent,

Proverbes 6 : 18
Le coeur qui médite des projets iniques, Les pieds qui se hâtent de courir au mal,

Proverbes 6 : 19
Le faux témoin qui dit des mensonges, Et celui qui excite des querelles entre frères.

Fomban'ny devoly ny miampanga. Fa Jehovah hananatra azy.
J
Jean 8 : 44
Vous avez pour père le diable, et vous voulez accomplir les désirs de votre père. Il a été meurtrier dès le commencement, et il ne se tient pas dans la vérité, parce qu'il n'y a pas de vérité en lui. Lorsqu'il profère le mensonge, il parle de son propre fonds; car il est menteur et le père du mensonge.

Jean 8 : 47
Celui qui est de Dieu, écoute les paroles de Dieu; vous n'écoutez pas, parce que vous n'êtes pas de Dieu.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7736