Mba ataovy manintona le lohatenin'y lohahevitra alefa

1. mion ( 03/02/2009 06:31)
Vao tonga tato aho de nijery ity forum ity, vao hitako ny liste n'ireo titre de tsitako ze raisina lasa voatery hanokatra tsirairay ireo lohahevitra aho vao afaka handray anjara: quelle perte de temps.
Mba tonga de ataovy manintona avy hatrany le lohahevitra moa e
novalian'i Lejoba ny 03/02/2009 12:06
2. lovelyri ( 03/02/2009 08:23)
:roll: de ts miditra refa ts mahasarika le lohateny k :lol:
3. Lejoba ( 03/02/2009 12:06)
izany leity ny firesaky ny sipa ry mion ah. Miolankolana sy manao sarinteny eo fa raha tsy miditra ialahy tsy maharaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0066