Manomboka mihena ny mpijery ny fika TGV. Nitomany leiry
1. penguin
(
02/02/2009 11:41)
Vao nilaza ny hifehy ny toe-draharaha ny fitondrana dia manomboka mihena ny mpijery ny fika TGV. Nitomany leiry. Ka ahoana voabaikon'elah vé ny Malagasy sa ahoana ary ?
répondu par penguin le 03/02/2009 14:09
2. tsiafoi1
(
02/02/2009 11:44)
Aza mifampihaika ry Penguin a,... Raha misy mahamaika de ny fanarenana ny simba... Antso ho @'ny asa
Manaraka izany, mila mailo hatrany fa manontanona ny farintany indray zany rivo-pandrava
Manaraka izany, mila mailo hatrany fa manontanona ny farintany indray zany rivo-pandrava
3. penguin
(
02/02/2009 11:50)
Tsy mifampihaika fa mampandre ny vaovao marina dadakoto a. Ny asa efa nanao ary mbola miasa ny tena fa tsy mitaona ny an'ny sasany akoryf'aza manahy ianao.
4. Noue
(
02/02/2009 12:41)
t@ 10 ora teo no nilazana fa fiatombohan'ny meeting eee! tsy tonga tao lery ! efa t@ firy izy vao tonga ??? dia inona no mba nolazainy tao ee ??? bif bof ! efa léo sahady ny pokona :-D :-D :-D :-D :-D
5. Rafahafahana
(
02/02/2009 12:57)
Aza mety adalain'ny adala é, milamina dia ataovy ny asa aman-draharaha fa tsy kilalao ny politika, fa io misy lainga foana.
6. nyavo2000
(
02/02/2009 13:01)
Koa sao dé famitahana fotsiny ilay teo amin'ny 13 mai....dia variana eo nefa leiry mandeha any @ faritany mamafy lainga , mamafa ny dian-dR8.
7. Sendra
(
02/02/2009 13:17)
Ho hita ve ny marina? Tsy mahita loatra ny fandehan-javatra izahay aty am-pitandranomasina ka tsy hita izay hifaharana. Adin'olon-droa ve no analana baraka an' i Gasikara eo imason' izao totolo izao?
Isaorana ireo mitady vaha olana
Isaorana ireo mitady vaha olana
8. penguin
(
02/02/2009 14:40)
Tsy vao izao io fa efa ela ny tariky ny sesi-tany no nanompa teto ary izao izy mahita hirika izao ka afa-baraka hatrin'ny ela ry dadakoto ooo.
10. mion
(
02/02/2009 15:08)
Aza mba manasohaso toa izany toi ry andrywui fa raha misy tena babakoto de i TGV . refa hita tsy poinsa le fika androany de aza misosok'alahelo akaro ny moral oe mbola ho avy ny fifidianana, de @ zay ndrai ho hita eo oe efa mba nitombo ve le boay kely sa mbola katita kely teny ihany
11. penguin
(
03/02/2009 14:09)
Tena aza misosk'alahelo intsony marina fa ny vahoaka no hamely azy ato ho ato. Maina bé ny TGVé
