Inona ny niveau intellectuel an'i Andry Rajoelina

41. gabidemony ( 09/02/2009 12:03)
Rehefa misy ny vola de mety ny atao na krak ianao na ovy de afaka manokatra izay zavatra tiny ho sokafana rehefa ao dago.
Inona mo no naha-nanambola azy tampoka io?????!!!!!!

ka tsy hoe efa nisipa sy nanan-janaka t@ zanak'i ra8 anie hono lery e!
de nanokafana an'io zavatra orinasa tataniny io de kay tò tsy novadin'ery lesipa fa mety nisy oaoaoa tao ...de io izy io
Nefa le zavatra natsangany io hono tsy mifanentana ò baoritran'lery akory
fa rehefa misy vola miditra defa ok!
42. Papoose ( 09/02/2009 15:35)
tonga de cible be lemi trip rery ery ambony eryyyy?????
43. sitlo ( 09/02/2009 23:40)
Rehefa misy ny vola de mety ny atao


Tokony Britney Spears mihitsy izany no atao prezida, iny angamba no mahavoa an'ingahy ben'ny tanàna amin'ny resaka mozika sy vola.
44. kotobekibo ( 10/02/2009 18:14)
heidi:

ny fahaizana mitantana sy ny mitondra no mi compte


Amiko koa d ny fahendrena sy ny fitsinjovana ny daholo b no fahaiza-mitondra fa tsy ny diploma na ny vola b ananana .
Betsaka ny be diploma na manambola fa tsy mahay mampiampita an'izany @ manodidina azy .
Raha ny fahaizan-tsika gasy d tokony ho ambony d ambony Dago , satria hita taratra any ampianarana aty ivelany fa tena manampahaizana tsika gasy @ ankapobeany mihoatra ireo ol avy @ firenen-kafa .
Indrisy fa matin'ilay fitiavan-tena ilay izy d tsy mandroso mihitsy ny tanin-tsika .
45. Papoose ( 12/02/2009 15:46)
Betsaka ny be diploma na manambola fa tsy mahay mampiampita an'izany @ manodidina azy
toy iiii.......................
46. sitlo ( 13/02/2009 14:54)
toy i ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2669