Inona ny niveau intellectuel an'i Andry Rajoelina

1. sitlo ( 01/02/2009 02:15)
Tiako fantarina hoe ahoana ny farim-pahaizany, ny firenena nalehany, ny asa efa nataony...

misaotra mialoha :°)
novalian'i sitlo ny 13/02/2009 14:54
2. bidon ( 01/02/2009 05:29)
..mikiky kapila manjelatra.....
izao lasa mikiky an i madagascar...
...Rayé tanteraka madaago...snif snif
3. xxx ( 01/02/2009 12:54)
tsy d misy farim-pahaizany firy io, bandy mpampirevy tany @ boite sy révellion no nataony, d bandy ôtr'izany no hitondra fanjakana hono!!hita hoe bandy noana.
4. xxx ( 01/02/2009 13:24)
ka tsy mifankaiza ange izany izy ry ra8 e! ny iray mpivaro-dronono mpitety tanàna, ary ny iray mpampirevy ny iray tanàna :lol:
5. Bodorisa ( 01/02/2009 13:35)
manana diploma ambony indd momba ny DJ izy k'ah, ao Madagasikara ihany no manana izany grande ecole izany !!!! :lol:
6. patrick2002 ( 01/02/2009 16:33)
ambony lavitra noho ilay narodana aloha eh ! nivoaka tao @ ISCAM.
7. Herimiafina ( 01/02/2009 17:19)
Ny an'ny vahoaka aloha no hita be hoe ambany dia ambany e. Ny an'i TGV sy ry Ra8, ao anatin'ny moyenne-n'ny groupe privilégié nanomboka hatramin'ny faran'ny fanjanahantany! Mbola mivandravandra io ao Dago.
Ny toerana nalehany sy ny fianarana nataony tsy fantatro fa matoa izy tonga eo amin'ny misy azy dia midika fa ambonin'ny an'izay nametraka an-dry zalahy teo ny QI-ny! :-D
8. sitlo ( 01/02/2009 19:02)
hay ve eh :evil:
9. xxx ( 01/02/2009 19:35)
manana faripahaizana ambony indrindra amin'ny fandravana tanàna sy fanakoron-tanam-bahoaka ilehio, mitomany ho prezidà nefa tsss bandy kely tsy afa-t. ary :evil: :evil:
10. Noue ( 01/02/2009 19:58)
asaivo manao test kely izy hijerevana ny QI zany kooo :-D :-D :-D :-D
11. Papoose ( 02/02/2009 02:19)
maninona moa raha anontaniana azy rehefa le manao inteerview reny eee!! sao de marary an-doha @ version mangidy sira isan-karazany eooo
12. soanja ( 02/02/2009 14:26)
sitlo:

Tiako fantarina hoe ahoana ny farim-pahaizany, ny firenena nalehany, ny asa efa nataony...

misaotra mialoha :°)


Mino aho fa ireto roa ireto no maha smart/ mamparanitra azy :
Musical intelligence ("music smart")- Ny fahaizana mozika
Interpersonal intelligence ("people smart")- Ny fifandraisana amin'ny hafa ka mampientana sy mahatondra vahoaka- mahavita manova zavatra.
Dr. Howard Gardner momban'i Multiple Intelligences


13. sitlo ( 02/02/2009 14:51)
Ekena hoe misy ny zavatra hainy. Na dia mino aza aho hoe bobaka ny mahay manao DJ izany fa ilay fitaovana lafo fotsiny. Jereo ny demo nataon'i Joy K tamin'ny tele fotsiny.

Eo amin'ilay fitaritana olona indray dia nahay koa izy lany ho ben'ny tanànan'Antananarivo renivohitra.

Fa eo amin'ilay programan'asa tsy any mihitsy. Na ilay fakana sezan'ny prezida aza tonga dia toton'ondry bory be ireny fotsiny. Mety "rugby smart" koa angamba ilay io.

Ny tombotsoa azo tamin'iny angamba dia nanosika ny tanora hoe hay ve kofa ohatra izany aza mahavita mitondra orinasa, mahavita ben'ny tanàna.
14. soanja ( 02/02/2009 16:16)
sitlo:

mahavita mitondra orinasa, mahavita ben'ny tanàna.


Ny mahatsangana orinasa sy mampiodina azy ary indrindra azahoan'ny maro tombotsoa (fahavelomana sy fanantenana) dia tena fahaizana goavana be tokoa izany. Niampy ny fitondrana ny tanana, izay isan'ny zava-tsarotra tsy vitan'ny mpanana orinasa maro.

Saingy misy ny olana. Ny fahaizana akory dia tsy midika hoe Fahendrena. Io angamba no azoko lazaina fa nahasolafaka azy. Raha mbola manjaka ao aminao ny fitiavan-tena be loatra dia tsy tsara aminao ny mitondra vahoaka satria ny vahoaka ihany dia ampiseho aminao ny kilema anananao, ary indrindra hanafay izany kilema izany amin'ny fotoana tsy ampoizina.

Fahendrena ny fahaizana mitsinjo ny ho avy!


15. Samoana ( 02/02/2009 17:05)
sitlo:

...Eo amin'ilay fitaritana olona indray dia nahay koa izy lany ho ben'ny tanànan'Antananarivo renivohitra.
Fa eo amin'ilay programan'asa tsy any mihitsy.


Ny herin'i tgv dia ny fanaovana "effet de surprise". Amin'ny traikefa maha-dj azy dia hainy fa tia vao sy fihetsehana ny oul. Tsy ilaina programa matanjaka fa vola sy tchatche amin'ny propagandy dia ampy isarihana vahoaka mangetaheta rivo-baovao hatrany
Izay no nazahoany ny mairie : efa nanakaiky ny fifidianana vao nirotsaka izy. Ity fanoherana nataony ity koa torak'izany: tampoka tsy nampoizina dia nahasarika.
Jereo ankehitriny: efa manomboka leo mahita ny tavany sy ny kabary tsy mahavoky isan'andro ireo mpomba azy teo aloha dia tsy marisika hiaino azy loatra intsony. Ny Hasina indray no tsy maintsy atosika moramora hamelon'afo
:wink:

16. heidi ( 02/02/2009 17:12)
:wink: tena haintoi mitsy ny nanazava azy :°)
17. Papoose ( 02/02/2009 20:13)
ny niveau intellectueliny koa mety le personaliteny nananany nahitany succes an! :°)
18. xxx ( 03/02/2009 20:24)
Ny kapila kikisana sy ampivoriana ry TGVendrana fa tsy ny vahoaka no tediavinlà entina amy herimbôt.nlà ah!
19. Papoose ( 03/02/2009 20:52)
izy aza mba mahay mikiky kapila koooo!! :-P
20. heidi ( 03/02/2009 21:26)
mahay mikiky kampila fa tsy mahay milela-bilia fa savy de te hanao telomoka be avy hatrany :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6389