kely sisa !!!

1. mitoetra ( 31/01/2009 12:46)
kely sisa dia anamafy ny democratie any TSIAFAHY RY TGV, efa miandry azy matsy ny namany ao
2. jemimah ( 31/01/2009 13:09)
aza alefa any kosa izy e! olona efa kely iny raha tonga any tsy taolana sisa
3. zakilinina ( 31/01/2009 13:15)
Any Tsiafahy no toeran'ny mpanakorontana. Aleoko kokoa aza izy alefa any toy izay vonoan'ilay hery fahatelo te handray fitondrana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0068