TGV
4. njara2007
(
31/01/2009 11:48)
Raikitra indray hoe ny Tatezana Mita. HI HI HI HI Mitapy razandry kely 8-)
5. akamatiana
(
31/01/2009 12:14)
xxx> na volera am lazainareo ary izy ,be ny zavatra misongadina vitany e, zay le oe ny asa vita no ifampitsarana :P
6. rakaroka
(
31/01/2009 13:38)
akamatiana:
xxx> na volera am lazainareo ary izy ,be ny zavatra misongadina vitany e, zay le oe ny asa vita no ifampitsarana :P
8O 8O 8O Marina izany, satria raha tazanina eo amin'ny échelon international dia miha mahantra ny gasy, isan'ny 5 mahantra indrindra eran-tany , anefa teo aloha aza mbola nanana kokoa. Koa raha tsaraina dia note négative no mendrika azy!...
