Mbola mandainga mndranitra vahoak ndray ANDRY ary mirediredy
1. nyavo2000
(
30/01/2009 08:56)
Mbola mandranitra vahoaka indray Andry ary mihantsy ady:
* taiza ho aiza t@ kabarin'i Ra8 no nilaza izy fa "raha simba ny azy izy koa mahay manimba" , sao dia mba sofim-bitro koasa ny anareo e!, ny nolazainy dia hoe "raha simba ny fananana mbola azo amboarina"....aza avadika ilay resaka ary aza fitahina ny vahoaka fa raha izany no fomba fiasa tsy lasa e! asaivo averin'ny ANTSIVA ny kabarin'ny filoham-pirenena raha misy an'izany.
* dia niana-kendry indray ilaikely mafy loha milaza fa tsy nanao ininona ny fanjakana ho an'ireo trano may.... izay le hoe GISA LAHY OMA-KETSA, f'iza no tokony hanolo an'ireny fa tsy ny TGV nandoro azy ihany e! ary maninona tsy asian'ileiry resaka mihintsy ireo olona kilan'ny afo tao kanefa ireny no tena MPITILONA MAFANA FO hanatanterahiny ny tanjona ary mety hahazoany seza (raha hahazo).
*Dia lazain' iledala hoe arany daholo ny fisian'ireny fandoroana ireny, ka nahoana ary no tsy naka ny andrikiny koa ny TGV ny alatsinainy nandrara sy nanakana fa navela teo, fa patiti aho oe patata.. andrimasom-pokonolona etc...
*Dia lazainy ihany koa fa hoe misy tranom-barotra tsy mba voaroba mihintsy ka mahalasa eritreritr'azy: fa ny an'iza moa no tsy may " TSY NY AN'ILEDALA IHANY VE NO TSY VOAKITIKA TEO ! INJET ve may ? mba manontany aho...". Raha milaza ny TGV fa tsy avy aminy ny fandoroana dia maniry mafy aho mba ho lasibatry ny mpandoro koa ny azy ( saingy nofy izany fa tsy hisy)
*farany dia hoe teteza-mita, aza rebirebena hoah ny vahoaka, raha ny olom-boafidy samihafa izay samy manana ny mpifidiny no hanao ohatr'azy ka hitaritarika vahoaka, ho aiza ny firenana ary ho tombotsoan'iza...., ny olona tsy manana antoka mazava amin'ny fomba demokratika dia ny fifidianana no manana toe-tsaina toy izany, haka fahefana eny an-dalambe

novalian'i mion ny 30/01/2009 14:47
2. tsinjo
(
30/01/2009 09:01)
ka tena talentalery nge ry avo ny lainga sy ny fanadiovan-tena e, de ny tsy mandinika isany de babo ery any zany e , ny tao am water front tsisy voakitika na ny ray aza satria manakaiky ny azy tsinn de oaika be eo , tsssss mbola boay kely io de manao fikan'antitra tsss , tena poundry dory ohatrazy doly ngamba ny olo am fiheverany
3. xxx
(
30/01/2009 09:06)
Aza mirediredy lesy ry nyavo2000 fa ts adala akory ny vahoaka eran'i Madagasikara ary ny gasy any Paris no hilahatra sy hitaky zavatra toy izao a!
Mba ampiasao kely ny saina fa ny resaka VIVA dia 1% ny alahelom-bahoaka nandritry ny 7 taona.
Tsy milaza akory aho fa tsara i Andry fa kosa isaorana azy nohon'ny fasahiany manaitra ity prezida efa mamo @ tsy fahitana ny fijalian'ny vahoakany intsony.

4. nyavo2000
(
30/01/2009 09:08)
Ny gasy eto M/car ary pahina ny masony ka maika f'izay any Paris, raha sahy dia miaina sy mivelona aty M./car fa tsy mihainohaino any ivelany any.
Tsy izay lazain'i Andry dia lazaina ho marina daholo

5. tsiafoi1
(
30/01/2009 09:16)
Tsy hita fa Gisalahy omam-boatseva ilaikely io koa, izy mandroba indray ty no avo vava!
6. xxx
(
30/01/2009 09:16)
Ividiano billet letsy ry zareo any a!!! na koa alefaso any ny force one 2 mba haka azy ireo dia mba omeo karama tsara sahaza azy izy rehefa tonga aty M/car.
7. xxx
(
30/01/2009 09:45)
mijery ny ps nareo ireo ah de betsaka aminareo ireo no mpanohana ny TGV teo fa niova loko tampoka ry olon'ny Fo isany ireo rehefa nisy iny actes teo iny !!! sady nareo tato ireo ihany(100%) no tena romotra mafy tam Prezida tamle resaka oe:: ""tsy miraharaha ze vahoaka'Antananarivo any aho...!!"""fantatro daholo ny ps n'ndry zalahy lagy be tamreny oe aongany any ranga io a!! sns...fa izao nony nitranga tokoa ny tokoa lasa nivadika palitao aby ry babakoto isany olon'ny FO ireta fa tsy nitazona le raison ny hatram voalo itsony !! aday ee ! mapnael be laisany!!
8. Noue
(
30/01/2009 10:40)
na nahohana an'i tgv ny olona na tsia ry XXX dia rehefa misy manao ny tsy mety dia tsy maintsy miteny ny olona eee! ary aza ny ps no jerevana fa ny dinika valiana eeee!
9. xxx
(
30/01/2009 11:02)
hay noue ko anisanle mpivadika palitao babakoto otrandry vahiny 2004 atsy
10. ni81
(
30/01/2009 11:04)
mijery ny ps nareo ireo ah de betsaka aminareo ireo no mpanohana ny TGV teo fa niova loko tampoka ry olon'ny Fo isany ireo rehefa nisy iny actes teo iny !!! sady nareo tato ireo ihany(100%) no tena romotra mafy tam Prezida tamle resaka oe:: ""tsy miraharaha ze vahoaka'Antananarivo any aho...!!"""fantatro daholo ny ps n'ndry zalahy lagy be tamreny oe aongany any ranga io a!! sns...fa izao nony nitranga tokoa ny tokoa lasa nivadika palitao aby ry babakoto isany olon'ny FO ireta fa tsy nitazona le raison ny hatram voalo itsony !! aday ee ! mapnael be laisany!!Ity xxx ity koa aloha dia mpitsikilo mahay mihitsy e! =)) =))
11. tsiafoi1
(
30/01/2009 12:12)
A ndray aloa tsary mamadika palitao fa ny kasikety ihany iiiii!
Raha vao atao manatrika liaka ty, tsary hitako le kapila kosehiko ato, de mivaralila ny dance...
Hip hop =))

12. BOYSGOSS
(
30/01/2009 12:28)
xxx:
Aza mirediredy lesy ry nyavo2000 fa ts adala akory ny vahoaka eran'i Madagasikara ary ny gasy any Paris no hilahatra sy hitaky zavatra toy izao a!
Mba ampiasao kely ny saina fa ny resaka VIVA dia 1% ny alahelom-bahoaka nandritry ny 7 taona.
Tsy milaza akory aho fa tsara i Andry fa kosa isaorana azy nohon'ny fasahiany manaitra ity prezida efa mamo @ tsy fahitana ny fijalian'ny vahoakany intsony.
Ary maninonareo no misarotava e ?
13. mion
(
30/01/2009 13:13)
de hanao autoproclamation ho Pdt de la République hono ny lamasinina e, ento miakatra ity lamasinina ity.
Sao de tokony afindra any anjanamasina ary le gara ao soarano ???

14. xxx
(
30/01/2009 13:21)
hoy iboysgoss
NAREO AZA MANAO MASQUE KO!!!! :-D :-D :-D :-D
Ary maninonareo no misarotava e ?
NAREO AZA MANAO MASQUE KO!!!! :-D :-D :-D :-D
15. xxx
(
30/01/2009 13:25)
agnareo reto anga dé mampmé anay mitshy é. tapaka mitsy ahako ato.
mirediredy V letsy, hisy otran'le8 nireshaka t@ mpanao gazhety à? lé ozy likary oé, i lé koshinera mitsy no nilazha tamiko oé, shambory ledolin sy le roland kely.
hahahahiiii

16. mion
(
30/01/2009 13:43)
refa tapaka aby toi de toizhana e, nga zhany olana, ny mpivarotra tady mbola tsy voaroba
17. mion
(
30/01/2009 13:57)
refa tapaka toi de toizana, tsy olana zany, mbola tsy voaroba ny pavillon mpivarotra tady, ke le rofia sa mahazhaka ny tady tian' droky
18. xxx
(
30/01/2009 14:25)
mi(aouuuu)on===>>>> rehefa tsy hay ny dikan'le zavatra dé aza miteniteny fona. aiza ny nandavan'ny frantsay (le ao ambadik'i TGV) azy? mbo menatsa é
19. mion
(
30/01/2009 14:47)
triplaX >>> hitan-toi eo fa tsy ho tetezamita intsony io fa ho auto proclamation e... @ maha kely saina azy. za lty tsy lany henatra ôtran'toi lisany a. toa mba mi-concentrer-va fa aza mi-dôzy be loatra fa toa mifanipaka le resaka