Raha vao mahazo seza i Andry dia hangina

1. hery ( 30/01/2009 08:17)
Izay izany izao no tena tanjona. Tsy hangina mihitsy raha tsy mahazo seza kely. Tsy voatery ho filoham-pirenena satria toa tsy ho vita, fa raha tafiditra praiminisitra na mpitarika ny governemanta tetezamita dia hangina.

Dia izay izany no tena antony nitaritana olona handroba sy handoro fananam-panjakana?

novalian'i mion ny 30/01/2009 13:20
2. Noue ( 30/01/2009 08:29)
bandy kely tsisy saina io eee! mbola tsy afa-ta () izay ahazahoana seza kely io no zao no vokany :evil: :evil: :evil: firy ny namohy ny ainy ???? potika ny tanana!! pfff ! gadrao any io fa tsss! enganie ka ho matotra ny filoha Ravalomanana haka fepetra enjana fa tsy lasa zao eeee!
3. xxx ( 30/01/2009 08:29)
Mety ho izay no tanjony nefa dia anjaratsika vahoaka no mijery sy mandinika fa raha seza fotsiny no tadiaviny fa tsisy plan ny hanasoa ny vahoaka dia AHONGANY koa!!!

Ny vahoaka no masomandidy ny tanindarazana
4. tsiafoi1 ( 30/01/2009 08:36)
Ze manandran-tena no hietry ozy ny Soratra Masina

Tokonanan'ny Maire aza tsy afaka, ka ny Vovonan'Iavoloha no hanihana, milingilingy mihitsy zany raha boay kely

5. tsinjo ( 30/01/2009 08:39)
ary mba lasa aiza wa ny vadiny e ,toa tsy hita miakatsehatra eo aminy 13 mey tsony ? sa matahotra ny ho faty de lasa nafenina ?
6. xxx ( 30/01/2009 08:42)
tonga fotoana na manaizana angamba:-D :-D
7. Nandra1 ( 30/01/2009 08:52)
Aleo mba izy no PM, fa Izy irery no mba tena lhl sahy manohitra an'i Ra8 e!!!!!!!
8. xxx ( 30/01/2009 09:04)
ahiko nataon'ireo dinozoro otazy we ze ray tin'lah na ny vadin'la na ny mission tsy maintsy vitaina
9. Noue ( 30/01/2009 09:30)
izao anie eee! mila seza izy, naninona raha niresaka t@ Ravalomanana , fa nahoana no ny olona no nampiasaina tahak'zao ee??? dia inona no vokany zao ??? ny sezany no jerevany fa ny olona namohy ny ainy ahoana fotsiny ee ????
dia raha tsy ahazo seza eo izy dia aninona indray?????? ary mba takatry ny lohakeliny io ve oe mbola vao 34 taona izy ka tsy hisy toerana ho an'bandy kely mbola tsy afa taimbody zany ee ,??? tssssssss zany no tena atao oe tgvendranaaaaaaaaaa !! tsy ny saina ny hasaina misaina fa ny v
10. lemenakely ( 30/01/2009 09:52)
hery:

Izay izany izao no tena tanjona. Tsy hangina mihitsy raha tsy mahazo seza kely. Tsy voatery ho filoham-pirenena satria toa tsy ho vita, fa raha tafiditra praiminisitra na mpitarika ny governemanta tetezamita dia hangina.

Dia izay izany no tena antony nitaritana olona handroba sy handoro fananam-panjakana?





Atao ahoana e , izany no zava-misy tsy eto MADAGASIKARA irery fa rehefa tany mahantra ,atao izay ankasiahana sy aharomotra ny vahoaka mbà itadiavana seza

Iza anefa no voa mafy ?

Ny valiny efa hainareo ... :?:
11. nyavo2000 ( 30/01/2009 09:56)
Mba hafa indray lemenakely androany,

hay fantany fa mitady seza be mihintsy i andry ankehitriny, ary mitetika ny ho PM araka ny koziny tao amin'ny TV5 ?.

Ohatry ny mahita alika efa tena ana be mihintsy misy rarakivy miraraka amin'ny vavany no fahitako an'i andry mitady seza mafy io (miala tsiny f'izay no exemple mahalaza ny hevitra)
12. ngoiha ( 30/01/2009 10:12)
Ka rehefa tsy misy intsony hono anie ny magasin robaina de ny fako indray ny manaraka eo ,miaraka mihintsy izy sy ny dinosoro
ok miara mijery isika
13. xxx ( 30/01/2009 10:12)
Noue === tsy hakelin'ny fil no jerena fa ny firifatrany !! tsy fantatrao anga fa 33 taona i David Rajaona iny lasa ministra tam voalohany iny !! fa ny Tgv tsy mila PM zany e!! tonga de ny lohany mirifatra iny no ilaina fa tsy ze madarogy lany menaka no ho japiana ,iza koa no hitaingina soavaly maty amity taonarivo fahatelo ity ???
14. vahiny2004 ( 30/01/2009 10:19)
... Omeo @ ilay seza volamena any @ betax izy e ... sady izy manifinify ihany tsy mila toerana betsaka

Izany vao hisy fanjakana hoentin'ADALA marina ...

Hoy ilay mpiara-miasa tamiko nahita ny zava-misy hoe "mais quel est le niveau d'instruction des malgache" ... fa tena tonga saina tampoka aho
15. xxx ( 30/01/2009 10:24)
vahiny2004====MBOLA ZAZA VAHINY ETO ELAH FA AZA BE VAVA RY BABAKOTO A! MIHINANA BIBERON ALOU VAO MANAO ADIHEVITRA ETO FA TSY MILAY ELAH
16. vahiny2004 ( 30/01/2009 10:30)
xxx:

vahiny2004====MBOLA ZAZA VAHINY ETO ELAH FA AZA BE VAVA RY BABAKOTO A! MIHINANA BIBERON ALOU VAO MANAO ADIHEVITRA ETO FA TSY MILAY ELAH



Oudry , inona ity maharomotra ?
izaho manome solution hoe omeo seza volamena izy ka inona indray :-D :-D :-D
17. vahiny2004 ( 30/01/2009 10:31)
Ary ny pro TGV toa mi xxx aby e ?
18. Noue ( 30/01/2009 10:31)
xxx:

Noue === tsy hakelin'ny fil no jerena fa ny firifatrany !! tsy fantatrao anga fa 33 taona i David Rajaona iny lasa ministra tam voalohany iny !! fa ny Tgv tsy mila PM zany e!! tonga de ny lohany mirifatra iny no ilaina fa tsy ze madarogy lany menaka no ho japiana ,iza koa no hitaingina soavaly maty amity taonarivo fahatelo ity ???
asaivo manao fiainana aloha lery eee!! mamonjy boite sns !!! dia ahoana oa ireo olona namohy ny ainy eee ??? noho ny fitadiavana seza io ???? dia raha tsy ahazo seza lery dia hanao inona indray avy eo ee????


19. mion ( 30/01/2009 13:20)
za lesy manana seza omena 'nleri fa lisany toa be ady hevitra, sezana taxi be zany tsy reveny zany na volamena aza, mety le eo @ tamboho no reven'leri @ maha V... azy.
Fa le seza misy ato amiko seza elektrika ka mba kôzio leri sao mba reveny sy mety aminy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2957