miomana ra Malagasy ,hividy vary 15 000 fmg/kg

21. patrick2002 ( 29/01/2009 12:00)
Ralitta:

Ho andRa Patrick
Ny fankahalana sy ny fialonana tsy mankaiza fa misy Andriamanitra. Fa tsy zakan'iTGV sy ianareo mpomba azy ny alahelon'ireo olona marobe very asa sy fitadiavana.
Misy sambo any Toamasina naverina. Ny tsaho toa izany ihany no nandrehetanareo afo ary mbola tohizanareo hatrany.
Tompon'andraikitra i TGV fa tsy afa-miala na inona na inona lainga lazainy etsy sy eroa

Ka havelanareo hiliba izany ny filoha ,fa tsy azo tsikeraina ,izaho teninao izaho ralit no mahtonga ny olona ho tonga eny @ 13 mai ,tapenam-bava izy ,tsy havela itsikera.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1211