noue/heidi ,efa oe manofy enao fa aza mody adala ,natao ho boloky eto no anjaranao fa ny zvnisy sy marina niseho dia fatambahoaka
- raha ilaza ianao oe inona no nataony i Andry tany frantsa version-nao izay fa kosa inona no nataony le8 tany afrika atsimo ary niverina miaraka @ mpikarama an'ady io no mila fanazavana misimsy ,vao tafaverina ary i le8 de io korontana io i andry nefa namory vahoaka fotsiny no omena tsiny
-Efa firy izay no namoy ny ainy ??? hatr@ izay nitondrany le8 vokatry ny kere,mosary zaza amambehivavy ,mba fantatrao mo izany ?? voaroba ny fananany sy naetry ny satany eo @ asa fiarahamonina,nogadraina dia mbola ny tgv no asesikao ,atao ahoana fa kay ny very seza no mampitapy anareo raha toy izao no dinihana