Gadrao Andry Rajoelina
21. lemenakely
(
28/01/2009 10:22)
Diso hevitra aloha RaHery raha mihevitra fa i Andry Rajoelina irery no ao ambadik izao !...
22. xxx
(
28/01/2009 10:24)
Fambolena katsaka ho an-dry ganagana isany ve dia hihinanan-kanina é ?ataovy tsotsotra ny kajy fa tsy lasa izany manofa tanindrazana izany .
23. Noue
(
28/01/2009 10:29)
lemenakely:mino aho fa tsy paikany irery io eee! zavatra efa ela io no nokarakaran-zareo fa zao vao nipaoka!!! fa alao tany aloha io bandy kely fa tsssss !
Diso hevitra aloha RaHery raha mihevitra fa i Andry Rajoelina irery no ao ambadik izao !...
24. bozyboleta
(
28/01/2009 10:33)
Diso hevitra aloha RaHery raha mihevitra fa i Andry Rajoelina irery no ao ambadik izao !...
Tsy ao ambadika izy fa eo ALOHA mihitsy.
Izy no loham-panjaitra fa ny kofehy manaraka de reny efa heno nolazain'ny Filoham-pirenena reny hoe hosamborina de i roland ratsiraka sy ny jeneraly dolin.
25. lemenakely
(
28/01/2009 10:46)
Re fa hiomana andeha ho aty ingahy Pierrot Rajaonarivelo! Mahavaly azy angamba fa tsy Andry irery no tena lohandohan ny mpisorona !
26. heidi
(
28/01/2009 11:03)
lemenakely:
Diso hevitra aloha RaHery raha mihevitra fa i Andry Rajoelina irery no ao ambadik izao !...
ka ry pata be no ambadika fa izy noi te ho vendrana be hanaiky atao fitaovana fotsiny, de mitetik ve fa ho lasa filoha izy raha tsy i ravalo no filoha?
27. andrywui
(
28/01/2009 11:06)
F'angah tsy manana ZO manitsaka ny tanin'ny madagascar i Pierrot ?? manana ny zony izy ary tokony tsy azo ferana amzae tianay aleha ,fa ny mpitondra no mataoatra mafy azy sao hisosoka ny toerany ny antony nanenjehany azy mafy hatramzay! fa ra ny amin maha olombelona !tena afaka tsara maneho hevitra sy miditra eto mada daholo ny olona rehetr !! na Ratsiraka na iza naiza
28. lemenakely
(
28/01/2009 11:14)
Bon ! Aleo ny vahoaka no hitsara e, milaza azy mahay démocratie ny malagasy, aleo angamba ho jerena izay lazain ny lalam- panorenana raha tojo olana sahala @ izao ny firenena ,...
29. ngoiha
(
28/01/2009 11:43)
Zay anie le lazaiko oe jamba ianareo ry Andrywi e,za ary teo foana fa ialah zao vao hita kou,raha i ping1 indray dia mbola lasa naka sary ireo namanareo nandroba sy nangalatra ny zavatr'ol ka mbola sahirana kely,
FA MBOLA HO AVY IZY FA AZA MAIKA
FA MBOLA HO AVY IZY FA AZA MAIKA
30. xxx
(
28/01/2009 11:47)
I PINGUIN LASA NANDROBA FA HITAKO TENY ANDRAHARO MILANJA TELE SY VENTILATERA KO WE LASA NAKA SARY A!!!! :-D :-D :-D
32. Noue
(
28/01/2009 14:22)
Mbola betsaka koa ny olona mendrika hogadraina fa sambory aloha i Andry Rajoelina.gadrao any fa tsss
33. vahiny2004
(
28/01/2009 15:04)
Mila olona mitondra fanavaozana isika, fa i Andry aloha tena hita fa mbola tsy matotra e ... Olona efa naloan'ny maro an'isa ve no ianteherany ? Tokony saziana ihany lery na dia tsy dia tena izy aza no cerveau, mba lesona ho azy koa
Izaho koa manao hoe gadrao any fa tena tête légère mihintsy
Izaho koa manao hoe gadrao any fa tena tête légère mihintsy
34. Papoose
(
28/01/2009 15:41)
dia raha migadra reo de ahon no mety ho heverinao fa hotohiny zany?? milam @zay ve?
36. naughtyboy
(
28/01/2009 17:03)
ity kosa kalo tsy marina fa elatsiny ry andrywui
miditra eto mada daholo ny olona rehetr !! na Ratsiraka na iza naiza
Tsia efa nivoaka ny didy amandalàna @ tribonaly ekonomika fotsiny 6 taona ngarangidina momba ny 8 million de US $(banky sentraly,finansy) ,fa tsy mbola ao ny judiciaire sy ny internationale @ crime contre l'humanité(génocide Ivoloha sy ireo aferany rehetra Itpkl.Ratsimandrava,Sibon Guy ,kung fu sns..) momba an'i deba vita matavy iny ary endasiny vahoaka ra mandingana eto Dago
nefa ho irery izy raha ho tonga @ izany fa ampina an'i le 8 hanavoly azy @ ronono( i penguin no mpanatibary sy mpamalifaly azy mitsamm ireo)

37. naughtyboy
(
28/01/2009 17:08)
izao fotsiny fa tsy mila manofinofy otrany Noue sy ra-Hery eto oe gadrao i Andry e zao e,ra vitany le8 izany efa nataony zao ko lasa mikafiry fanampiana any @ B.Kouchner sy miantso vonjy nefa oe filoha ,efa tsy any tsony le8 efa MATY HOZATRA ho vita ketsa ihany atsy ho atsy raha tsy mahay milefa dieny izao mbola misy fotoana izao
38. heidi
(
28/01/2009 18:43)
vahiny2004:
Mila olona mitondra fanavaozana isika, fa i Andry aloha tena hita fa mbola tsy matotra e ... Olona efa naloan'ny maro an'isa ve no ianteherany ? Tokony saziana ihany lery na dia tsy dia tena izy aza no cerveau, mba lesona ho azy koa
Izaho koa manao hoe gadrao any fa tena tête légère mihintsy
fa hita ! sady tsy ampy eksperiaansa akory fa ny vava fotsiny no malama...
I RAVALO KOA tokony ho tonga saina.....
39. Noue
(
28/01/2009 20:01)
naughtyboy:izaho aloha dia tsy manofy eee! jereo kely atsy ambadika atsy oe inona kay ny nataon'i tgv io t@ izy tonga taty frantsa dia hazava aminao ny rehetra eeee! zao firy ny olona namohy ny ainy ?????
izao fotsiny fa tsy mila manofinofy otrany Noue sy ra-Hery eto oe gadrao i Andry e zao e,
40. zoukimi
(
28/01/2009 23:17)
An an an,
mifanaraha alou nareo hoe iza marina no hogadraina fa reraka be za managaoma ity mandat d'arret ity kah ...
:roll: :roll: :roll:
mifanaraha alou nareo hoe iza marina no hogadraina fa reraka be za managaoma ity mandat d'arret ity kah ...
:roll: :roll: :roll: