Faly nahazo olona maro avy eo tsy anay ireny mandoro ireny
1. penguin
(
28/01/2009 07:43)
Mba mitana ny teny nolazaina ry TGV sy ny tariny a. Rehefa hoe haka ny fitondrana no efa noventesina dia izay vitaina hatramin'ny farany fa tsy miala. Faly ery ianareo milaza fa nahazo olona marobe ary feno ny kianjan'ny demokrasia ka nikisaka teo amin'ny 13 Mai. Ka nolazaina indray fa tsy olonareo ireo nanamaro isa anareo ary nentinareo hoe andao hamoaka ny mpianatra voatana eny amin'ny fitsarana. Raha miborioka ny olonareo izay tsy voafehinareo mpitondra azy dia lazainareo fa olon-tsy fantatra. Hivereno henoina ny tenin'i TGV fa izy no nitarika ny andeha teny Anosy koa misy lasa tao @'ny radio dia lazaina indray fa tsy olony.
KA NY OLON-TSIFANTATRA KAY NO MAHABE ANAREO VE ?

novalian'i mion ny 29/01/2009 07:53
2. rahiratra
(
28/01/2009 07:54)
Hafa no fisehon'ity fa tsy sahala ny fika hitabe teo aloha. Raha ho eny Iavoloha ny mpilahatra t@ 10 Août dia andian-jatovo miazakazaka tsy niaraka t@'ny mpilahatra no nitsofoka sy namaky ny sakana. Ity indray andian-jatovo avy eo @'ny 13 mey miaraka @'i TGV no nitarika ny rehetra ary niparitaka avy eo niverina teny @'ny 13 mey nialany sady niantsoantso hoe mainay ny atry ary voanay ny tary. Andry TGV izany no tompon'andraikitra.
3. akamatiana
(
28/01/2009 08:03)
ka izy miala e, lazaina fa voakarama reny e, mampalahelo lay fanadiovany tena .
Hita zao fa olo-kendry ny filoha na dia misy iany ary ny lesoka kely dia kely nataony , tsy te-hampisy ra mandriaka eto izy araka ny nambarany teny anosy . Nefa mila samborina ireo dinozoro mitady adandy .
Ireo tsy mba mandinika ny zava-misy moa dia mbola lasa eny am 13 mei iany , ihaino ny lainga tsara lahatra miampy ny fanomeza-toky fitaka ohatra tam propagandy tam fifidianana maire , efa 1an maery zao inn no zava-bitany???? tsy nanokana ny vitan'i rafalimanana ihany ??? ny mba kely vitany ary ravan'ny orana .

4. penguin
(
28/01/2009 08:12)
Olom-belona misy hatrany ny lesoka ary na Vazaha aza misolafaka ihany izay hita maneran-tany. Raha ny TGV sy ny aoriany no milaza fa ahavita ary mitarika olona nefa miala andraikitra indray dia inona no hiafarany sa ny olona marobe izay noreharehany sy nampanantenainy habobo no hosamborina tsirairay ary gadraina satria mpandroba sy mpandoro ? Sambory daholo ireo mpitaona vary sy menaka ary ny mpamaky ary ho hita eto fa hivadika aminy koa ny maro anisa notaritiny sy nampanantenainy habobo. Izy indray no miteny ny "couvre feu" f'angah tsy demokrasia no notakanana ary avela hanao ny ataony ny maro an'isa ? ?
5. tataka
(
28/01/2009 08:20)
Naninona no tsy may ny SAVONERIE TROPICALE ? Kay moa mahalala ny tokony hasiana ny maro an'isa taritin'i TGV ve ? Olona tsy miaraka aminy nefa ny mpiray tetika ary miaraka handrodana fitondrana aminy tsy may sy tsy voaroba ve ? Madio ny TGV an ?
7. tsiafoi1
(
28/01/2009 08:32)
Aza variana @'ny film omaly aloa fa jereo ndray ny androany :
Fa maninon marina tokoa kay no tsy samborina mihitsy TGV, nefa de efa hiaraha-mahita, hiaraha-maheno ny fanitsahany ny constitution!!!!, de tena efa faible tokoa ve ny mpitondra!!! Raha izany tokoa maninon no tsy mbola milavo lefona izy hatramin'izao, fa vao mainka aza miseho vahoaka ???
Alefaso lavitra ny saina fa mety kakan-jila matavy anjonoana an'ireo mpanakorontana sy tsy maty voalavo an-kibo io!

8. penguin
(
28/01/2009 08:35)
Resaka vahoaka io ry zokibe a. Satria ny vahoaka miasa amin'ny FO fa tsy mandalina firy ary izany no mahatonga azy taitaitra dia mila malina ny fitondrana satria na marina aza sahirana rehefa tratran'ny maro an'isa diso mpitarika.
Vao samborina io TGV io dia izy indray no masina nefa hita izao fa tsisy ilana an'io.

9. andrywui
(
28/01/2009 09:37)
Tena masina izy fa tsy mody masina ry akamako a!!!
tsy nisy zao zavatra zao raha tsy ny avonavombavan Prezida sy ny teny mahery ary ny tsy firaharahiana sy fanambaniana isakizay tonga eo Ivato ataony no tena mampitroatra ny pokna !! eny e! zao aloha izy lasa gentil be e!! tato anatin'ny 2jours ! fa ny talohanzay rehetra ,mba jereo ny fanaovany z'inona ny mpanao politik na ny vahoaka mba mitaky aminy na mitaraina!!! ka efa raha nilaina de ereto ary samy tomponandraikitra feno aminio daholo e!!
nanao izy vao nanao ny olona ! ary nareo tato amin forum tato iany no mpamporisika azy hivily lalana! heverinareo anga fa tsy mahita anity forum ty izy!! de izao no vokany!! fa mety mba hiova amzay kosa angamba izy zao ka mba hihaino ny hafa amzay ka!! Efa fay zay !! ary mbola azo ampiana ra mbola be mokony !

11. penguin
(
29/01/2009 07:32)
Hoy ny andrywuiwui hoe masina fa nahagaga dia ireto:
- Sahy mandainga ilay masina TGV - Tsy avy aminy hono ny mpandoro sy mpandroba - Nefa nentina teny @'ny 13 Mai ny resaka momban'ilay voatifitra tany @ MBS - Nolazaina fa maherifon'ny firenena ilay zatovolahy heritreriny 18 taona maty. F'angah nanao inona teny ireto masina ? Handoro sy hanimba sa hitory ny demokrasia. F'angah tsy eny Ambohijatovo no kianjan'izany no maty any @ MBS ?
Maninona no manao resaka mifanipaka.

12. mion
(
29/01/2009 07:53)
Marina tanteraka ny voalazanao ry PENGUIN.
Fa aza lavinao koa le oe masina i TGV. Cà depend oe iza no nanamasina azy (ohatra i maihol, nohamasinin'olona tsy fantatra). Fa le TGV tena tsy Masina arakan'A/tra fa mety masin'ny sampy, zany no mahatonga an'leri milalao faty eo analakely @ atoandrobenanahary io. @ zay fatina tontakely henatry ny ray aman-dreniny. Raha mithoy izao de ho entin'i leri eo @ 13Mai eo daholo ny fatin'ny bande des 5 sy ze dahalo rehetra voatifitry ny Pôlisy. Maty hasina le toerana eeeee.