LOGIQUE

1. vetsoko ( 27/01/2009 16:47)
AzA de manao analyse sy réaction maika sy marivo otran'izao fa mba OLONA NIANATRA DAHOLO ISIKA miREAGIR ETO.
LES CAUSES D'UN EVENEMENT SONT TOUJOURS DANS LE PASSE,DES CAUSES LOINTAINES,AUTREFOIS Negligées,INONA NO NISY TEO ALOHA,,,,????ireto avy no nisy teo aloha izay niainan'ny vahoaka malagasy any Madagasikara,averiko tsara niainan'ny gasy fa tsy niainanareo any ivelany:
*DECEPTION TSY MISY OHATRAN'IZANY t@ VAHOAKA REHETRA IZAY NAMETRAKA SY NANANTENA AN-DRA8.
*PAUVRETE DE PLUS EN PLUS CROISSANTE DEPUIS ET PENDANT NY FITONDRAN-DRAV8
*ABUS DE POUVOIR mbola tsy nisy otran'izany tao Madagasikara: ohatra @ izany,ny sociétém'ny PDT rehetra dans tous le pays TSY MANDOA TAXE,
* fermeture FORCEE NY SOCIETE CONCURENT REHETRA NIAMPY FANAGADRANA RAHA MANDA,tany sy activité maron'ny tantsaha nalaina ankeriny sy forcerna atsahatra(dans tout le territoire national io),
*mise en retraite forcée ny oficier marobe,
* FANAKATONANA FIANGONANA MARO SATRIA NY PDTSIKA DIA VICE PDTn'ny FJKM (totalement anticonstitutionnel)
*,fanakatonana ny sociéte de pecherie tany @ côte ouest rehetra,
*FIFIDIANANA AVION HO AN'I PDT t@ voalohany izay tena TOTALEMENT RIDICULE SATRIA DIA VOLAMPANJAKANA NO NIVIDIANANA AN'IZANY SADY VOLABE NAHAVITANA ZAVATRA ENORME CONTRE LA PAUVRETE,DE avy eo mbola nividy fanindroany indray ....mon dieu ....merde ...mais c quoi ce dirigeant?????!!!!!!
*DE AVY EO NY COTE EST DES MILLIERS D'hectares NAMIDY SY NOMENA NY DAEWOO, sachez bien que nandeha t@ inernet sy ny vaovao maneran-tany io vaovao io hoe INCROYABLE NY ZAVAMISY ANY @ ITY FIRENANA PAUVRE ITY FA MIVAROTRA TANY SY MANAKALO PATRIMOINE @ SOCIETE ETRANGER NY MPITONDRA ET EN PLUS.....EN PLUS C'EST UN HOMME RECHERCHER PAR INTERPOL QUI NEGOCIE ET TRAVAIL AVEC NOTRE PDT.....,,,,,,?????§§§ou est VOTRE NATIONALISME
*NY fanakatonana media maro isan-karazany sy fanagadrana,demokrasia???????????????????
*ny rano teny @ POMPE anie ka NOVIDIANA ARIARY FOLO E!MBOLA TSY NISY AN'IZANY HATRAMIN'iZAY NAHA GASY NY GASY NA TAMIN'NY ANDRONi RATSIRAKA AZA!!!!!
*NY VARY ANIE KA PLUS DE 7000FMG NY KG E!!!!!! PLUS DE 7000FMG§§§§§§§§§§!!!!!!!!
*ny taxi be anie ka 1500 fmg e!!!!!!!!!!!!
*on S'ENFONCAIT DE PLUS EN PLUS DANS LA PROFONDEUR DE LA PAUVRETE DEPUIS 2003,FANTATRAREO FA DEPUISn'ny 2003 DIA ANISAN4NY FIRENENA MAHATRA INDRINDRA ERAN-TANY ISIKA ,,,,??? fa tsy vitan4izany fa NIHEMOTRA LAHARANA 3 MAKANY AORIANA PENDANT NY FITONDRAN'I RAV8........
*MILAZA LEIRY FA MIVAVAKA NEFA FARAN'IZAY MPANOMPO SAMPY ,vous n'IMAGINEZ MËME PAS HOE A QUEL POINT!!!!!!
BREF TSY NAHAFALY NY VAHOAKA IZANY REHETRA IZANY, be dia be ny victime sy ny olona natsangan'i rav8 ho fahavalo,NIHAMAHANTRA NY 80% NY VAHOAKA MALAGASY, ARY TSY NISY REGIME DICTATURE TAHAK'IZANY TETO ANtANANA HATRAMIN'IZAY donc PAR CONSEQUENT LA REVOLTE,MECONTENTEMENT,DESIRS DE VENGEANCE,ARY rehefa mamono sofina sy dictature ny fitondrana n'aiza n'aiza io eran-tany ary na raoviana na raoviana dia RAPPORT DE FORCE CIVILE IHANY NO ANY SOLUTION NA ELIMINATION.
NOHO IZANY MANDINIHA TSARA REHEFA MIJERY SY MAMAKAFAKA
TSY NISY AN'IZANY LIBERTE D'EXPRESSION zany teto DAGO
IANAREO IZAY MBOLA MINO AN-DRA8 DIA FANTARO FA TSY MISY N'INONINONA ANTENAINA @ FITONDRANY, ENCORE PLUS DE DECEPTION C PAS UN DIRIGENT COMPETANT ARY TSY MANANA NATIONALISME AKORY NA DIA KELY AZA?TOTAL POUVOIR ET ABUS ZAY NO FANTANY
novalian'i tsiafoi1 ny 28/01/2009 08:57
2. sitlo ( 27/01/2009 17:18)
Izao ilay izy eh, notapahin'ny filoham-pirenena malagasy ny tady fanetsiketsehan'ny frantsay ny marionetiny.
Dia manao tsipaky ny miala aina Lafrantsa.
3. mala ( 27/01/2009 17:25)
le comble:
Hafa ny vaovaoa nafafiny eran'izao tontolo izao sy ny any ambanivohitry ny Dago...Hafa nefa ny tena misy.
Raha tsy d be loatra ané ny tranga ötry zany tsy niaina an zao antsika ondroany é. Efa atao ikalamanjana ny fanitsakitsahana ny lalam-panorenana izay teneniny hoe imatimatesany ary izay izy no tompo'andraikitra voalohany...
Lojika raha izao ny fisehony androany
4. andrywui ( 27/01/2009 17:34)
Ny avonavona sy ny teny tsy voahevitra ny fanaovana z'inona ny olona rehetra sy ny fanambaniana razan'olona ihany notena naha bomba be ny hatezeran'ny olona toy izao
5. sitlo ( 27/01/2009 17:34)
Efa noprogramen'ny marionety sy ny troupeny izao re eh. Lojika raha izao no fitrangany.
6. lemenakely ( 27/01/2009 17:46)
Teo koa ny raharaha DAEWOO
Dia ny tena nampalahelo ny olona koa dia ny tsy nahita EURO sy ny MONDIAL efa taty @ faramparany vao nahita ....ary niteny ingahy rainy fa tsy priorité izany !
dia mbà gaga ny olona hoe ahoana koa izany ,t@ andron i DEBA aza nilaha-bary t@ 4H du matin nefa mba nahita EURO sy MONDIAL nefa izao dia ferana fotsiny izao hoe tsy ilaina izany


Bref ,rehefa jerena ilay izy dia ny tsy FIHAINOINA sy FANAOVANA BE MARENINA no antony nahatonga an izao

Zavatra efa naloa ihany no mbola miverina ,lasa ny mamba dia misosoka ny voay


Fa ny mampalahelo kosa dia ny fanimbàna ny fananam pirenena toy ny RNM ny TVM , MAMPALAHELO
7. yonni ( 27/01/2009 18:07)
vetsoko>moramora ihany fa sao tapaka lalan-dra lesy 8O
dia mihevitra ve se fa ho voavaha daholo zany rehetra lazainao zany @ zao zavatra mitranga oh:fanana simba sy potehina.........????? dia hiadana ve ny vahoaka @ zany?? :? asa zany agamba noho atao hoe logique kle!
ny kely hanana sy mba misy eo no potehina dia faly lisany
hafatro farany: ny crizy tsy ao dago ihany fa eran-tany a!
lay toe tsaina koa somary mba hovaina kely hoe:miasa vao mahazo sy mihinana fa tsy hisy miracle eo akory na iza na iza no eo
dia kalma fotsin fa ny filaminana no tadiavina fa tsy korontana akory A+ :wink:
8. zandikely ( 27/01/2009 18:12)
Marina tokoa io voalzanareo ireo. Tena efa fitambarana zavatra maro loatra ilay izy, bombe à reterdement, dia niandry ny nipoahany fotsiny dia izay.

Miseho dadany loatra izy, sady amin'izay mbola manao teny havonavona foana.
Hita fa mora aognana iany io fitondrana io. Raha tsy efa voahongana moa izao, Maire izao mitondra ny baolina miezaka mandamina ny tanana , miaraka amin'ny mpitandro ny filaminana.
9. sitlo ( 27/01/2009 18:20)
yonni > omeko tehaka mihitsy

lemenakely > ze euro sy mondial avy ka atao laharam-pahamehana
10. naughtyboy ( 27/01/2009 18:45)
mitovy hevitra @ lemenakely tanteraka eto
Fa ny mampalahelo kosa dia ny fanimbàna ny fananam pirenena toy ny RNM ny TVM , MAMPALAHELO
IO sy ny AINA NAFOY no lesoka tsy tokony HIVERINA intsony mihintsiny satria zvdehibe tokoa eo anivony firenena satria tsy cause justifiable
11. sitlo ( 27/01/2009 19:12)
Mandoro ve vao mandinika eh.
12. naughtyboy ( 27/01/2009 19:24)
ireo nandoro ngamba no tsara anotanianla an'io e na ireilay loha nikotrika ,satria mazava tsara ngamba io nolazaiko eo ambony io ary nampianarina mandinika koa i N.B
13. OoRakotooO ( 27/01/2009 19:51)
FA maninona i Sitlo no manao fixation @ Frantsa e? On s'en branle de la france et des français et ce n'est pas le sujet ici
14. sitlo ( 27/01/2009 20:19)
1- any Frantsa ny mpanam-bola sy manam-pahaizana ary manana traikefa, saingy meloka (a.k.a. akihibe)
2- nanao fitsidihana an'i Parisy ny ben'ny tanàna (a.k.a akihikely)
3- nalefan'ny akihikely tamin'ny teleny ny kabarin'ny akihibe izay milaza fa rehefa tsy avela mihetsika miverina any amin'ny taniny ny akihibe (hoe didy jadona dradrain'ny CRN), dia ahetsika ny akihikely
4- nakaton'ny fanjakana ilay tele satria mikitikitika ny fiandrianam-pirenena (akihibe tokony ho any am-poja izany tsy mahazo mikabary ampahibemaso)
5- manome ultimatum ny akihikely
6- mandà ny fanjakana fa tsy ben'ny tanàna no mibaiko ny fanjakana
7- lasa amin'izay ny tsaho sy ny cagoule
8- mimenomenona amin'izay ny very seza (a.k.a. fianakavian'ny nahazo tombony taloha -prezida, depute, minisitra, ambasadera-)
9- nantenaina ny ra latsaka
10- fangatahana farany: esory ny filoha fa izay hitondra eo tsy maninona (a.k.a ireo very seza taloha)
15. Belami ( 27/01/2009 20:46)
sitlo:

Efa noprogramen'ny marionety sy ny troupeny izao re eh. Lojika raha izao no fitrangany.



Marina fa nisy erreur ny fitondrana fa io voalazanao io no tena izy, tsy misy na iray aza firenena voazanaky Lafrantsa taloha ka avelany hiala aminy izany. Enga anie ka tsy hisy toy ny nitranga toa ireny tany Afrique (Tchad, Rwanda, ...). Tokony ho tsapatsika fa resaka tombotsoa Frantsay votsotra daholo no tao ambadikireny ady antrano sy korontana rehetra ireny.
16. xxx ( 28/01/2009 00:56)
Y EN A MARRE DES OCCIDENTAUX ,DES AMERICAIN ET DES ASIATIQUES QUI VEULENT PROFITER DE NOS SAVOIRS FAIRES MALAGASY ,QU\'ILS LES ENTENDENT DE BONNES OREILLES ,S\'ILS CHERCHENT LES EMMERDES ILS LES AURONT POUR DE BON ,LES DIEUX CELESTES ONT SUIVIS LA DESTINEE DE L\'UNIVERS,ARRETEZ DE NOUS JUGER AVEC VOS CONSCIENCES ET VOS CROYANCES IMPARFAITES ,CE SERA MIEUX POUR LE MONDE ,ON N\'AIME PAS LES RICHESSES MATERIELLES NOUS LES MALAGASY,C\'EST CE QUI VOUS IMPORTENT LE PLUS ,EN EUROPE AU ETATS UNIES ,EN ASIE ,TANT MIEUX POUR VOUS ET TANT PIS POUR NOUS ,DANS CE CAS PARTICULIER IL N\'Y A PAS DE REGLE .A BON ENTENDEUR ATTENTION.
17. naughtyboy ( 28/01/2009 04:43)
tsy mitovy ny anio sy ny omaly ry stilo nefa tsy dia lavitra ny tetik'ireo mpanao lalakintakisoa ny voalaza ,ny ZAVADEHIBE izay adino ngamba na niniana tsy nolazaina dia ny fototra sy tany iorenany rehetra NY VAHOAKA LEO ny tahaka ireny ka hisaina im7 ireo mpiady seza sy mpandroba vahoaka hatrizay vao hieritreritra ny hiverina eo raha tsy hiafara ny mahazo anle8,ity ANDRY ataony goaika antitra ankalana ity no tokony hisaina tsara ny ho avy(aftermath)
18. xxx ( 28/01/2009 06:50)
d ho averiko aminao ny zvt teneninao oe:
AzA de manao analyse sy réaction maika sy marivo otran'izao fa mba OLONA NIANATRA DAHOLO ISIKA miREAGIR ETO.
hoy enao:
*PAUVRETE DE PLUS EN PLUS CROISSANTE DEPUIS ET PENDANT NY FITONDRAN-DRAV8
*ABUS DE POUVOIR mbola tsy nisy otran'izany tao Madagasikara...
*FIFIDIANANA AVION HO AN'I PDT t@ voalohany izay tena TOTALEMENT RIDICULE SATRIA DIA VOLAMPANJAKANA NO NIVIDIANANA AN'IZANY SADY VOLABE NAHAVITANA ZAVATRA ENORME CONTRE LA PAUVRETE,DE avy eo mbola nividy fanindroany indray ....mon dieu ....merde ...mais c quoi ce dirigeant?????!!!!!!
*DE AVY EO NY COTE EST DES MILLIERS D'hectares NAMIDY SY NOMENA NY DAEWOO, sachez bien que nandeha t@ inernet sy ny vaovao maneran-tany io vaovao io hoe INCROYABLE NY ZAVAMISY ANY @ ITY FIRENANA PAUVRE ITY FA MIVAROTRA TANY SY MANAKALO PATRIMOINE @ SOCIETE ETRANGER NY MPITONDRA ET EN PLUS.....EN PLUS C'EST UN HOMME RECHERCHER PAR INTERPOL QUI NEGOCIE ET TRAVAIL AVEC NOTRE PDT.....,,,,,,?????§§§ou est VOTRE NATIONALISME
*NY fanakatonana media maro isan-karazany sy fanagadrana,demokrasia???????????????????
*ny rano teny @ POMPE anie ka NOVIDIANA ARIARY FOLO E!MBOLA TSY NISY AN'IZANY HATRAMIN'iZAY NAHA GASY NY GASY NA TAMIN'NY ANDRONi RATSIRAKA AZA!!!!!
*NY VARY ANIE KA PLUS DE 7000FMG NY KG E!!!!!! PLUS DE 7000FMG§§§§§§§§§§!!!!!!!!
*ny taxi be anie ka 1500 fmg e!!!!!!!!!!!!
TSY NISY AN'IZANY LIBERTE D'EXPRESSION zany teto DAGO
voalohany ary:

ts misy fiainana miha mora zany tsony amzao satria ny eran-tany dia misondrotra avokoa ny vidim-piainana, ko naninn ary t@ andron'i ratsiraka no ts voatazona 500 foana ny mofo nandra-pialany teo fa nisondrotra tsikelikely? torak'izany ko ny frais sns?
ny momba ny abus de pouvoir ndray dia ts misy president tsy manapatra ny fahefany zany na iza na iza ary na aiza na aiza satria zay ko no anisan'nle privilege maha president.

ny fividianana avion dia necessaire @ voyage betsaka ataon'ny president fa tsy hoe isaky ny ande izy dia hi-birda avion iray ao @ air mad ho azy, cela fait perdre des miilion a la société. io otrany oe enao manofa trano iany io e! maninn enao no te hividy trano fa tsy oe manofa fona eo mandrakizay!! na hoe mividy fiara fa ts mand taxi fona na manofa eny @ reny mampanofa reny fona!!refa nosoloiny ny avion dia nomena ny air mad ilay avion taloha fa tsoe nodorana akory na oe nalainy ho fananany na nataony cado oan'ny zanany!! ary io avion @ zao ftona izao io dia fanana-panjakana (donc normal oe vola-panjakana no nvdianana az)ampiasainy @ service-ny fa ts oe azy personel; izay mandimby azy eo mampiasa ani'iny koa!! ny hetsika hoa'ny pauvreté zany dia ef nisy fona
fa ts solution mintsy akory ny oe ts nividy avion fa vary bdb no nvidina na oe anasondrotra karama d inn? le vola ts mis isam-bolana hozaraina @ olona!! mtov @ resaka lalana namboarina iany io, mis ol mteny oe nga ny lalana azo hoanina!! d otrzany ko v ny reaction nao oe nga le avion azo hanina? nefa ny tombon-tsoa azo avy @ fampiasana ny lalana sy le avion tsy jerevanao fa facade ivelany no itanao! manaova analyse lalindalina kokoa fa ts sarotra takarina zany!!
iza moa no miteny aminao oe nomena ny tany? sa enao nantrika ny fifanarahana teo d itanao oe nomem-potsiny le izy?

fanakatonanan media, misy ny zvt ts tokony hotenenina @ radio na tele satria manakorotana saim-bahoaka! olona exilé politik v no hasainao hiteny am tele comm si de rien n'etait? ko maninn iz no ts makaty na t@ iz mbola taty no niteny? deja alou, naninn izy no nande? satria misy zvt nataony teto!!!ny demokrasia dia fahafahana miteny ao anati'ny lalana fa ts oe te hitany enao d miteniteny foan sy manakorontana! aza raisina a tort et a travers

nanjary novidiana tokoa ny rano tompoko satria ny ol manana tendance a abuser!! zvt tsy ialam-bola ko!! ny any an-dafy zao ts misy zvt gratuit zan na dia wc ary! d mba eritrereto fa io fitiavan-kely sy fahihirana io iany no ts mampandroso!!

ary ny mahafinaritra ny ol t@ ftondran-dratsiraka dia oe niadana d, mora ny fiainana, nf zay ef nazavaiko teo zay! ny fond an'ny tena fahantrantsika tsy nis solution narosony mints fa ny zvt ita maso ftsn na tsapan'ny kibo no mahafinaritra ny ol par contre ny an-dra8 solution maharitra sady any @ fond no jerena fa ny ol ts mijery anzany fa ny itany d oe vary mora sy menaka mora frai mora sns! fa mahantra fona nefa !!

zay sy zay ary no izy ry zareo fa dia diniho e!! avelao ra8 hitondra sy hamita ny anjarany fa t@ andron-dratsiraka ts nisy nanohitohina azy rah ts ef nisy fifidianana!

MAHEREZA DAHOLO
19. tsiafoi1 ( 28/01/2009 08:57)
Io tsy resaka fijalian'ny vahoaka zany, raha izany efa zatra miafy ny olona, ... Fa resaka manipulation daolo ny zvt rehetra....

Resaka bizna avo lenta be io, ary tsy maintsy financement matanjaka be sy tactique bien organisé vao vita reny opération de pillage et vandalisme en 24h reny. Ny vahoaka masque fotsiny. Ny zava-dehibe izao de ny mamantatra we iza le fositra de sambory, de afatory tsy hikofoka intsony....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1534