Jereo ny ho avinareo ry malagasy
1. miarina
(
27/01/2009 14:46)
Tsy hiandany amiza aho na iza no hanoratako eto fa mba hamoha kosa ireo olona izay mandrava ny firenena amin'izao fotoana izao. Tsy ny fandravanareo izao zavamisy eto @ firenena izao mihitsy no hampisy ny fivoarana eto gasikara (ie fantatroa fa hisy hamaly indray hoe noana ny olona ... fa vao maiaka ianareo noana). Mba fantatrareo moa ny tohin'izao.
- Faly fotsiny ianareo hiteny fa potika ny orinasa sy ny fivarotana maro eraky gasikara --> assuré daholo ireny iverina ho azy ny volan'ireo orinasa ireo
- Miomana daholo @ fiakarany vidinentana satria ho sarotra ny ahitana PPN manomboka izao (tsy ireo olona mpanao mpolitika ireo no hitanty izany fa ianareo vahoaka madinika)
- Miomana fa ny ankamaroanareo izay nanimba ireo dia miasa (na ny havanareo) aminireo orinasa may ireo. Ho lasa chomeur daholo indray izany.
Raha izaho no anotaniana vahaolana amin ny fitondrana an'i madagasikara
- Antoko iray ihany ajoro ao dago (ataovy toy ny sinoa). Dia aleo samy hitondra daholy ny olona technicien sy politicien izay manana fandavantena. Aleo samy hifanaramaso ny mpitondra tsirairay
- Ny fanovana lalampanorenana aoka izay (amendement atao ). Satria izay tonga eo dia ny hanova ny lalampanorenana mba hampijanona azy sy hampitombo ny hareny ny tanjony.
- Ajanony any ity resaka fivavahana sy ny fitondrana ity. Izay miakatra eo dia hadalaina foana ny vahoaka fa mpivavaka na atomboka @ fivavahana ny zavatra rehetra (nefa ny ao ambadika zavatra hafa).
...

novalian'i vale ny 27/01/2009 18:46
2. xxx
(
27/01/2009 15:21)
KOU VO EO NO NAHAZO VARY BEDABE KOU HOE HO NOANA MISY NAHAZO 2 NA 3 GONY NY OLONA IRAY MISY NAHAZO LEKITERA TELE KA TSY HO NOANA ZANY NY OLONA E
3. xxx
(
27/01/2009 15:23)
toa nisy nahazo vola bedabe ko ony tany am magro ko!!mety najannn tao mits le vola hanaovany asa soa angamba e!
4. vale
(
27/01/2009 18:46)
xxx:
KOU VO EO NO NAHAZO VARY BEDABE KOU HOE HO NOANA MISY NAHAZO 2 NA 3 GONY NY OLONA IRAY MISY NAHAZO LEKITERA TELE KA TSY HO NOANA ZANY NY OLONA E
hahavita taona azy ireo ve izany vary 3 gony nangalariny izany ry xxx???? hummmmm..
Vao nahazo vaovao t@ télefona aho teo tantarain'ny oul any M/car fa efa manomboka MAMPIAKATRA VIDIN ENTANA HONO NY MPIVAROTRA satria betsaka ny magasins simba sy voaroba, fa dia MIHOMANA DAHOLO INDRAY IZANY FA VAO MAINKA KOA HIAKATRA HIAKATRA HATRANY NY VIDIM PIAINANA noho iza ihany anefa???????? MANDRORA MITSILANY DOL!!!!!!!
8O 8O 8O :{