Nanenina sa .....???
21. nathie86
(
27/01/2009 07:05)
akamatiana:
Efa ela ny Filoha no niantso fifanantonana niseho nilay i TGV efa vitany aby ny fandrobana sy ny sisa zay vao we ifanantona a ifanantona , izany izy no miseho itondra firenena ?? vahoaka keliny reo aza tsy voafehiny zay vo mibaradaka masay tssss , zao mbola miala zigla iany we andian'olona voakarama ireo mandroba ireo , iza indray no heveriny anakarama ireo ??? refa tsy izy de reo dinozoro zany , tssssssssssssss
Za ko zany mba niezaka ny nijery oe TGV marina v no tsy nanaiky ny hiaona @ Ra8, Ra ny tena zava misy anefa tsy izay fa t@ fiarabana tratrin'ny taona anie no natao hoe hiaonana eh, in no resaka mety ho vita anatin'ny fety sy fifampiarabana, tsy ho akorain'ny ol eo ftsny v i TGV, ny olona izay nasaina mantsy tsy hisy ahasahy ny hanohitra an'ito mpitondra.
Ny fandravana isankarazany refa ôtr'zao sy ny fanararaotana tsy maintsy misy fôna aloha eh, ny zvt nahagaga ftsny d nanin ireto mpitandro ny filaminana no tô tsy nisy sahy nadray ny andraikin'ny mpitandro ny filaminana sy ny fananambahoaka fa d mijery ftsny ireto olona tôna manararoatra ftsny ary manao exuse tsy mitombina @ fahantrana air force one sy ny sisa eh, d ra mangalatra v d manankarena, d ra mandroba sy mandoro ny tanàna v d miha misongadina. Tô fisainana lomorona daolo, jerevo tsara fa efa hanomboka hisitrika daolo indray izao ny PPN rehetra d avy teo 25000 ny kapoaka ny vary.
Aiza ny Fahafahana, FANDROSOANA LOL
24. aikon
(
31/01/2009 08:01)
aza de sarotiny manana azy re rahavana fa ny ohabolana malagasy de efa nanambara fa izay nalaina @ mangakaka dia tsy metsy alain'olona @ mangoakoaka valimpidinna fiakarana
ampy angamba izay azonao ny tiako ambara rehetra
ampy angamba izay azonao ny tiako ambara rehetra
