Main'ny afo natsangany i Andry
21. nyeja
(
27/01/2009 06:43)
VOALAVO
Mpandrava laka sy mpandavo
Ny biby antsoina hoe VOALAVO
VOAHOZONA HAMPIREFAREFA
Ka indro fa MANDRAVA EFA .
Potehiny tsy misy antra
Izay mba fananan'ny taranany
NY BIBY TSY HINO AN' ANDRIAMANITRA
Fa tena misy anie ny FARANY
Irony fanalam-baraka
No tadiaviny ikevohany
Mitombo isa ireo mahantra
Izay voalefony ao ivohony
Sanatria ny ho lasa avo
Ireo misaina toa voalavo
Voahozona hampirefarefa
Finaritra mandrava efa .
Ny Eja, 26 janvier 2009 amin'ny 4.10 maraina.

22. xxx
(
27/01/2009 06:56)
Satria tsy mipetraka aty amin'ny Faritany ianao ry Hery dia milaza fa tsy nilaina ny fampijanonana ny rnm, aty amin'ny Faritany dia tsy afaka ny ahaheno afa-tsy ny rediredy famaliana bontana sy ny hasiahan'ny mpitondra, tsy misy ny feo-dakolosy mba ahenoanao marina ny zava-miseho fa tampenan-tsofina lava, ny mpitondra izay tsy mahay miteny amin'ny vahoaka raha tsy amin'ny alàlan'ny fara-teny sy fahasiahana.
Izaho iza miteny aminao dia mino fa mbola zokinao raha ara-taona, ianareo any lavitra any mila mihaino fa tsy tonga dia mitompo teny fatratra fa nisy fahadisoana. raha matahotra ny réaction-n'ny vahoaka anie ka tsy afaka haneho hevitrakory e ! satria vao miteny ny tsy fahafaliana dia voagadra, nilainy ireny zavatra rehetra ireny hanovana ny fihetsiky ny mpitondra, misaotra an'i andry sy ny tariny nitarika ny vahoaka ahatonga saina ny mpitondra fa mila mihaino izy fa tsy eny ambony latabatra fotsiny, mila mesure d'accompagnement midtra any an-kibo ny fampanrosoana dradrainy amin'ny map fa tsy hoe ianareo MIARETA fa izaho manao voky sy afaka manao izay tiako atao sy tiako vidiana. Hano tsara ny sakafo mahavoky haninareo any ivelany any fa izahay mbola miaritra amin'ny anana lava sy ny vary tsisy laoka. Sambatra ianareo misakafo tsara, izahay na miasa aza mbola tsy afaka misakafo tsara, noana ny zanakay mandeha mianatra, mila fijerena izany fa tsy ny sommet no mahamaika sy ny force 1, mazava aminareo ve zany ? tsy ny voninahitra hoe izy irery ve no tsy hitaingina ropilanina tsara , tsy fantatray angamba izany fa izahay tsy mbola nitaingina ROPILANINA. Koa manomboka izao atsaharo lahy ny fandrangitana lava fa io no vao maika mampisondrotra ny olona handroba sy hanimba zavatra, tsy misy azony atao afa-tsy izay. Efa hifampiresaka izao ka aza manao intsony fandatsana, jereo ny tohiny.

23. nathie86
(
27/01/2009 07:10)
ny filohampirenena ito mihintsy no tena manao fomba fijery hautain b tsis ôtr'zany, diso miseho milay lôtra, za tsy pour ny fandravana sy ny fandorana mintsy aloha eh, fa avelao ny olona hitrôtra refa misy tsy zakany.
may ny afo natsany oe I Andry, zany tokoa v, fa manana ny part de responsabilitéany daolo na ny andaniny na ny ankilany, mapametra panontaniana oa oe, efa rava tokoa v ny fanjakana sa mbola nisy t@ ireny korontana ireny, taiza avy ny mpitandro ny filaminana??? nankaiza ????

24. bozyboleta
(
27/01/2009 07:20)
Ka efa hoe ny Mr. le Maire ihany no nilaza fa mahavita azy satria anazy ny tananan'Antananarivo.
Izy ihany no niantsoantso ny polisy sy miaramila tsy hiditra @ ty raharaha ty.
De aleo ho hita eo ny ataony.
Mbola Hendry ny mpitondra @ zao ka tsy mampiasa ny mpitandro ny filaminana fa ra mandriaka no eto raha misy izany.

25. xxx
(
27/01/2009 07:35)
bozyboleta : ka mbola mamy ny seza, sao dia mba mbola tavela ihany ka hotsarain'ny tantara e ! aleo mangina, jereo ireny fomba fiteny tamin'ny téléphone ireny, ny praiministra efa mba malefaka fa i prezidà mbola tsy mahay manamboatra fomba fiteny ihany. Ary izanao aza manao alahelo toa an'io, efa fantatra fa na ny mpitarika ny hikomy aza n'aiza n'aiza tsy ahafehy ny fihetseham-bahoaka e ! efa ao anaty calcul izany, ilaina ho'ah ireny, na nibaiko koa aza Ravalo tsy hisy miaramila hanaraka azy eo.
26. tsiafoi1
(
27/01/2009 07:53)
Jereo anie ty fomba famalin'ilaikely e, mbola miziriziry @'ny heviny fa tsy hifanantona @'ny fitondrana, nefa ny dégats vita efa hitsara azy sy ny tantarany...
27. xxx
(
27/01/2009 08:01)
tsiafoi / ho hitanao eo ny maha ilaikely azy, ny praiministra aza efa nanao hoe hifampidinika ny RAIMAMAN-DRENY, "La valeur n'attend point le nombre des années!!!"
Aleo tsy miteny intsony fa rampitso aho miresaka amiano, tsy mbola tsapanao ny fihazakazaky ny tantara, tamin'ny 2002 naharitra firy volana ? izao firy andro , noho ny fahamaizan'ny vahoaka. Hikombona ny vavanao, hay moa ianao tsy maty am-bavany. Hangina amin'izay aho tsy hiteny, rampitso aho miresaka aminao e !

28. eh
(
27/01/2009 08:03)
Sanatria ve dia ho voahozona isika ka tsy ho tafavoaka mihintsy amin'ity fanjanahana ity??? tena ratsy tena ratsy ity manjo antsika ry malagasy mpiray tanindrazana amiko.... tena mahonena tanteraka ilay toe tsaina ananantsika tena olona tsy hivoatra mandrakizay!!!!!!!!!!TOMPO ô!!! tahio ny Tanindrazanay ary avereno ny Fahendrena Malagasy ... :( :cry: :cry: :cry:
29. ngoiha
(
27/01/2009 08:10)
Mety mamo mihintsy lekely mandrombaka volant io ry zalah,zato fandehany aza efa mibilabila b ihany ,marina raha misy olona hanaraka azy intsony ???
fa na ny permi-any ange hono ka voron-doz'ee
hi hi hi moramora ihany ry TGVendrana.AZA DIA MIVELONA AMIN'NY HATSEMBOAN'NY HAFA

30. naughtyboy
(
27/01/2009 08:14)
voalaza teo
Fehiny : Nilaina ireny zavatra rehetra ireny mba hanovana ny zava-tsy nety rehetra, ary mila miaiky ny mpitondra rehefa manao fahadisoana. Diso ny filazanao fa main’ny afo natsangany izy, ny mpitondra no nanangana afo, tsy misy n’izan’iza ahasakana soulèvement populaire fa ny antony nahatonga izany no tokony jerena. Samy manana ny fahadisoany ny andaniny sy ny ankilany fa ny mpitondra tsy nihaino no tomponandraikitra voalohany
Koa manomboka izao atsaharo lahy ny fandrangitana lava fa io no vao maika mampisondrotra ny olona handroba sy hanimba zavatra, tsy misy azony atao afa-tsy izay. Efa hifampiresaka izao ka aza manao intsony fandatsana, jereo ny tohiny.
Izao rehetra izao no tonga dia efa fitakiana ny tsy rariny hatrizay ,(na dia teo aza ny fomba tsy mendrika nataony mpanararaotra sasany) NY tohiny , ny tanjona dia kely sisa dia ho tratra,fa ILAY TOMPON' ANDRAIKITRA MIVANTANA le8(mpandàla ny jadona)kosa dia mila harahimaso sy henjehina ho tsaraina @ lalàna eo anatrehany vahoaka ho hitany tantara fa tsy azo avela hitsoaka fotsiny toy ireo teo aloha @ fananany malagasy marobe voarobany sy ny asa ratsiny,efa managasanga ny vatampaty andevenana ny fitondrany le8 sy ny MAP
satria TANY mandàla ny rariny sy ny hitsiny i Magadasikara ary masina ny safidimbahoaka

31. rabilabila
(
27/01/2009 08:33)
Izaho aloha aty lavitra aty ka tsy dia mahita ny zava-misy ao an-toerana.Eny fa na dia mahazo vaovao an-taroby aza .
Maro kanefa , amin\'ny maha-olom-pirenena ahy , ny zavatra na hetsika manitikitika ny saiko ary tsy mahagaga ahy loatra \'izao tranga izao :
-Maro ny tatitra heno momba ny \"fahasiahan\'Ingahy mpitondra\" mba tsy hitenenana zavatra hafa , efa hita sy tsapa hatrany am-boalohany fa tsy mpanao politika izy fa mpitondra tranombarotra ( izay mazava ho azy fa ny benitra , ny vidy-varotra, ny spéculation .......,ny miady amin\'ny concurences......no tena imasoany amin\'ny maha-lehiben\'orin\'asa azy ) ,ankoatran\'ny fomba nampiroboroboany an\'io moa izay fantantsika ,fa nahay nanao négoc tamin\'ny banky ( fanjakana teo aloha) izy dia nitohy ny orinasany.....
Tiany nentina toa ny orin\'asa i Madagasikara , izay tsy hanomezantsiny azy satria izay no hainy sy \"talentany\" ; kanefa orinasa tokoa ve i Madagasikara ? Sa kosa orinasany ka tsy manana zo hanangana syndicats hiaro ny mpiasa? Na koa hanana doléances hahatsaratsara kokoa ny vokatra mba ahafahan\'ireo mpiasa hiroborobo hiaraka amin\'ny orinasany ? Ka izay sahy mampiakam-peo na mitatitra ny hetahetan\'ny mpiasa dia allez!!! affectés!!! Asa?
Amiko ,ny fanatsarana ny conditions de travail-n\'ny mpiasa no maha-productif ny orinasa iray ( fitandrovana ny fahasalamany sy ny akohonany , fanomezana karama sahaza ahafahany mifantoka amin\'ny famokarana ...........),kanefa eto dia mazava fa tsy izay no nifantohana mialoha fa ny sarety no natao nialoha làlana ny omby ,ary na nijanona tany aoriana aza ny omby dia tsy mba nanana ahitra nohanina akory fa simban\'ny dian-tsarety ny ahitra....na koa nakatona tao anaty vala ny omby fa ny ahitra maitso nomena ny osin\'olonkafa dia ny ombin\'ny tena minaonaona tsy manana hohanina ary mijery ny floaràn\'ny osin\'olona mitavana.....
- Ilay iray indray ,raha ny fahalalàko ny làlany ( mitovy genération amin\'ireo zanak\'anadahiko ary niara-nanao kanety taminy ,fomba fiteny io an!!) dia zazalahy ,nohon\'ny condition social-ny sy ny parcours-ny......,dia tsy dia nanana conscience politique loatra ..............Izany akory tsy manakana ny fananana eritreritra hampandroso ny firenena ....fa manana lamosina ho an\'izany ve izy ? Sceptique aho!!! Marionnette no fijeriko azy!!
Rehefa nojereko ilay horonantsary vitsivitsy (dispo daily..) dia tsy hilaza aho hoe \"interview\" ireny !!! monologue sy autocongratulation ary critiques no betsaka tao , ary mazava ho azy fa amin\'ny maha-olompirenna an\'Ingahy Ratsiraka dia zony tanteraka koa izany .
Iza tamintsika no tsy nanakiana , tezitra , nalahelo , tohina ......ka niresaka toa ireny tany anaty \"salon\" rehefa mivorivory iny isika ? Afaka manao izany tora-po izany daholo ny rehetra , azo alaina film ,azo alefa ao amin\'ny youtube na dailymotion na ny facebook-ntsika ....Et alors !!! ça changerait quoi!!! Fa ny zavatra nitranga dia ny tsy maha-innocent ny nandefasana an\'iny \"discussion de salon entre copains \" iny ho hitan\'ny besinimaro ary nohon\'ny toerana nisy an-dRatsiraka teto Madagasikara dia mazava ho azy fa naka dimension hafa ilay izy !!! Mzava ho azy izany , raha ny fahatsapako azy , fa actes avec preméditations ilay zavatra ; bala iray natolotry ny mpanohitra ,ary tsy hitan\'i Andry fa mety ho efa namboarin\'ireo mpanohitra ilay basy ka mety haratra koa ilay nitifitra ,ary ny tena olana dia tsy bala fe bala ilay izy fa grenady misarisary bala kadia......nirefotra tanteraka ary nirefotra teo an-tanany.
Toa fanoto sy laona ka na ny vary na ny ahi-dratsy na ny vato dia voaporiporitra ao daholo ... Sarotra ny hitsimpona avy eo fa tsy maitsy sasana dia manao sivana izay vao mahandro raha tsy izany sady ratsy tsiro ny vary fa masaisaika no mety hisy vato hanigana ka ho potika ao daholo ny nifintsika....
Mety ho diso aho ,ary mety hisy fahamarinany ny zavatra lazaiko ,fa izay aloha ,amin\'ny maha olompirenena Malagasy ahy no fijeriko izao toe-javatra izao.....!!!

32. fantaro
(
27/01/2009 11:20)
Ny vahoakan'i Andry Rajoelina ange tsy afa namonjy fa mbola variana nangorona fromage sy yaourt sy ny sisa e! nangalatra seza ; mahamenatra ny vahoakan'i Andry TGV e! Ary naninona hono ny fananany no tsy mba voakitika e!
33. patrick2002
(
27/01/2009 11:43)
Ary naninona hono ny fananany no tsy mba voakitika e!
satria mbola ny hatsembohany no hiadanany , fa tsy fananam-bahoaka no nangalariny.
34. xxx
(
27/01/2009 12:31)
Zao zany dia heno koa (mari-pototra), fa mandé koa ny any antsirabe any. inona no azonareo mpanohana ra8 tenenina @zany ary? marina fa misy an-dry ra-Merci, sy ry DenisBe ao. possible anisan'ny mpanentan r'zalah reo. fa maninona no tsy MAGRO irery no namboarina, fa ny shoprite koa, ny manaraka mbola tsy fantatra??
FA MANINONA??? FA MANINONA??? FA MANINONA???
lelafo iany zalah ny V.......-dra8 à. aleo ho an'ny vahoka hatrany ny fahadisona a!!! aleo ny vahoka hijaly eo fona a.
FA ZAO, IO NA RA8 NO EO, NA I ANDRY NO EO, NA IZA NA IZA, NY ANTSIKA MALAGASY DIA ZAO IANY: RAKOTO IANY NO RANAIVO, RASOA IANY NO RAVAO.
MITSANGANA ZAY MITENY NY ANKOATR'ZAY, HOTSOFINA RANO.
tadidio, fa i japon dia nitovy laharana t@ MAdagasikara t@ 1970 tany ho any. aiza izy zao? sika aiza?
nifandimby fahefana ireny ny tany amerika. nampilendalenda mihintsy ny nijery azy? iza no sahy hiteny fa isika hahita otran'reny @ fahavelomantsika??? izaho, ianao mamaky ahy io? ahita V isika?? ny zafindohalikin'ny zafiafina-tsika no ahita izany.
LAZAO ARY FA DISO ZANY ANALYSE IZANY. VALIO ARY FA ADALAN'NY VAHOKA NY FISEHOAN-JAVATRA ANEHITRINY. LAZAO ARY FA TSY TOKONY NAMPISEHO FITRORANA TOY IZAO NY VAHOKA. LAZAO ARY FA .................
MAPALAELO NY ZAVA-MISY. MALAELO DAHOLO ISIKA...........

35. heidi
(
27/01/2009 16:38)
Mandefitra:
Nareo mpomba an'i tgv io moa zao mihevitra fa raha miala eo ra8 de hahazo toerana eo tgv?
Nofy, jereo ny tantara 1991.
De saintsaino ny hiafaran'Antananarivo aorian'izay.
izaho koa manao an'izany! tsy hainy fa fitaovana ihany koa angamba izy .....
36. naughtyboy
(
27/01/2009 19:18)
xxx tsetsatsetsa tsy aritra kely e ,eny ampanidinana fotsiny voalaza fa
tadidio, fa i japon dia nitovy laharana t@ MAdagasikara t@ 1970 tany ho any. aiza izy zao? sika aiza
toa tsy io daty io izany no marina na taonjato 20 ko aza tsy marina fa efa nisy ireo nampianatra anay taloha namahana lalitra anay nilaza oe 1870-1900 tany nitovy laharana t@ zapone i M.kara nefa ny empire zapone notarihiny Meiji dia niroborobo t@ fanjanahantany tao azia(korea,manchuria,taiwan) sy ny toekareny t@ izany ary nandresy ny firenena lehibe tatsinana indrindra tao eropa Rosia1904-1905 t@ ady Nippo-Russe

37. gasyjean
(
27/01/2009 20:33)
xxx:
Aleo hanao ho hitan'ny havany eo izy roa lahy koa, zahay mi-spect foana ka.
Ianao ispect foana fa vokatr'izao amin'ireo vahoka madinika(90% ny malagasy) ve mba efa nosaintsaininao?
38. gasyjean
(
27/01/2009 21:00)
Fa inona no tena mba anatin'ny lohan'ireto olona mpanimba lava ireto ee? izany politika izany ve tsy tokony ho dialogue na fifamalian-dresaka am-pahibemaso raha sehatra demokratika no resahana?Dia izao ianao mandrava ireo fanana kely zara raha-misy mba ireharehavan'ny firenena ,eny mamono olona mihintsy aza,tena tsy mampino! dia lazainao fa ny vahoka no niteny raha olona vitsy no karamainao anao asa mahamenatra tahaka izao?.Raha ny fahitako azy dia matetika ireny mampihorohoro na terroriste ireny no mampiasa ny hetsika tahaka izao rehefa tsy mahazo izay ilainy.Ka i A/toa Andry Rajoelina ve te hitantana ny firenena ara-demokratika dia izao no fanombohany azy :vono-olona, fanimbana,fandrobana,fampizarazaram-pirenena,sns,ilay olona miseho ho demokratika,managna kianjan'ny demokrasia etsy sy eroa,nefa izy no tena mpandika lalána,dia tsy aiko hoe nahona ihany no mbola misy olona kely saina manaiky ho tarihiny.
Izaho akory tsy miteny hoe manaraha ianao an'i anona na i anona fa ny teniko dia izao"Mba fakafakao sy diniho ihnay ny fanapa-kevitra fa mety ho vidiana lafo dia lafo".Izaho sady tsy an'ny antoko iza no tsy an'iza,fa an'i Madagasikara tanindrazako.
Raha isan'ireo voakarama ianao"hanakorotana" ho mandrakizay ve ny fiadananao?
Izaho gasy ianao gasy,antsika rehetra i MADAGASIKARA ka mba andramo omena fitiavana.