na de zao aza no miseh!mino mbol lay gasikaratsik

1. andrywui ( 22/01/2009 12:11)
Indray andro any raha mbola tsy miangatra amin'ny olon-drehetra Andriamanitra ,de mino aho fa mbola omeny mpitondra mahay isika,hitantana ny firenena,omeny minisitra mahay mampiakatra haingana ny harin-karena malagasy haingana ary mbola omeny hanina mahafono kibo ny malagasy, mbola hihiratra ny anjara masoandron'ny isambatan'olona ,satria tsy izao hiainana izao akory no ZO farany ambany indrindra amin'ny filana tokony hiainan'ny olombelona de ny sakafo mahafeno kibo ny tsirairay zany sy ny trano mendrika kokoa hisitrihana,
novalian'i andrywui ny 23/01/2009 09:25
2. andrywui ( 22/01/2009 12:13)
na de zao aza no miseho! de mino aho fa mbola ihiratra ilay gasikaratsikaRed color
3. rangorivao69 ( 22/01/2009 12:21)
AMEN!
4. xxx ( 22/01/2009 12:29)
mboul ahazo mpitondra mahay isika ankoatran'i le8 io e! mino ko aho, fa ze anesorana an'io aloha no maika de mahatoky isika fa ahazo mpitondra tena
milay amizay,enga ane letsy
5. kidoropamba ( 22/01/2009 12:55)
Raha vao mandeha any Gabone ravalo dia tonga dia samborina satria maty ilay herin'ny fanafodiny ao an-gabone ao.
Mitsangana ry miaramila a. Tonga dia sambory lery rehefa avy nanelina henan-kisoa ka lasa mipararitra ta.y ao an-gabone ao. SAMBORY E!!!!!
6. xxx ( 22/01/2009 13:30)
Anjemantsô!!! de ao am-pangerena vé no hisamboranareo azy ??? nareo milaza fa na ny lamosiny aza feno tay , ka tsy hihosona hiara-maimbo ao daôly vé nareo rehetra sàka ? sao mba ny zavatra navoakany tao kosa ary no tena ho tadiavinareo ??? :-D :-D :-D dé atao inona lé izy rehefa voataty???
7. andrywui ( 22/01/2009 13:35)
andraso aloha ry xxx tsy sahy miseha masoandro fa mba vakio tsara le kozy sasany fa i penguin no voalaza tary oe misy tay hatrany andamosiny ny krevety , ka misambotra an'ira8 ao ankaboné zany ny pokna de tsisy koà sady avela aloh hifitra tsara vao petahina lery !! fa mba mamakia tsara elah ry tsy sahy miseha masoandro a!! malhonnete , be fika ,(ary so de mba le penguin ian ary ty xxx ty !! tena zay!!)
8. andrywui ( 22/01/2009 13:37)
le iny iany mantsy no tena bandy be fika sy be atidoha ato, ka raha mbola zazavao tsy ampy bagazy tsy maharaka ny fikabeny!! mazana iny raha hanova anarana sy hanao xxx!!
9. xxx ( 22/01/2009 13:46)
Ahanhan! tsy iza mihitsy kosa no pingoin eto ka !aza be revirevy sy be sipôzisiô ,samy latsaka ao anatiny ao daôly isika ka aleo hifanarahana dény izao! :evil:
10. xxx ( 22/01/2009 13:58)
ve ny malagasy de tsy mba ahita ze olona tena mba hampiakatra ny farimpiainanay mihitsy
11. andrywui ( 22/01/2009 16:51)
ny tsy ahita ze tena olona hampiakatra sy mba hanala izao zioga izao amin'ny malagasy aloha de tsy marina!!!!! satria mba betsaka ihany ny malagasy manampahaizana fa tsy zara raha nianatra sy tsy manana fahalalana ankapobeny sy antsipirihany toa an'ileio e!! be mahay ny malagasy ary tena manandoha fa tsy avela hiakatra hitondra any anjara birikiny amin firenena !! indrindra moa ka oe loko politika hafa zany na tsy mpanohitra aza!! de ra oe mpanohitra zany indray defa raisiny toy ny fahavalo !! tsy hay mihitsy le manao politik e!! heverindry dagà oe midy anga ny dikanle politik de alefa any amponja aby ny Malagasy rehetra ze tsy mitovy firehana
12. xxx ( 22/01/2009 16:52)
mbola ho lavitra amin'ny fahaizana politika zany ny malagasy ???
13. xxx ( 22/01/2009 20:19)
Mbola ary andakira be ary araky ny vendrana ,f'efa tsy manampaharoa eto an-tany :{ :{
14. kidoropamba ( 22/01/2009 20:33)
Tsy andrasana vita izany mihitsy fa ilay izy mitady ho latsaka iny dia samborina haingana levalo satria eo no tena tsy hananan'ny hery.
Nareo ve tsy mba mijery filma e?

Tsy misy vahoaka mila andravlo mihitsy eto. Tena tezitra ny kaofboay rehetra satria tena namidin'ny lery @ Daewoo ny tanàna mba ahazoana Raopilanina hijejojejoana. Tsssssss!!!!!

PEHO!PEHO!PEHO!
15. xxx ( 23/01/2009 09:11)
ary maninnn ktou ary aho raha manatona andRakotohasimbola eo Mahitsy de latsahana varatra any io ra8 io, asiako am varamaina io kle , iny kou zao haingana , tondé maina ny kibony
16. andrywui ( 23/01/2009 09:25)
an an an aleo izy esorin moramora amin'ny fitakiam-bahoaka otrizao atao izao , ka ra mbol be mokon tsa mety hiala teo de atao amin fanaovana azy anzzay, fa tsary dorana amin varamaina zan kosa e!! isik any tsa tompon'ny aina ! fa ho faizina anga de wui, fa ny hamono tsary izy iaho lerets ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0929