MBA MANAJA TENA NAREO MINISTRA IREO

1. Annie2006 ( 22/01/2009 08:28)
Izao no voavaky tao @ gazety les nouvelles:

"«Seuls les résultats comptent»

En réponse aux insinuations qui continuent d’être véhiculées à grandes pompes par l’opposition sur ces deux affaires, Haja Nirina Razafinjatovo a indiqué hier : «C’est une propriété à part entière de l’Etat. Mais je ne suis pas habilité à prendre la place du président de la République pour vous dire où est-ce qu’il a trouvé de l’argent. Par contre, l’achat de cet avion est à assimiler à un grand investissement pour le pays. Par les temps qui courent, en cette ère des hautes technologies, le pays se doit d’avoir tous les moyens qui lui permettent de faire face à la mondialisation, car tout va aussi très vite actuellement… »

Ces explications du ministre des Finances ont été confortées par son homologue des Affaires étrangères, Marcel Ranjeva, qui a souligné : «Si l’on veut avoir de bons résultats, il faut disposer des moyens adéquats… ».

Raha izany tokoa: MBA NOMENA MOYEN ve ireo tantsaha izahay nolazaina fa tsy miasa ka nanaovana varoboba @ Daewoo ny taniny? INONA IZANY MOYEN IZANY???????

MBA NOMENA MOYEN VE ireo MPIASAM-PANJAKANA na @ karamany fotsiny aza?

MBA NOMENA MOYEN ve IREO ORIN'ASA IZAY VONOINA SY ROBAIN'NY TIKO?????

MBA NOMENA MOYEN VE ireo MPIANATRA na ry zareo any @ Université izay mangataka isan'andro ny tsy hisian'ny delestage mba ahafahany mianatra.

MBA NOMENA MOYEN VE IREO MPIOMPY, IREO MPANJONO ireo MPAMOKATRA ny antsaha any ka ahafahan'izy ireo mampiroborobo ny asany?

AZA MANALA BARAKA TENA NAREO MINISTRA IREO fa TSY MAINTSY ANY @ TRIBONALY NAREO mamaly IZAO FANOMPANA ny vahoaka malagasy izao.

ARY raha ny ministra no MILAZA FA TSY HAINY AKORY HOE AVY AIZA NY NAHAZOAN'NY FILOHA VOLA dia MANINONA TSY MIALA araki'ny filazan'ingahy ANDRY TGV, satria ministrin'ny toekarena sy ny vola tsy MAHAVITA AZY DIA TOKONY MIALA.
novalian'i andrywui ny 22/01/2009 16:55
2. rabaradaka ( 22/01/2009 08:33)
Tsy any ny problème dadatoa a, i Haja ange ka efa fopla fony izy Ministre de la poste e, de nalefa MENRES vao mainka grave ary zao tena loza.Ity Ministre Marius ity indray dadatoa tena tary miasa io sady impec
3. Annie2006 ( 22/01/2009 08:36)
Miala izany rehefa tsy mahavita fa tsy miandry trongisina foana vao tonga saina. Miala miaraka aminy koa ilay raikalahy tsy manaja tena ity: Ravalomanana Marc.
4. xxx ( 22/01/2009 08:59)
Avion=> Grand invesstisement pour le pays?????
Jet prive ve dia invesstisement ???? Afaka ny hamonjy voina ve raha toa ka tonga ny cyclone ohatra??? efa mitonatonana mihintsy le fanjakana Malagasy!!!!
5. rabaradaka ( 22/01/2009 09:21)
Nenitoa Annie a, mba aza mora tezitra enao e
6. penguin ( 22/01/2009 10:14)
Mba manaja tena ry nenibe annie2006 a. Ianao vé mitovy laharana @'ny Ministra é ? Sao kary mihomehy vorondolo ?
7. andrywui ( 22/01/2009 10:39)
de io tsy mahavita azy de afindra kely etsy io no mba politikan'ny fanjakana!!
-tsy mahavoa ao am poste de alefa ary
-tsy mahavoa atsy amin'ny ministeran(ny mponina de alefa maketsy
de inonn fa tsy kisoa avadika akoho de miova lambo ihany de lasa reniakoho de mitovy ihany ny resultat ZERO!! matin'anoanan ny malagasy 20tapitrisa !!
marina mihitsy io tenin'ni Annie io hoe tsy mba misy fanohanana ireo akolafin'olona sasany atao atsonjay zany fa de ravana sy potehina hatrm farany daholo ny malagasy mba manana projet kely na societé kely na mba activité kely mba mandeha fa nitovitovy amin'ny an'ny TIKO!! de innn fa raha mbola misy 2taona eo io no eo de ho faty tarangana ny malagasy ! fa tsy hisy societé kely malagasy mba mihiratra eto !! ny malagasy manao tapa-kibo amzany tsy tenenina tsony ny fahatranalalina sakelehina ihany , mbola trongisina amin'ny impot sy ny hetra be koa aza ho faty tateraka!
8. xxx ( 22/01/2009 10:40)
Dray dray dray !! aleo hilamina ny tantara ry zareo a , toa lasa misafotofoto be ilay resaka , mbola misy afaka mividy lafo iny fiaramanidina iny raha izay izany no olana ,ary ny @ fanofana tany saika natao t@ daewwo dia azo resilier-na ilay fifanarahana raha tsy ahitantsika tombotsoa, araka ny fantatra aza dia toa nofaina koa ilay fiaramanidina fa tsy novidiana tanteraka ,ny fanitaran'ny sasany ihany no mahatonga ilay resaka hisavoana ohatr'izao. 8)
9. andrywui ( 22/01/2009 10:47)
elah zan no mpisolovava azy ra-xxx no tsy novidina à tsy novidina !!! avadiky ny olona kely ny resaka de mino ry le maivana isany !! tsy novidina? elah ve mipika e!!
10. xxx ( 22/01/2009 11:44)
Tsia ,tsy mipika tsy adala aho Ra andrywui ,fa mba efa nanao famotopotorana ihany kosa ny momba ny transaction d'aquisition n'ilay fiaramanidina ,betsaka ny filoham-pirenena, na ao afrika aza , no manao izany fomba izany ,@ na multinationals maromaro miandraikitra ny fanofana azy ireny ,ary ny tiako ho marihina dia tsy ny fiaramanidina ihany no iraiketandry zareo andraikitra ,fa na dia ny immeuble, ny site , ny patrimoine isankarazany, na ny tany hambolena , ny sambo mpitantitra entana ,ny fiarakodia vaventy ,etsetretsetra ...,Ny zavatra irorianan' ny saiko fotsiny ,dia ny fikambanan'ny olona izay nivarotra ny tranon'ny ambassaden' i Mada tao New York ,ka namindrana azy tany New jersey .Trano mankadiry be izany sady anisan'ny trano tsara indrindra tao New york ,na dia efa trano tranainy aza.@na centaine de millions de dollars no mety ho tetim-bidiny,satria manan-tantara.
11. andrywui ( 22/01/2009 12:01)
ary maninnn no tsy miseho masoandro ary nareo ra tena manakevitra fa miafina foana aminio xxx io, mijoroa fa lehilahy e!! eretana ze vava azo eto
12. xxx ( 22/01/2009 12:36)
Betsaka ny antony hampisehoana pseudo rehefa miserasera ohatr'izao, satria mba manana ny tiako hatao koa aho eo @ lafiny politika ,tsy mba anisan'ireo miresaka ela be fotsiny aho ohatr'izao ataoko izao raha tsy mba manana fotoana hanaovako izany , anisan'ireo olona efa nizaka olatra t@ andron'i philbert tsiranana sy t@ andron-dratsiraka aho ka hihezahako ny handanjalanja ny fandraisako anjara biriky hanasoavana ny tanindrazana . 8) Miala tsiny mialoha. :!:
13. kidoropamba ( 22/01/2009 12:57)
Iny ravalo mitokana lava-piringa iny @ fokontany iny mihitsy no tokony pehana fa ela loatra izy izany e.
PEHO!PEHO! fa manimba ny tany ary mivarotra tanindrazana.
14. andrywui ( 22/01/2009 13:48)
mazava ry xxx fa tohizo ndray ary le fanazavana nataonao tery ambony teo! fa ny tiako ho fantatra de oe tamin'ny fitondran'iza no nivarotra sy nandray ny vola vidinle ambasadin'ny mada tao New york io? azafady mba lazao anay oe
de trano vao novidina koa ve no nanoloana azy sa hofaina de ra novidiana izy io de nitovy vidy tam nivarotana azy ve??? miala tsiny ah manotany anao fa enao mahalala zavatra betsaka fa ts miteny de sokiriko an
15. xxx ( 22/01/2009 14:59)
Andra-Andrywui , raha ny periode nivarotan-dry zareo ilay ambassade aloha dia tena tsy voafaritro mazava tsara , satria mety naharitra ho aman-taonany ny procedure de vente ,araky ny henoko dia nisy juges sy magistrats vitsivitsy malagasy ,amerikana ary afrikana tatsimo , niara-nikolokolo nanantanteraka izany antsokosoko , tsy mbola hanonona anarana aho fa mbola vao eo ampanaovana famotorana ny tena zava-nisy!
16. andrywui ( 22/01/2009 16:55)
de mba miandry anao zahay ary mba hanome ny tena marina aminizio fa tena volabe tokoa kay no mety nivily lalana na tena nivily lalana taminio tranon'ambasady io !! de alefaso eto iany ary rehefa mitohy io tantara io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0465