Tsy M/car ihany no tsy nihina ny Fahantrana

21. andrywui ( 21/01/2009 12:59)
mbola resaka kominina finganin'ira8 mafy alou zao ny resaka hatramizao!!
ka izay no mahatonga ireo mpanao politik maro manohana ireo ny tena votoatiny de ,,fanalana ireo ministra sasany tsy mahavoa , fanokafana ny viva , fanomezana lanja ny kominina Antananarivo renivohitra satria ny Merina rehetra direct no hitsahana eo antampondoha aminizao tsy famelana ny ben'ny tanana hikarakara azy zao !!!! zay alou hatreto ny resaka fa ny manaraka mbola ho hita
22. xxx ( 21/01/2009 13:14)
Raha tena mpanao politika mahay sy tena vonona ny hampandroso an'i Madagasikara koa anie i le8 dia tokony ho fantany fa ao anatin'ny firenena demokratika dia ilaina ny fisian'ny balance eo @ fitondrana sy ny oposition. Sao ataon'i le 8 fa orin'asa Tiko ary i Mada????
23. penguin ( 21/01/2009 15:11)
Efa hoe mba miseho fa tsy miafina @'ty xxx ty. Raha misy saina elah dia fantatr'elah fa tsy tokony ho Ra8 irery no resahan'elah. Manana ny andraikiny daholo ny rehetra fa tsy izy daholo akory no manao ny rehetra eny fa na resaihiny eny amin'ny kabary aza. Ny zavatra vita sy ataon'ny mpiasam-panjakana izay tsy TIM 100% no entin'ny Ministra-ny any @n'ny governemanta ary ireny no avoakany any @ filakevitry ny governemanta fa tsy avy nosoratan-dra8 akory.
Rehefa difotra dia samy tompon'andraikitra avokoa. Noho izany mila mieazaka ny tsirairay satria ny vitan'ny rhetra mitambatra no resahin'ny mpitondra fa tsy ny nofiny tany ampandriana.
24. andrywui ( 21/01/2009 16:33)
aleo lety izy ry penguin hanao xxx toy izay miovaova anarana otranlah a!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0364