MANAPEPO VE SA ? INONA NY DIKANY?

41. ikaretsaka ( 26/01/2009 06:29)
Tsy manao avocats aho ary tsy niaanatra momban izany...sady tsy ho takany ny tarif ko raha ohatra ka...
Ma misarika anao kosa hijery ny realite sy hanontany tena sy hijery @ perspective hafa
42. bounany ( 26/01/2009 06:57)
ikaretsaka>> eny e! marina ny anao! mila mijery @ perspective hafa!
Fa zao kosa anefa: Za tsy nanery azy hanatitra anao AKORY, facultatif zany amiko fa tsy obligatoire. Misafidy izy NA hanao de manao tsis menomenona NA tsy hanao de tsy manao.

Za alo tsy mpivavaka be e: fa ny bible de milaza fa "tsy tsara ny manao zavatra ho any hafa revô asiana fimenomenonana".Aleo tsy manao;

nga de tena mikapoka be ny tarif e! ngô de tsy rariny e!
43. ikaretsaka ( 26/01/2009 16:53)
Misy koa hoe mba realiste sy misaina rehefa miangavy sy mangaraka zavatra fa. Tsy mangataka voatahimaina....

Raha hariva ny andro de mba tokony ho kopy hoe asiana fifampitsinjovana le izy fa tsy tenanao ihany
44. bounany ( 28/01/2009 07:45)
Ekeko le hoe "asiana fifampitsinjovana", ekeko 100%. Fa mi tenir compte elements hafa za rehefa mitaraina ny amin'zany fa tsy tia tena akory.
45. bema555 ( 29/01/2009 13:51)
raikitr zany disikission ato zany an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0604