MANAPEPO VE SA ? INONA NY DIKANY?

21. ikaretsaka ( 21/01/2009 15:46)
le izy tokony asiana resaka fifampitsinjovana ihany ...
raha hatao hoe any anosiavaratra ve le bandy no mipetraka de le sipa any ambohijanaka de ny andro efa harivariva ka naterina teo @ bus andrefan'ambohijanahary le sipa ka midongy haterina hatrany andoharanofotry.... aoka kosa le...
raha tsy hoe midodo any aminy aho angaha :-D
22. princesseN ( 21/01/2009 15:57)
kotobekibo:

ninimalala > tsy ny sipa gasy ihany no tonga d manatena ny ho vadiana fa ny sipa vazaha koa . Mety izay ilay feeling @ vhv , ary matetika aza no lasa fampiesonana ataon'ny bandy rehetra ilay hoe : " andao hiaraka amiko fa alaiko vady mihitsy njy !..." :-P :-D

ka eritrereto nge hoe vhv 40ans ts manambady d lhl 40ans ts manambady eh!tena samihafa mints,na zan ftsny iany az v d ts tokony mb hieritreritra vady ny vhv rehefa manao sipa!az omena tsiny eh!
23. kotobekibo ( 21/01/2009 16:13)
princesseN > izay aloha e! tena marina ny voalazan-njy , fa raha mbola vao 20 taona v d ny hanambady no ahamaika ?
Tsy nahita fihainana akory , d ref maro anaka avy eo , vao manondrana te ahita ny tsy fahita sy manao ny tsy tokony hatao .

ika > fanao taloha less izany manatitra sipa izany na lavitra aza d ref avy eo mi-krôsy b mody a!
Nanao izany dôly angamba , ary ref tonga ao antrano ka tsemboka d ihomehezan-dry bavinay hoe " laozana nanatitra sipa injay an! "
Ireo bandy mpanatitra an-dry zareo koa iaraha-mahita , fa mikrôsy b ref miala teo .
:-D :-P
24. soanja ( 21/01/2009 16:59)
ikaretsaka:

le izy tokony asiana resaka fifampitsinjovana ihany ...
raha hatao hoe any anosiavaratra ve le bandy no mipetraka de le sipa any ambohijanaka de ny andro efa harivariva ka naterina teo @ bus andrefan'ambohijanahary le sipa ka midongy haterina hatrany andoharanofotry.... aoka kosa le...
raha tsy hoe midodo any aminy aho angaha :-D

Namaste, ka eo anie le olana e. Alohan'ny hifanaovana fotoana tokony mba misy aloha fifandaminana e, ahoana izany no fodiana; hateriko ve ianao sa hande bus rehefa avy eo? Die eo le sipa milaza ny hitany fa mety. Dia milaza koa ilay bandy izay planiny hoe rehefa avy mihaona isika amin'izao ora izao dia tokony hanao izao aho tsinona. Tsy tokony ataonao ho mistery amin'ilay sipanao kosa ny antony tsy hanateranao azy handeh atongotra raha fantany fa tsy lavitra loatra ary vitan'ilsy bandy tsara iny diantongotra iny.

Dia mifandamina eo hoe inona no marimaritra iraisana, mety tsy ilay mandeha tongotra mody / aterina an-tongotra aloha no mety amin'ny andro iny fa mety amin'ny manaraka indray manao an'iny programa iny fa mety bus aloha no mety hanatsara ny rehetra. Heverina mialoha daholo izay atao, indrindra ny firaisana ara-nofo alohan'ny fanambadiana (hs), satria raha tsy izay dia manimba fiarahana tokoa satria samy manana ny fiainany avy tsinona ny olona raha mbola tsy mpivady ary tsy ianao sipa no hitaky izay mety aminao dia tsy maintsy atao fa marimaritra iraisana ihany no mahasalama ny fiarahana.

Mino aho fa io le engagement resahana eto hoe be expectation ny olona sipaina matetika nefa tsy voazava inona avy io ary ny vitan'ilay tianao sy tsy vitany.

25. ikaretsaka ( 21/01/2009 17:26)
izay hitako anefa fa mbola olan'ny gasy le vo mpisipa kelikely iny... tonga de io manao iotsy de ampy communication loatra io
ny 1moa matin-kenamaso matetika .. sao very ny hazo (tano ny azo fa sarotra ny mila) de mandefindefitra eny...
ny 1 koatonga de le mihantahanta amin'a pas de tsy miheritreritra tsotry satria mahita le 1 manao lalandava ny tadiaviny!

fa raha vao handingana le stade @ izay hoe izao ary an.. izaho dia tia an zao fa ianao tsy tia nefa zao... dia tsy maintsy misy gidraka kely foana aloha vao mifandamina.. raha tsy voalamina hatrany amboalohany
26. Papoose ( 21/01/2009 22:53)
eshy eeee
27. ainaheri ( 22/01/2009 08:51)
papoose>> ao za mba pepoy otran'io ee hihihihi
28. Papoose ( 22/01/2009 22:16)
firy le mimeroooo!!!!
29. ainaheri ( 23/01/2009 04:47)
nafangaronao tany aman'oulkafa tany ndray ny mimeroko an hihihi,efa nomeko kou mbola firy iany:-D:-D:-D
30. bounany ( 23/01/2009 08:40)
princesseN:

bounamy>ny hvtr atoroko andr d raiso @ zay revy tiny atao eo ky izy ah!az miraikitra b aminy zany f te anala azy ftsny zany izy matoa mteny an'zan @ndr,refa misy mo ny mlay no izy d elao tany

Zay mits angamba ka ! satria samia jeune! tsiz rery kou ny bandy e!
31. bounany ( 23/01/2009 08:47)
Lejoba:

Satria ny sipa any Dago vao kôtina dia ny hovadiana no ao an-dohany. Nefa ny bandy matetika mikôty pour le fun : analàna azy,
Vao hitan'ny ol miaraka @ sipa iray ianao dia miandry mariazy ny iray tanàna :°) :? :(

tsy vôtery hivady kosa rehefa miaraka e! zay aloha ny hevitro e! SATRIA REF MIARAKA DE EO NO MIFANKALALA TOETRA, ny toetra TSARA SY RATSY ! KA RAH TSY MIFANARAKA mitsy ny ONDE D aôna moa no tsy maintsy hivady! TSY ALEO V MISARAKA? ZAVATRA TSY METY V D FORSENA HO METY IHANY. RAHA TSINONA KO! ny fanambadiana ange décision important e, iankinan'ny hoavinao iray manontolo.
32. bounany ( 23/01/2009 08:59)
xxx:

enao ao @ profil_nao milaza fa "Tsy tia olona hypocrite sy mpandainga " de nefa enao no tena hypocrite satria enao manana sipa nefa ao @ profilnao misy an'ito:
Mitady : Olon-tiana
Fanampiny : Tsy tia olona hypocrite sy mpandainga

Misaotra anao t@ remarque! za "Tsy tia olona hypocrite sy mpandainga " ;
Efa manana olon-tiana ana ! MARINA ZANY ! marina lôtra! SAINGY ARAK'IO VOALAZAKO @NAREO EO AMBONY IO D TSY TIKO NY FOMBANY! RAISINY HO ENGAGEMENT NY HANATITRA ANA HODY! akoatry ny fietsika hafa zay tsy tiako koa ataony! nefa rehefa makany @zareo za tsy asiako olana fa ataoko @ fo ! tsy tiko ny fombany d mitady hasoloko azy aho! c'est pourquoi j'ai écrit dans mon profil Mitady Olon-tiana !

33. bounany ( 23/01/2009 09:23)
Misaotra betsaka anareo fa tena milay ny analyse- nareo! misy ko mo ny somary manakiana, fomban-javatra zany sady tena ilaina satria constructive le izy indraindray! Misaotra e!

d zao kou! aza d aratsina lôtra ny sipa gasy fa ny gasy, gasy ihany! io ny atsika! fière d'être Malagasy!

34. kotobekibo ( 23/01/2009 15:38)
bounany > zà aloha tsy manaratsy sipa gasy izany e! ny sipa gasy milay lavitra noho ny sipa vazaha . (l)
35. Papoose ( 23/01/2009 21:12)
ainaheri:

nafangaronao tany aman'oulkafa tany ndray ny mimeroko an hihihi,efa nomeko kou mbola firy iany:-D:-D:-D

andray kosa!!! za tsy manafangaro zany fa le portable ne no tena tiko eee!!!
:°)
36. Herimiafina ( 24/01/2009 02:33)
bounany:

Indray mande zay d nanatitra ana ny sipako; tonga teo @ arrêt na bus makany @ nay de hoy za hoe andao hande tongotra fa tsy hande bus (satria tsy de lavitra n misy ana) ! d izy mo otrany tsy te hande tongotra zany fa maika hody hono, ny andro ko tamin'io efa maizina, d nande tongotra iany nefa zay!
Teny an-dalana @zay d hoy izy tamiko: "ZA NGE TSY TIKO NY MANAO SIPA E! TSY TIKO SATRIA MITERAKA ENGAGEMENT!"
Araka ny hevitrareo inona no tena tiny hahatongavana?
Ny fahitako an'io mants d otrany hoe tsy tia ahy izy ; kamo manatitra ana raisiny ho engagement ny zavatra ataony @ko.
Sa ahôna HOZ NAREO? MISÖTRE !

Efa azony alohan'ilay engagement ilay recompense dia tsy motivé intsony izy hanatitra.
Ny tokony nanaovanao azy dia tenenina hoe izy: "raiso ny engagement hanatitra ahy dia omeko ilay recompense rehefa tonga any isika", dia ho hitanao fa vetivety ianareo dia tonga.

:^)
37. bounany ( 24/01/2009 08:17)
Herimiafina:

on tsss! quelle recompense? RAHA TENA TIA AHY IZY TSY MILA OMENA RECOMPENSE VÖ MANAO AN'IZANY! ATAONY AMIN'NY FO ALOHA !
AU CONTRAIRE ! TSY MBOLA NAHAZO RECOMPENSE ANTICIPE AVY TATY AMIKO IZY hatramin'ny niarahanay! IZY ANGAMBA MIERITRERITRA FA TSY HANAO ENGAGEMENT RA TSY MAHAZO recompense KELY! ET moi je dis non! ça ne va pas comme ça!
38. Herimiafina ( 25/01/2009 13:51)
Marina ny anao, aza omena mihintsy aloha!
Fa ny kofboay manao an'io dia leo, leo ilay manatitra kanefa tsy sahy mikaozy directa dia mody soamry avilambilana any amin'ilay hoe "tsy milay ilay manao sipa fa manjary misy engagement".
Mbola eo amin'ny stade donnant-donnant tsinona ilay fitiavana, dia mahatsiaro tena ileiry hoe izy foana no manomé, manao sacrifice, manao concession, kanefa tsy mahazo n'inon'inona en retour dia manomboka mimenomenona. :^)
39. ikaretsaka ( 25/01/2009 20:31)
bounany:

[quote=Herimiafina]
[quote=bounany]
Indray mande zay d nanatitra ana ny sipako; tonga teo @ arrêt na bus makany @ nay de hoy za hoe andao hande tongotra fa tsy hande bus (satria tsy de lavitra n misy ana) ! d izy mo otrany tsy te hande tongotra zany fa maika hody hono, ny andro ko tamin'io efa maizina, d nande tongotra iany nefa zay!
Teny an-dalana @zay d hoy izy tamiko: "ZA NGE TSY TIKO NY MANAO SIPA E! TSY TIKO SATRIA MITERAKA ENGAGEMENT!

on tsss! quelle recompense? RAHA TENA TIA AHY IZY TSY MILA OMENA RECOMPENSE VÖ MANAO AN'IZANY! ATAONY AMIN'NY FO ALOHA !
AU CONTRAIRE ! TSY MBOLA NAHAZO RECOMPENSE ANTICIPE AVY TATY AMIKO IZY hatramin'ny niarahanay! IZY ANGAMBA MIERITRERITRA FA TSY HANAO ENGAGEMENT RA TSY MAHAZO recompense KELY! ET moi je dis non! ça ne va pas comme ça!

Ka izay...ny bandy tsy manao @ fo fa manao @ B==D sy ny saina.... raha hahafaty azy sy miharo fanjanahana kosa toa io... tsy fitiavana intsony io amiko fa enao de nenao ihany.... aterona ENAO.... zao enao.... raha voaendaka izy refaveo fa ny andro alina de... ahoana?
40. bounany ( 26/01/2009 06:04)
ikaretsaka >> enao kosa alo de avocat-ny e! :lol: :lol: :lol: tena kôzy e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008